Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161126

Misongadina

Marc Ravalomanana Mbola tompon'ny serasera

26/11/2016

Nitsidika teny aminny aminny Parc des expositions Forello Tanjombato, toerana hanatanterahana ny hetsika ara-toekarena Salon de lIndustrie de Madagascar na SIM andiany faha-3 ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Tolonny fanorenana ifotony (TFI) Niala maina indray ny mpitarika

26/11/2016

Tsy hay na tahotry ny korontana na ny fanentanana no tsy nahomby fa tsy nisy namaly ny antso sy famoriam-bahoaka nataonny Tolona ho Fanorenana Ifotony (TFI) tarihin-dry Joseph Yolande, Rn Rasolofo, Solonavalona

Hamaky ny tohiny...

Pasitera Mailhol Manjaka loatra ny tsy fifampitokisana

26/11/2016

Mahazo vahana ny rotaka sy fitsaram-bahoaka, saika manerana ny Nosy io. Nisongadina ny tany Mampikony sy tany Maintirano farany teo. Amini Pasitera Mailhol dia tsy fifampitokisana misy amin'ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana no mahatonga io endrika tsy herisetra ara-pirahamonina io.

Hamaky ny tohiny...

Mpitaky ny nosy manodidina Mitaky ny fiandrianam-pirenena

26/11/2016

Tsy azo hifampiraharahana na aminiza na aminiza ny fiandrianam-pirenena, hoy ny avy eo anivonilay fikambanana nosy Malagasy na ANM, raha nandefa taratasy misokatra ho anny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampiana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Solombavambahoaka Hanala azy eny amin'ny By Pass

26/11/2016

Vita iny ny fandaniana ilay tetibolam-panjakana 2017 teny anivonny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana tany Etazonia Mety haverina ny fanisam-bato

26/11/2016

Toy ny nitranga taminny taona 2000 teo aminny fifidianana ho filoham-pirenena nifanandrinani Al Gore sy George Bush zanany dia ahiana ihany koa izao ny hamerenana ny fanisam-bato azonireo mpifaninana taminny fifidianana filoham-pirenena amerikanina farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Fivorianny Frankofonia Efa tonga tsikelikely ireo filoham-pirenena

26/11/2016

Anio sabotsy no ho tonga ny filoha Frantsay Franois Hollande. Efa nisy kosa ireo filoham-pirenena sy praiminisitra tonga ny alakamisy sy omaly zoma. Anisanizany ny filoha Vietnamiana Tran dai quang,

Hamaky ny tohiny...

wake up Madagascar Hitondra ny tabatabanny olom-pirenena eny aminny kianja Maki

26/11/2016

Hitondra ny toreo sy ny talahonny vahoaka Malagasy aminny alalanilay hetsika tabatabanny olom-pirenena eny aminny kianja Maki Andohatapenaka anio ny Wake up Madagascar, fikambanana iray izy miezaka mijery ifotony ireo maharary ny vahoaka Malagasy .

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Lafo tanteraka e !

26/11/2016

Tena lafo rise isika a ! Lafo ny harena sy ny tanintsika ary mbola tadiavinareo hamidy ihany koa ny tenintsika !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tolo-tanana ho an-dRandrenja Eny amin'ny Coliseunm amin'ny 4 desambra

26/11/2016

Efa manomboka mihatsara ny fahasalaman-dRazafindrakoto Grard na Randrenja aminizao fotoana izao fa tsy araka ny feo nandeha teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy mankany Quebec Nitombo 12 isan-taona

26/11/2016

Niampy 12 isa isan-taona indray raha folo teo aloha ireo mpianatra Malagasy hiantohanny firenena Quebecoise saram-pianarana maimaimpoana, handranto fianarana any aminny Universit du Qubec Trois Rivires.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Star Miara-miasa amina tantsaha 20 000

26/11/2016

Handray anjara aminny fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny vondrona Star. Anisanny antony nanosika azy ireo hanohana amim-pomba ofisialy ilay hetsika Salon de lIndustrie de Madagascar 2016 hifarana rahampitso eny Tanjombato izay hahafahana mampiroborobo ny orinasa Malagasy rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Be fihetsiketsehana

26/11/2016

Tsy fantatra ny tanjona aminizao fihetsiketseha mitranga aminizao fihaonambenny frankofonia izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana