Dans la m麥e rubrique

Vorondolo miseho andro !

27/04/2017

Raha ny fanakianana sy ny ozona mahazo ny fanjakana HVM noho ny kolikoly sy ny fampanjakana ny tsimatimanota eto amin地y firenena no mandaitra,

Vorondolo miseho andro !

Hamaky ny tohiny...

Mitsiriritra foana

26/04/2017

Ny fifidianana izay ho filoham-pirenena frantsay izao no mbola manakoako indrindra amin段reo vaovao iraisam-pirenena hatreto.

Mitsiriritra foana

Hamaky ny tohiny...

Hifamosavy ?

25/04/2017

Samy miaro ny rambony tsy ho tapaka ny samy HVM manoloana ilay raharaha kolikoly goavana nahasaringotra ilay ramatoa, izay noroahin地y fanjakana Maorisianina nody aty Madagasikara fa tsy navela hialokaloka tany intsony.

Hifamosavy ?

Hamaky ny tohiny...

Samy tsy mahafeno fepetra !

24/04/2017

Hifarana ihany ity ny taom-piasan地y fitondrana ankehitriny. Tsy mety tafapetraka ny fampihavanana tena izy

Samy tsy mahafeno fepetra !

Hamaky ny tohiny...

Tian-kano tsy tian-kano !

22/04/2017

Tany amin地y tsy mivonto no nanaintaina, hoy fitenenana nanoloana ny fanovana minisitra vitsivitsy nataon地y fanjakana HVM.

Tian-kano tsy tian-kano !

Hamaky ny tohiny...

Fanonganam-pifidianana

21/04/2017

8 volana sisa dia higadona ny taona 2018. Taom-pifidianana, hoy ny filazan地y vaomiera mpikarakara azy izay.

Fanonganam-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Maty ny afo ?

20/04/2017

Toa lany andro amin地y fanamelohana am-bava sy ny resabe etsy eroa ireo izay manampahefana efa nahavelombolo ny rehetra, fa hijoro sy tsy hanaiky lembenana tamin段lay raharaha nahasaringotra ilay vehivavy malaza tamin地y kolikoly.

Maty ny afo ?

Hamaky ny tohiny...


Edito

Hanarina sa hanarona ?

17/11/2016

ォ Raha tonga amin地y frankofonia ny fampandrosoana, arahaba soa, arahaba tsara. Raha tsy tonga, mitohy ihany ny fampandrosoana サ.

Volana vitsy izay no lasa nahenoana io teny io nivoaka tamin’ny vavan’ny filoham-pirenena, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety nandritry ny fitsenana vahiny iray teny Ivato. Miha mazava ankehitriny io tenin’ny filoha io fa mety tsy hampandroso antsika ny frankofonia. Inona no antony ? Mety noho ilay fahantrana afenina amin’ny alalan’ny tsy famelana ireo mpitrongy vao homana hivoaboaka io. Maninona tokoa moa no mihatsaravelatsihy kanefa lazaina fa fifanakalozana ahitana tombontsoa no tanjona ? Ny fitondrana indray ve no mila ampianarina fa ny fifampitokisana dia teraka rehefa mendrika izany ny an-daniny sy ny an-kilany ? Ahoana no ahafahan’ny olona matoky anao raha mbola misy marina izay tokony ho fantany ka afeninao ? Ary raha ho hitany amin’ny ora tsy ampoizinao izany dia ahoana no mety ho fiantraikany ? Tsy mahagaga raha tsy mbola misy mpamatsy vola matoky antsika hatramin’izao satria ilay fahavononana hanarina ny firenena mihitsy no tsy misy fa ny seho ivelany hanarona ny fahantrana no be dia be. Hanarina sa hanarona ?

Mirija    

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana