Dans la mÍme rubrique

Fanahy iniana

16/02/2017

Efa an-taonany maro no niandrandraníireo vahoaka nifandimby teto aminíny firenena fandrosoana.

Fanahy iniana

Hamaky ny tohiny...

Fepetra mitondra mankaiza ?

14/02/2017

Efa ela ny nahenoana fa mandray fepetra ny mpitondra fanjakana. Ny zava-misy iainana eto aminíny firenena hatraminíizao anefa dia miha very fanahy mbola velona ny mpiray tanindrazana.

Fepetra mitondra mankaiza ?

Hamaky ny tohiny...

Rahoviana ihany ?

13/02/2017

Tsy misy tokotaniny ny famahana ny olana ara-tsosialiníny Malagasy.

Rahoviana ihany ?

Hamaky ny tohiny...

Tomponíny fanapahan-kevitra

11/02/2017

Ny vahoaka no tomponíny fanapahan-kevitra rehefa tonga ny fifidianana, hoy ireo tomponíandraikitra raha nanentana ny olom-pirenena hikarakara ny momba azy avy aminíny fiatrehana ny fotoan-dehibe eo aminíny tantaram-pirenena ny fiandohaníny herinandro teo.

Tomponíny fanapahan-kevitra

Hamaky ny tohiny...

Miandry loza!

10/02/2017

Tsy misy sori-dalana sy tsy misy fiheverana izay haloaky ny ampitso intsony eto amintsika fa samy miandry izay hiseho avokoa. Ny tena loza dia tsy mba ny zavatra tsara no andrasana fa toa vaovao sy toe-javatra ratsy, fahasahiranana...

Miandry loza!

Hamaky ny tohiny...

Iza no hampandroso ?

02/02/2017

Miha mitombo hatrany ny hantsana manasaraka ny mpitondra sy ny entina eto aminíny firenena ankehitriny.

Iza no hampandroso ?

Hamaky ny tohiny...

Velom-bolo indray a !

01/02/2017

Vita marina ny fety sy ny fialantsasatra fa dia efa niverina an-kianja tokoa ny ankamaroaníireo mpanao politika.

Velom-bolo indray a !

Hamaky ny tohiny...


Edito

Tsy tetezamitatra faÖ

09/01/2017

Hiitatra daholo ! Izay no fikasaníny avy ao anivoníny fitondram-panjakana mikasika ireo raharaha rehetra heverina fa mitana ny hoaviníity firenena ity sy ny fitohizaníainíireo mpiara-belona heverina fa nahitaníireo tanora ankehitriny masoandro.


 Tsy misy tsy mahalala amin’izao fotoana fa miitatra amin’ny taona 2019 ny fifidianana ny filoham-pirenena handimby ny fitantanana indray izao vahoaka tsy mandady harona sy efa fadiranovan’ny fahantrana izao. Toy izany koa ny salan-taom-pahazoana misotro ronono eny anivon’ireo orinasam-panjakana satria dia lasa 65 taona vao voalaza fa afaka misitraka izany. Mbola mafana moa ny adihevitra na eny anivon’ny fiarahamonina na eny anivon’ireo haino aman-jery mikasika an’io fanapahan-kevitra io. Anisan’ny tsikera voalaza ny hoe malaina ny handoa vola ho an’ireny efa voky taona ireny ny fitondrana rehefa misotro ronono izy ireo. Mety malaina ny handray ireo tanora vao misondrotra sy avara-pianarana vaovao ihany koa satria tsy haharaka ny karama takian’ny tinadin’ny fisondrotry ny vidim-piainana iainan’ireo tanora ankehitriny ny tetibolam-panjakana ka dia aleon’ny fitondrana mampiakatra ireo ela nietezana satria tsy mandany vola. Fihetsika te hanitatra fitondrana no hita ataon’ireo mpitondra antsika ankehitriny. Saingy ny fanontaniana mipetraka dia hoe tsy tetezamitatra fa inona ?

Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana