Fil d'actualités du 17/01/2017

  • 17/01/2017 - 07:20 : Morondava: 6 ora amin'ny 24 ora isan'andro no mandeha ny herinaratra ao Morondava. Mitsitapitapy ihany koa ny famatsian-drano any an-toerana. Mitaraina ny mponina indrindra ireo mpandraharaha izay lasibatra manokana no ireo trangan-javatra ireo.

  • 17/01/2017 - 06:50 : Mandroseza: Manomboka mihena ihany koa ny reniranon'i Mandroseza nohon'ny tsy filatsahan'ny orana. Ahiana ho tapaka mihitsy ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina afaka 4 andro raha mitohy io tsy fisian'ny orana io.

  • 17/01/2017 - 06:20 : CAN 2017: Ady sahala samy tsy nitoko no niafaran'ny lalao nifanatrehan-dry zareo ivoarianina sy togoley. Niondrika 1 no 0 teo anatrehan'i RD Congo kosa i Maraoka ao anatin'ny sokajy C. Hiakatra an-tsehatra ny gropy D anio: Ghana hikatroka amin'i Ouganda ary Mali hihaona amin'i Egypte.

  • 16/01/2017 - 18:10 : Faritra Itasy: Mananika ny 53% ny tahan'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra ao amin'ny faritra Itasy, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny ofisim-paritra. Ambony io tarehi-marika io mihoatra amin'ny salan'isa nasionaly.

  • 16/01/2017 - 17:45 : Tranovato Ambatonakanga: Feno 150 taona ny 22 janoary 2017 izao ny naha tsangambaton'ny maritiora ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga. Homarihana amin'ny fanompoam-pivavahana lehibe ny fankalazana izany ny alahady izao. Hisy ihany koa ny fitokanana takelabato fahatsiarovana.

  • 16/01/2017 - 17:20 : Boriboritany fahaefatra: Nitombo avo 3 heny ireo mpifankatia nisora-panambadiana nandritra ny fetin'ny Krismasy sy faran'ny taona 2016 teny amin'ny boriboritany fahaefatra. Nahatratra 30 isan'andro izany tamin'ireo vanim-potoana ireo raha manodidina ny 10 ny andavanandro.

  • 16/01/2017 - 16:55 : Hani-masaka: Nisondrotra niaraka tamin'ny fiandohan'ny taona 2017 ny vidin'ireo hani-masaka eny amin'ny hotely sy gargoty. Manodidina ny 500 hatramin'ny 1.500 ariary ny fiakarana isaky ny vidin-tsakafo masaka.

  • 16/01/2017 - 16:30 : Albert de Monaco: Ho avy eto Madagasikara ny printsy Albert de Monaco amin'ny volana febroary 2017 raha tsy miova ny fandaharam-potoanany. Hifantoka betsaka amin'ireo hetsika sosialy ny vontoatin'ity diany eto amintsika ity.

  • 16/01/2017 - 16:05 : Toetrandro: Misy andro ratsy miforona any amin'ny 1.500km avaratra atsinanan'Madagasikara ankehitriny. Hiantraika amin'ny fiovan'ny toetrandro eto amintsika izy io amin'ny faran'ny herinandro, hoy ny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro.

  • 16/01/2017 - 15:40 : Oniversite: Notontosaina androany ny kongresin'ireo lehibe mpitantana sekolim-panjakana ambony miaraka amin'ireo filohan'ny oniversite. Lahadinika ny fandaharam-potoanan'ireo fanadinana samihafa sy ny fidirana eny amin'ny oniversite.

Voir plus d'infos...

16/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161119

Misongadina

Rocade Andohatapenaka Zara raha vita

19/11/2016

Aorianíny fahavitaníny fihaonana an-tamponíny Frankofonia vao tokony hisokatra ho aníny rehetra ny Rocade eny Andohatapenaka, hoy ny CRBC (China Road and Bridge Corporation).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitsaram-bahoaka Kolikoly no fositra, hoy ny CNIDH

19/11/2016

Ny fikolokoloana ny ďtsy maty manotaĒ izay omena vahana sy arovana aminíny alalaníny kolikoly, ny fitsabahaníireo manampahefana ambony sivily sy miaramila,

Hamaky ny tohiny...

ę Iles ťparses Ľ Ho azo aminíny 2020Ö

19/11/2016

Maro ny fikambanana miady mafy aminíny fitakiana ireo nosy eparsa, izay mbola eo am-pelatananíny Frantsay hatraminíizao na dia ny nivoaka taminíny fehin-kevitry ny Firenena Mikambana taminíny taona 1979 aza fa aníi Madagasikara ireo nosy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Karakarainíny Frantsay fatratra ny zandary malagasy

19/11/2016

Dia mibaribary ny maha zanatany Frantsay aníi Madagasikara, taminíny nikarakarany fatratra ny zandarimaria malagasy. Saika ireny firenena zanatany Frantsay ireny ihany koa moa no ahitana itony vondrona mpitandro ny filaminana itony.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Tsy teny Andohatapenaka

19/11/2016

Tsy mba anisaníireo manampahefana hita teny Andohatapenaka nitokana ny lalam-baovao omaly ny beníny tanŗnaníAntananarivo Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Fiarahamonina Malagasy Tsy hitovy mihitsy ny lahy sy ny vavy

19/11/2016

Aminíny maha Malagasy antsika dia efa manana ny soatoavina antsika manokana isika, hoy Atoa Ratiharison Jean Navandahy filoha nasionaliníny fikambanana ZaíGasy Mandroso, raha tafaresaka taminíny gazety Tia Tanindrazana izy omaly teny Ambanidia.

Hamaky ny tohiny...

Kaomisera eoropeanina Neven Mimica Ho avy eto hamonjy ny FrankŰfŰnia 2016

19/11/2016

Andro sisa isaina dia raikitra ny fihaonana an-tampony faha-16 aníny FrankŰfŰnia. Tsy ho raharahaníireo firenena mampiasa aminíny ampahany na manontolo ny teny frantsay ihany anefa io fa eo ihany koa ireo vondrona iraisam-pirenena sy mpiara-miombona antoka samihafa.

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY ARIVONIMAMO

19/11/2016

Dahalo roa maty, ka ny iray matiníny fokonolona ny faharoa voatifitry ny zandary ary iray fahatelo azo sambobelona rehefa nanafika toeram-pivarotana iray aníny Beníny tanŗna Marofangady, Distrika Arivonimamo ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny...

CONSUL DE MONACO Nanolotra kits sportif ho aníny mpianatra eto an-drenivohitra

19/11/2016

Fomba iray hahafahana manampy ny ankizy sy ny tanora hivelatra ny fanaovany fanatanjahantena.

Hamaky ny tohiny...

Lycťe Moderne Ampefiloha Nohatsaraina ny toerana fanaovaníny mpianatra fikarohana

19/11/2016

Nohatsaraina ny foibe mitahiry ny antontan-kevitra eo anivoníny Lycťe Moderne Ampefiloha hahafahaníireo mpianatra miisa 2.000 manovo fahalalana ao an-toerana manamora ny fanaovana fikarohana.

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny maitso ahitra any Androy Am-perinasa ny ministeraníny mponina

19/11/2016

Nanampy ireo mponina any aminíny Faritra Androy taminíny alalaníny fanomezana ny masomboly ďantakaĒ hahafahaníizy ireo miatrika ny maitso ahitra ny minisiteraníny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fanarenana ny fakiolteníAmbatonakanga 24 273 700 ariary no ilaina

19/11/2016

Notanterahana ny alarobia lasa teo ny fanolorana ny asa fanarenana ny Seminera Amparibe izay anisaníireo toeram-ponenaníny mpianatra ho Mpitandrina mandranto fiofanana teolojia aminíny Oniversite Ravelojaona Ambatonakanga miaraka aminíAmbatobevanja sy Ambavahadimitafo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Rahoviana vao ho tomponandraikitra ?

19/11/2016

Raha mbola ho fifanilihana foana no iainana eto dia aza manantena ny ahita vokatra aminíizay atao. Toy ny lalao ara-panatanjahantena io

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana