Dans la m麥e rubrique

Mandiso adihevitra

24/03/2017

Tsy maintsy mihomehy anaty ihany ianao rehefa mandre

Mandiso adihevitra

Hamaky ny tohiny...

Didin地y be sandry !

23/03/2017

Tsy zakan地y fitondrana ankehitriny ve ilay fahefana eo am-pelatanany, ka zary fandikan-dal瀟a sy fanaovana didin地y be sandry sisa no hampiasana azy ?

Didin地y be sandry !

Hamaky ny tohiny...

Lany rora ny mpialona !

21/03/2017

Fomba fiaina sy fomba fisaina tsy afaka amin-draolombelona mihitsy ity fialonana ity.

Lany rora ny mpialona !

Hamaky ny tohiny...

Very finiavana

20/03/2017

Tsy hoe tsy ampy fa very ary tsy ananan段reo tompon誕ndraikitra intsony ny fahitana ny fandehan地y toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny finiavana hitady vahaolana amin地y zava-mitranga mitady hieli-patrana manerana ny nosy.

Very finiavana

Hamaky ny tohiny...

Misy mihaino ve ?

18/03/2017

Marina fa hoe mila fanampiana isika fa na izany aza mba tokony hanana ny maha izy azy ihany kosa e ! Izay karazam-bazaha rehetra izao ve dia hibaiko antsika eto daholo na ny fomba fiasa na ny fiteny dia hiova avokoa.

Misy mihaino ve ?

Hamaky ny tohiny...

Tandindon地y ho avy !

16/03/2017

Toran-kovitra ny fitondrana ankehitriny vao mahita ny fitsapan-kevitra maro samihafa miompana amin地y fifidianana ho avy. Mitana ny rambony hatrany mantsy ny filoha am-perinasa manoloana ireo mety ho kandida hafa.

Tandindon地y ho avy !

Hamaky ny tohiny...

Anaty krizy lalina

15/03/2017

Mazava tsara izao fa latsaka an-katerena ny firenena Malagasy, hita ho tena sempotra ny fitondram-panjakana indrindra moa fa nisy an段ny rivodoza Enawo iny izay nanampy trotraka ny fahasahiranana.Raha toa ka efa ny 90% n地y Malagasy no sahirana teo aloha, dia asa fotsiny ny zava-misy amin段zao fotoana.Tsy misy mandeha amin段zay laoniny eto,

Anaty krizy lalina

Hamaky ny tohiny...


Edito

Hanaiky lembenana foana ve ?

18/11/2016

Be fandeferana loatra ny vahoaka Malagasy ka ataon地y mpitondra amin段zay tiany hanaovana azy.

Resabe eny rehetra eny no betsaka ka raha ny vava sy ny resaka fanakianana ny mpitondra no nahafaty dia mety efa tsy nisy taolan-kalevina mihitsy ireo mpitondra ankehitriny izay efa tsy laitran’ny balan’ny fanakianana intsony. Vao mainka mampiseho ny hagegeny ny mpitondra satria toa lasan-ko vavany fotsiny ny vahoakany. Manaiky hambakaina sy efa manomboka manaiky hampiadiana ka dia mananararaotra toy ny banga mihomehy alina ny mpitondra efa malaza mpivarotra tanindrazana sy ny vahiny mpiray tsikombakomba aminy. Ny 95% amin’ny Malagasy angamba no nanakiana mafy io frankofonia tanterahina eto amintsika io saingy izao tanteraka izao ihany. Tsy mba nisy fitakiana ny magarahara izany tamin’ny resaka fandaniam-bolam-bahoaka sy fangatahana fanazavana antsipiriany amin’ny mety ho tombontsoa rehefa tsy maintsy hatao ihany izany. Resaka no betsaka hoe fitondrana tsy manjary, fitondrana mpivarotra tanindrazana, fitondrana mpampiesona ahiana hanaiky lembenana ihany rahefa tonga ny fifidianana ka mbola handefitra amin’ny mety ho politika maloto hahatafaverina ny mpitondra efa namotika. Mbola ho eto foana isika no horaisina raha mbola hanaiky lembenana foana e !

Toky R.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana