Fil d'actualités du 18/01/2017

  • 18/01/2017 - 14:30 : Faritra Alaotra _Fandatsahana orana: Rahapitso alakamisy 19 janoary no mety ho feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana any an-toerana raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro. Olana ny goavana ny doro tanety, izay hanentanana ny olona ny fanatsaharana izany.

  • 18/01/2017 - 14:00 : Orinasa Jirama: Milaza hanao fanadihadiana lalina na "Audit interne" ao anatin'ity orinasa ity ny fanjakana noho ny toe-javatra ambara ho tsy mangarahara ao anatin'ny orinasa. 60% ny tahan'ny fampidiram-bola saran'ny herinaratra vokarina amin'izao fotoana izao fa tsy 100% araka ny tokony ho izy.

  • 18/01/2017 - 13:30 : Toekarena _Sandam-bola: Ahiana hisy fitotonganana goavana ny lanjan'ny vola ariary noho ny famohana vola vahiny be loatra sy ny tsy fahampian'ny tahirim-bola vahiny eto amintsika, hoy ny CREM na ny Faribolana iraisan'ireo mpandinika ara-toekarena eto Madagasikara.

  • 18/01/2017 - 13:10 : Politika _Omer Beriziky: Maloka tanteraka ny fiainam-pirenena tao anatin'ny 3 taona nitondran'ny fanjakana ankehitriny ary tsy manana fitokisana amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenena na ny HCC iny ankamaroan'ny vahoaka.

  • 18/01/2017 - 12:50 : Toamasina II _Halatra lakolosy: Olona miisa 4 voarohorohy tamina halatra lakolosy tamina fiangonana katolika iray miakatra fampanoavana anio.

  • 18/01/2017 - 12:35 : Jirama: Hanome 70 miliara amin'ny 750 miliara tadiavin'ny Jirama amin'ny famahana ny olan'ny delestazy ankehitriny ny fanjakana. Io 750 miliara io no ilaina raha toa ka milaza ny hampihena ny fanampiana ny Jirama ny fanjakana amin'ity taona ity ka 250 miliara ihany no homeny raha 290 miliara ariary tamin'ity taona ity.

  • 18/01/2017 - 12:15 : Delestazy: Nahatratra adin'ny telo ny fahatapahan-jiro tamina faritra maro tamina toerana maro teto an-drenivohitra androany maraina. Nanomboka tamin'ny 9 ora ka hatramin'ny 12 ora ny tamin'ny manodidina an'Andrefan'Ambohijanahary sy Sonierana.

  • 18/01/2017 - 10:50 : Fitsaboana: Tontosaina manomboka androany manerana ireo renivohi-paritany enina ny fanadinam-panjakana handraisana ireo mpitsabo mpanampy andiany faharoa. Haharitra roa andro ny fotoam-panadinana.

  • 18/01/2017 - 07:40 : Mpiasam-panjakana: Miisa 13.686 ireo mpiasa ho raisina fonksioner amin'ity taona 2017 ity. Nanatombo 1.000 io tarehimarika io mihoatra ny tamin'ny taona 2016. Mpampianatra Fram ny 10.000 amin'ireo, araka ny fanazavan'ny minisitry Asampanjakana sy ny Lalana Sosialy Maharante Jean de Dieu.

  • 18/01/2017 - 07:10 : Fifamoivoizana: Nohamafisina ny fisavana ireo moto mifamoivoy eny amin'ny arabe. Anton'izany ny fisian'ny fanafenana fitaovam-piadiana sy zava-mahadomelina toy ny hita teny Anosipatrana, hoy ny tompon'andraikitry ny serasera eo anivon'ny minisiteran'ny filaminam-bahoaka.

Voir plus d'infos...

18/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161111

Misongadina

Mijoro ireo Depiote TIM Ampy izay ny antsojay !

11/11/2016

Nanazava ny zava-nisy ny harivan地y alarobia lasa teo ny mpitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra teny Analakely omaly

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitantanana ilay 200 tapitrisa Ariary Ny depiote no filohan地y CLD

11/11/2016

Tontosa omaly teny Tsimbazaza ny fivoriana tsy azon地y besinimaro natrehina niarahan地y praiminisitra sady minisitry ny atitany Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ny minisitry ny vola sy ny tetibola Gervais Rakotoarimanana an-daniny, ary ireo solombavambahoaka mpikamban地y antenimieram-pirenena an-kilany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Hanara-maso akaiky ny Eoropeanina

11/11/2016

Nifarana omaly teny amin地y Carlton ny atrikasa fanangonan-kevitra ho fanatsarana ny lal瀟a mifehy ny fifidianana eto Madagasikara nokarakarain地y CENI (Commission Electorale Nationale Ind駱endante) ary novatsian地y PNUD (Programme des Nations Unies pour le D騅eloppement) vola

Hamaky ny tohiny...

Dinika fanavotam-pirenena Nandresy lahatra ny tafika

11/11/2016

Manoloana ny tsy fandriampahalemana eto amin地y firenena dia miantso ny mpiasam-panjakana rehetra izahay, indrindra ny tafika, hoy ny fanambaran地y Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP).

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Tsy hiverina amin地y toerany intsony

11/11/2016

Efa tena tsy mahatoky sy tsy resy lahatra amin地y filoham-pirenena intsony ny ankamaroan地y olona amin段zao fotoana izao

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Mpamosavy malemy

11/11/2016

Ahoana indray ry Jean ity manao mpamosavy malemy ity a ? Ny ao an-trano ihany no aripaka ! Mba mahaiza mitsinjo lavitra ho aho ! Dia inona izao no tombony ho anao raha mifandramatra amin地y zanany io ramatoa io ? Efa fantaray anie fa ianao ihany no mamboly korontana ao an-trano ao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Filohan地y Hafari Malagasy Voaheloka higadra 1 taona sazy mihatra

11/11/2016

Voaheloka higadra herintaona sazy mihatra eny am-ponja ny filohan地y Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny...

Thierry Rabenandrasana 溺bola filoha faratampon地y foloalindahy ve ny filoha ?

11/11/2016

Nanoloana ny zava-nitranga tetsy amin地y lapan地y tan瀟an但ntananarivo etsy Analakely ny alarobia teo, dia nilaza ny mpanao politika sady mpikambana ao anatin段lay vondrona politika Dinika ho an地y fanavotam-pirenena (DFP) fa tokony horaisin地y fitondram-panjakana ho feon-dakolosy ireny.

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana ara-diplaomatika Hampian地y Alemana ny 鉄駭at malagasy

11/11/2016

Nivaly ny fangatahana fanohanana sy fanampiana nataon地y Antenimierandoholona Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Tsy voafehiny ny tafika Tokony hiala ny CEMGAM

11/11/2016

Efa nanaiky ny handray an-tanana ny fitsaboana sy fikarakarana ireo olona nambara fa naratra noho ny fifandonana tamin地y polisy monisipaly ny kaominin但ntananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Fanofanana ireo PARAMED Hifanakalo hevitra ny CMR-PARAMED sy ny fanjakana

11/11/2016

Vonona ny hifanakalo hevitra amin地y CMR-PARAMED na ny 鼎ercle Mixte reflexion pour la r騅alorisation du syst鑪e des param馘icaux Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Taksibe eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa ara-dal瀟a

11/11/2016

Taorian地y fanisana sy fitsirihana ireo fiarakaretsaka ara-dal瀟a eto an-drenivohitra dia miroso amin地y fanisana ireo taksibe miasa eto an-drenivohitra indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanjakan地y tsy maty manota

11/11/2016

Mbola hisy sahy hiteny ihany ve eto amin段ty firenena fa tany tan-dal瀟a i Madagasikara ? Ambetin-tenin地y mpitondra ny hoe hajao ny ny lal瀟a fa tany tan-dal瀟a i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana