Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161104

Misongadina

Madama deba ao Iavoloha Manimbazimba minisitra

04/11/2016

Miseho tsikelikely ny ady an-tranonny mpitondra noho ny fanjakazakana ataonny olona sasany akaiky ny filoha, izay ny namany ihany no ataony mahita faisana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Minisitry ny vola Gervais Rakotoarimanana Ankasitrahanny depiote MAPAR

04/11/2016

Mety tsara aminay ny nataonny minisitry ny tetibolam-panjakana Atoa Rakotorimanana Gervais,

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro eto aminny firenena Ny HCC no fositra, hoy ny jeneraly Ramakavelo

04/11/2016

Noho ny lalmpanorenana tsy voahaja no antonny savorovoro politika misy aminizao fotoana izao ary tomponandraikitra aminizany ny fitsarana avo momba ny lalmpanorenana (HCC), hoy ny jeneraly Dsir Ramakavelo.

Hamaky ny tohiny...

Hoporetina indray ny vahoaka Hampandoavina 5 000Ar isanolona

04/11/2016

Raha tsy hisy ny sampona ka holaniana ny volavolan-dalna mifehy ny tetibolam-panjakana 2017 dia ho raikitra fa tsy maintsy handoa hetra 5 000Ar ao anatinny iray taona ny olona eo anelanelanny 21-60 taona.

Hamaky ny tohiny...

Honor Rakotomanana Tena misy mpitsoa-ponenana tonga eto

04/11/2016

Nitsidika tamim-pomba fanajana ny Filohanny Antenimierandoholona Rakotomanana Honor, tetsy aminny LapanAnosikely omaly alakamisy, ny fikambanana miahy ireo mpitsoa -ponenana avy aminny faritra Atsimoni Afrika notarihanny Filoham-paritra lefitra Veronica Irima Modey Ebi.

Hamaky ny tohiny...

Asandratro ny fireneko Mbola zanatany Frantsay isika

04/11/2016

Nivoaka taminny fahanginany indray omaly ny fikambanana Asandratro ny fireneko taminny alalanny filoha lefiny Ranaivo Sata manoloana ny fampiantranoantsika ireo fivoriana sy lalao karakarainny Frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Fahavalo iraisana

04/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Toraka voninkazo aloha taminilay fandefasana taratasy tany aminny matanjaka sy ry reny malala e ! Tena henjana mihitsy rise ry Jean ity ataon-dry be sitrapo sy be di-doha a ity a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Raharaha Soamahamanina Hivoaka anio ny didim-pitsarana

04/11/2016

Hivoaka anio ny didim-pitsarana ireo olona 5 mianaka nosamborina sy nampidirina am-ponja vonjimaika noho ny raharaha Soamahamanina.

Hamaky ny tohiny...

Distim Boriborintany Voalohany Hikarakara ny vahoaka mialoha ny orana

04/11/2016

Noho ny fangatahanireo mponina eny aminny faritra iva eny Andranomanalina sy eny Andohatapenaka dia nidina nijery ifotony ny tatatra tsentsinny loto isan-karazany teny aminireo toerana ireo ny alarobia 2 novambra

Hamaky ny tohiny...

Fandravana trano teny Tsarasaotra-Ivato Arirarira hatrany ny vahoaka

04/11/2016

Mampimenomenona ny olona ny fanonerana ny fandravana trano sy fanotofana tanimbary teny Tsarasaotra-Ivato noho ny fanamboaran-dalana ilaina aminny frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Village de la Francophonie Ho vita aminny 10 novambra ny asa

04/11/2016

Miasa andro amanalina tato anatinny roa volana latsaka kely izao ny eny aminny tannanny Frankfnia Andohatapenaka ary nambara omaly fa ho voahaja ny datinny 10 novambra hahavitanny asa rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Vidim-panafody Miankina aminny sandanny Ariary

04/11/2016

Ankoatra ny kojakoja fampiasa aminny fiainana andavanandro, ny jiro, ny rano dia anisanny mampitaraina ny maro ihany koa ankehitriny ny fiakatry ny vidim-panafody. Karazany vitsy monja no fantatra fa tsy dia mihetsika firy ny vidiny.

Hamaky ny tohiny...

Tetibolan ny fety 200 000 Ar isam-pianakaviana raha kely indrindra

04/11/2016

Roa hetsy ariary isam-pianakaviana raha kely indrindra ny vola tsy maintsy homanina hiatrehana ny fetinny Krismasy sy ny faranny taona. Samy manana ny fomba hahazoany manangona io mari-bola io ny tsirairay aminny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Alaivo ny lesona !

04/11/2016

Mila ovaina indray angamba ny fomba filazana azy sao mba izay no mety hampiditra kokoa ny tiana ambara any an-doha sy ny tsikalam-pieritreretanny tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana