Fil d'actualités du 27/03/2017

  • 27/03/2017 - 11:15 : Fanamarihana ny 29 martsa: Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany eny amin'ny tranombokim-pirenena Anosy ny fanamarihana ny faha-70 taonan'ny tolom-panafahana tamin'ny 1947. Mikarakara izany ny minisiteran'ny serasera sy ny fifandraisana amin'ny andrim-panjakana aminin'ny alalan'ny ANTA na Sampana nasionaly momba ny fampahalalam-baovao miaraka amin'ny minisiteran'ny kolontsaina.

  • 27/03/2017 - 11:00 : " Laboratoire photographique de Madagascar": Nodimandry omaly teo amin'ny faha-78 taonany i Emile na Ramily, iray tamin'ireo tompony sady teknisianina namorona voalohany ny " Laboratoire photographique de Madagascar".

  • 27/03/2017 - 10:45 : Toamasina _Sosialy: Manomboka mampiaka-peo sy tezitra ny vahoaka amin'izao fotoana izao noho ny olana ara-tsosialy isan-karazany: delestazyy lavareny, tsy fandriampahalemana. Mampiteny ny moana ny vidim-bary izay tafakatra hatrany amin'ny 3000Ar/kg. Ahiana ny fipoahana ara-tsosialy.

  • 27/03/2017 - 10:30 : Fiaraha-miasa Madagasikara-Chine: Hisy ny tetikasa antsoina hoe "Ville intelligente" hiarahan'ny fanjakana Malagasy sy ny orinasa sinoa Huawei manatanteraka, ka votoatin'izany ny fametrahana ny teknolojia hahafahana manara-maso ireo zava-misy eto an-tanan-dehibe amin'ny alalan'ny fametrahana ireny " cam駻as de surveillance" ireny.

  • 27/03/2017 - 10:15 : Fanatanjahantena _Tsipy kanetibe: Voahosotra ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny olon-droa miaraka i Jean Jacky sy Rams mpilalao "Club Bouliste d'Antananarivo" nandritra ny lalao famaranana natao teny Mahamasina omaly, izay nadavoany an'i Mamy Mainty sy Jeannie tamin'ny isa 13-10. Izy ireo no hisolo tena an'i Madagasikara eo amin'ny fiadiana ny tompondakana eran-tany hatao any Belgique ny 13-16 aprily izao.

  • 27/03/2017 - 10:00 : Fiaraha-miasa Madagasikara-Chine: Fifanaraham-piaraha-miasa maro no hatao sonia any Beijing Chine anio, ka hanatanteraka izany ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha sinoa. Isan'ireny ny fametrahana ny "Zone Economique Sp馗iale" eto Madagasikara, ny fanamboarana ny lalam-be migodana Antananarivo-Toamasina, ny fanamboarana seranantsambo any amin'ny baie de Narinda sy ny maro hafa.

  • 27/03/2017 - 09:45 : Toetr'andro: Mety hihamafana kokoa ny ririnina amin'ity taona ity raha ny fanadihadiana sy ny fikarohana nataon'ny ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/03/2017 - 09:30 : Jirama: Nifarana ny sabotsy 25 martsa lasa teo ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo te ho Tale jeneralin'ny orinasam-panjakana Jirama. Mahatratra hatrany amin'ny 70 farahafahakeliny ireo kandida amin'izany. Ny banky iraisam-pirenena no hanao ny fifantenana voalohany ary ny filoham-pirenena no hisafidy amin'ireo 3 farany.

  • 27/03/2017 - 09:15 : Famonoana sinoa teratany sinoa: Hiakatra fampanoavana anio ireo 9 mianadahy voarohirohy tamin'ny famonoana ireo sinoa mivady teny Talamaty ny alin'ny 16 martsa lasa teo. Ny amin'izy ireo dia teratany sinoa ary ny 2 kosa Malagasy.

  • 27/03/2017 - 09:00 : Fizahantany: Tsy nisy afatsy 3% na 4% tamin'ireo mpizahatany tonga nitsidika teto Madagasikara no teratany Asiatika. Tanjon'ny minisiteran'ny fizahantany ny hampiakatra ka hifotorana bebe kokoa ny "Ecotourisme" na ny resaka hakanton'ny zava-boahary izay mampivaka ny firenena.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161108

Misongadina

Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

08/11/2016

Hita taratra tamin地y fanambarana nataon地y filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-tenin地y praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka tamin地y mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikambanana Grand-Tana Voafidy ho filoha i Lalao Ravalomanana

08/11/2016

Nivory voalohany omaly tolakandro tetsy amin地y lapan地y tan瀟a Analakely ny fikambanan段reo ben地y tan瀟a eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka Naneho ny heviny ny filoham-pirenena

08/11/2016

Naneho ny heviny tany Vohipeno, omaly, taorian地y fitsaram-bahoaka nifanesisesy tamina faritra maro teto amin地y nosy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Loza amin誕tambo !

08/11/2016

Salam ave ry Jean ? Efa loza amin誕tambo anie ity mitranga ity e ! Tsy henonao sy tsy hitanao mihitsy ve ireny dorodoro sy kantsankantsana eran地y tan瀟a ireny ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Fitrandrahana safira any Bemainty Gaboraraka tanteraka

08/11/2016

Ankoatra ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa dia mirongatra koa ny fitrandrahana harena ankibon地y tany tsy ara-dal瀟a eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Zarazarao hanjakana foana ve ?

08/11/2016

Mitana ny sain地y olona maro maneran-tany ny zava-misy any Etazonia amin段zao fotoana izao. Hotanterahina anio ny fifidianana filoham-pirenena izay tsy misy afa tsy kandida roa dia ny repoblikanina sy ny demokraty.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka mirongatra Misy ambadika politika ?

08/11/2016

Matetika ny minisi-panjakana, Narson Rafidimanana sy ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES

08/11/2016

Mananontanona indray ny fitokonan地y SECES (sendikan地y mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).

Hamaky ny tohiny...

Ady tany ao Ambohimanarivo-Antsirabe Miha mafy ny fitakian段reo mponina

08/11/2016

Mihamafy ny fitakian地y mponina ao amin地y fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Fiakaran地y vidin-tsolika Mety hiafara amin地y fiakaran地y saran-dalana ihany

08/11/2016

Mety hiafara amin地y fiakaran地y saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaran地y vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohan地y vondron段reo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenain地y fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Sendikan地y Taxi Mety haverina ny fifidianana izay ho filohany

08/11/2016

Mety haverina ny fifidianana izay ho filohan地y sendika hivondronan地y fikambanan段reo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ozinina Miaramila ao Moramanga Hiverina hiasa indray

08/11/2016

Nijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faran地y herinandro teo ny delegasiona avy amin地y foloalindahy notarihan地y minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier B駭i Rasolofonirina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitora Rakotonirina David Tsy manao politika na manohana antoko politika ny fiangonana

08/11/2016

Tontosa soa aman-tsara tsy nisy tomika teny Antsahamanitra ny alahady faha-6 novambra lasa teo ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny komity Foiben地y Flm vao voafidy farany teo tany antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana