Dans la mÍme rubrique

Tsy misy fepetra !

23/02/2017

Manohana tsy misy fepetra ! Niredona indray io teny io omaly nandritry ny famoriana mpanao gazety teny 67 ha.

Tsy misy fepetra !

Hamaky ny tohiny...

Tsy ampy finiavana !

22/02/2017

Fomba fisaina zary raiki-tapisaka aminíny Malagasy, indrindra ny mpitondra, ny miantso manampahaizana avy any ivelany.

Tsy ampy finiavana !

Hamaky ny tohiny...

Mila miala sasatra

21/02/2017

Tsy moramora ny mitondra firenena. Ekena tokoa izany. Na mety na tsy mety ny rafitra apetraka dia mitombina foana io teny io.

Mila miala sasatra

Hamaky ny tohiny...

Miesona tanteraka !

20/02/2017

Hainíny mpitondra eto amintsika ny mipasoka sy mandamin-dresaka momba ny zava-misy eto aminíny firenena,

Miesona tanteraka !

Hamaky ny tohiny...

Izao sisa !

18/02/2017

Nalaza ny politikaníny kibo taminíny repoblika voalohany ary dia niezaka nianoka izany ny olom-pirenena rehetra.

Izao sisa !

Hamaky ny tohiny...

Maziamazianíny boaderozy !

18/02/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Ahoana indray ity maziamazia momba ilay sera be tratra tany Masoala tadiavina hafenina ity e !

Maziamazianíny boaderozy !

Hamaky ny tohiny...

Fanahy iniana

16/02/2017

Efa an-taonany maro no niandrandraníireo vahoaka nifandimby teto aminíny firenena fandrosoana.

Fanahy iniana

Hamaky ny tohiny...


Edito

Tombaníezaka sa mampifezaka ?

28/12/2016

Telo andro sisa dia higadona ny andro hanaovam-beloma ny taona 2016. Samy nanana ny fahitany azy mikasika azy iny ny isam-bataníolona.

Ny tsikaritra sy niaraha-nahita aloha dia anisan’ny nanamarika azy iny ny ady sy fifanenjehana. Nisongadina indrindra ireo tolona mikasika ireo adin-tany sy fanoherana fitrandrahana harena ankibon’ny tany tamina faritra maro manerana ny Nosy, toy ny tetsy Ilafy sy Anjozorobe ary Soamahamanina. Tao ihany koa ny fisamborana mpanao politika samihafa izay heverin’izao fitondrana izao fa nanohintohina azy ary na ireo noheverina fa tanana an-kavanana aza moa dia nohenjehina sy nadoboka ihany koa. Ankoatra ny lafiny sosialy sy politika dia anisan’ny nisedra onja nakadiry ihany koa ny teo amin’ny tontolon’ny zavakanto sy ny kolontsaina. Olomangan’ny sarimihetsika sy ny hira sy mozika ary literatiora maro no lasan’iny 2016 iny. Asa fampihorohoroana, asan-dahalo, tsy fandriampahalemana, tsy nisy izay tsy nandalo teto. Heverina ho zava-dehibe kosa, na dia noseranan-desoka ihany koa aza, ny nandraisana ireo fihaonana an-tampony iraisam-pirenena roa dia ny Comesa sy ny Frankofonia. Manoloana ireo rehetra ireo, inona re no tokony hokabariana eny Iavoloha e ? Tomban’ezaka tokoa ve sa, tombana mampifezaka ?

Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana