Dans la m麥e rubrique

EPP ANTANIMBARINANDRIANA Nahazo trano famakiam-boky

23/03/2017

Nahazo trano famakiam-boky ny EPP etsy Antanimbarinandriana. Omaly no notokanana tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa,

EPP ANTANIMBARINANDRIANA Nahazo trano famakiam-boky

Hamaky ny tohiny...

ELIDIO RANDRIANJAFY, FILOHAN誰Y ANEFFA Nalana tsy ho talen地y EPP etsy Anosizato Andrefana

16/03/2017

Nalana tsy ho talen地y sekoly ambaratonga fototra etsy Anosizato Andrefana intsony Andriamatoa Randrianjafy Elidio, filohan地y ANEFFA. Efa ho folo andro izay no nanalana azy tamin段o toerana io raha ny loharanom-baovao azo.

ELIDIO RANDRIANJAFY, FILOHAN誰Y ANEFFA Nalana tsy ho talen地y EPP etsy Anosizato Andrefana

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana Ambaratonga ambony Ny 0,4 % n'ireo loham-pianakaviana monja no mandia azy

15/03/2017

Mbola tena vitsy dia vitsy ny salan段san段reo vehivavy sy lehilahy loham-pianakaviana nanohy fianarana teny amin地y sekoly ambaratonga ambony eto amintsika.

Fampianarana Ambaratonga ambony Ny 0,4 % n'ireo loham-pianakaviana monja no mandia azy

Hamaky ny tohiny...

DREN Analamanga Tsy mianatra ny mpianatra anio 9 marsa

09/03/2017

Nahazo fanairana loko mena ny faritanin但ntananarivo, misy faritra efatra dia Analamanga, Vakinankaratra, Bongolava ary Itasy.

DREN Analamanga Tsy mianatra ny mpianatra anio 9 marsa

Hamaky ny tohiny...

CEPE sy BEPC 2017 Maimaimpoana ny fisoratana anarana

02/03/2017

Tsy misy saram-pisoratana aloa amin`ny fanadinam-panjakana CEPE SY BEPC taom-pianarana 2016-17.

CEPE sy BEPC 2017 Maimaimpoana ny fisoratana anarana

Hamaky ny tohiny...

EPP Ambihy-Arivonimamo II Nanateran地y depiote Rodin dabilio sy solon-tsakafo

01/03/2017

Nasiam-panatsarana ny EPP Ambihy, distrikan但rivonimamo II. Dabilio miisa 21, vola hoenti-mampihodina ny 田antine scolaire

EPP Ambihy-Arivonimamo II Nanateran地y depiote Rodin dabilio sy solon-tsakafo

Hamaky ny tohiny...

Sendikan地y mpampianatra Tezitra amin地y minisitera

01/03/2017

Tapaka tanteraka ny fiaraha-miombon誕ntoka eo amin地y minisiteran地y fanabeazam-pirenena sy ny sendikan地y mpampianatra malagasy.

Sendikan地y mpampianatra Tezitra amin地y minisitera

Hamaky ny tohiny...


Fampianarana

Fianarana maimaimpoana any Italia Mpianatra Malagasy iray no nitsikian地y vintana

15/11/2016

I Madagasikara aty amin地y kaontinanta Afrikanina no anisan地y nahazo ny laharana voalohany tamin段reo mpianatra mahay indrindra nandritra ilay fifaninanana hidirana any amin地y Oniversitem-panjakana 釘olona Business School any Italie.

Tamin’ny alalan’ny skype no nanatanterahana ny fifaninanana  ny 31 septambra lasa teo izay nivaly ny faran’ny volana oktobra lasa teo. Njarizafy Odilon, 23 taona, mpianatry ny sekoly ambony ISFPS Leader  etsy 67 ha, tantanan’Andriamatoa Tsimondreke Mahasoa no nibata ny fandresena. Taona fahatelo ao amin’ity sekoly ambony iray ity izy nanaraka ny lalam-piofanana “gestion et management”. “Business and corporation Management” kosa no lalam-piofanana arahiny manomboka izao hakany ny mari-pahaizana Master I. Ny 25 novambra ho avy izao no hiala eto Madagasikara ny tovolahy raha ny fiandohan’ny volana janoary taona 2017 kosa no hanomboka ny fianarany. Herintaona moa no faharetan’ny fianarany any an-toerana handraisany vatsim-pianarana 14.800 Euros isam-bolana hiantohana trano, fiara ary sakafo.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana