Dans la m麥e rubrique

Lemilemin-dradity !

26/05/2017

Niova fomba fiteny sy fomba firesaka indray ny mpitondra fanjakana tato ho ato.

Lemilemin-dradity !

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fanabadoana

24/05/2017

Na tamin地y andron但ndrianampoinimerina aza nahira-tsaina tsara ny mpanjaka nilaza tamin段reo tandapa hoe omeo ny vahoaka ny angady sy ny sobika ahafahan地y tany mamelona antsika.

Mitohy ny fanabadoana

Hamaky ny tohiny...

Mangady fasana hilevenana !

23/05/2017

Manao volo ngita mifandray tendro avokoa ny ankamaroan地y olona ambony ao anaty fitondrana.

Mangady fasana hilevenana !

Hamaky ny tohiny...

Hetahetan段za ?

22/05/2017

Hetahetan段za no natao horaisina sy hohenoina eto amin段ty firenena ity ? Ny an段reo vahoaka ventesina efa ho isan誕ndro fa tompon地y fahefana tokoa ve sa ny an段reo mpitondra ?

Hetahetan段za ?

Hamaky ny tohiny...

Tena gidraka sa sarin誕dy ?

20/05/2017

Mpanolotsain地y filoham-pirenena miisa roa no nesorina tao anatin地y roa herinandro, raha ny vaovao mivoaka amin段zao fotoana izao. Sarimihetsika sa inona indray ny antony fa raha ny re aloha dia voalaza fa niray tsikombakomba tamin段 Claudine Razaimamonjy sy namporisika ny resaka fitsipaham-pitokisana ny governemanta no antony nandakana azy ireo.

Tena gidraka sa sarin誕dy ?

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana mivadibadi-dela !

19/05/2017

Mivadibadi-dela lava ny fanjakana Rajaonarimampianina amin段ty raharaha mahasaringotra ny mpanolotsain地y filoha ity.

Fanjakana mivadibadi-dela !

Hamaky ny tohiny...

Teren-ko masaka daholo

18/05/2017

Io indray koa ary izao fa miha mafampana ny toe-draharaha eny amin地y oniversiten但ntananarivo eny.

Teren-ko masaka daholo

Hamaky ny tohiny...


Edito

Hiray latabatra fa tsy hiray saina?

05/01/2017

Nivalona tanteraka ny fetin地y asaramanitra niraisan地y sarambabem-bahoaka ary miverina tsikelikely amin地y fiainana andavanandro ny isan-tokantrano. Ankoatra ny fety niraisan地y rehetra anefa,

dia mbola mitohy eny antsefantsefany eny ny fanamarihana sy fifampiarahabana nahatrarana ity taona vaovao ity ho an’ny vondron’olona isan-karazany toy ny mpiara-miasa, ny isam-pianakaviana, ary tsy very anjara amin’izany ny mpanao politika sy ny mpitantana eto amin’ny firenena. Toy ny isan-taona dia hotanterahina rahampitso eny Iavoloha ny fiaraha-misakafo noho izao asaramanitra izao, ka mpanao politika maro sy olo-manan-kanja eto amin’ny firenena ary ireo masoivoho vahiny no nahazo fanasana, ka isan’ireny ireo filoha teo aloha sy ny filohan’ny tetezamita. Nisy ny efa naneho ny hanatrehany izany ary ao ny mbola tsy naneho hevitra. Tandindon’ny fifampihavanana ny fifanasana sy ny firaisan-databatra toy izany ary tsara raha izany no hanombohana ny taona. Fisokafana amin’ny hafa no antony mahatonga ny fanjakana hanao izany sa noho ny fomba amam-panao mahazatra ihany? Ny mba handrandrain’ny maro dia hitohy ny firaisana latabatra sy ny fifanatonana toy izao, ka tsy ho adilahy lava izao no hiainana eto amin’ity firenena ity saingy toa mbola lavitry ny kitay ny afo satria ny tsy miady tsy miady fa ny kibay an-kelika ihany aloha no zava-misy hatreto, raha atao indray mijery. Rehefa misy ihany ny finiavana toy izao dia tsara kokoa raha tohizana sy hamafisina, ka mba fo vaovao sy saina vaovao vonon-kihavana amin-kitsimpo no ho enti-miara-miaina eto amin’ny firenena ary ny fikatsahana ny soa ho an’ny firenena no atao vaindohan-draharaha, ka ho tanteraka ilay ao amin’ny hiram-manao  hoe : “hiadana sy ho finaritra tokoa izahay”!

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana