Dans la m麥e rubrique

Inona no hatao ?

18/01/2017

Inona no hatao ? Inoana fa izay ihany no fanontaniana tokony hipetraka amin段zao fotoana mitady hampirodana ny tany aman-danitry ny firenena manoloana ny fahapotehan地y tontolo iainantsika izao.

Inona no hatao ?

Hamaky ny tohiny...

Aiza ny hambom-po ?

17/01/2017

Moa va tsy mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo ny fandrosoan段reo firenena sy nosy madinika manodidina antsika aty amin地y ranomasimbe Indianina.

Aiza ny hambom-po ?

Hamaky ny tohiny...

Loza ity !

16/01/2017

Rano ritra ao Andekaleka sy Ikopa ary Mantasoa sy izay rehetra tsy hita any ambadika any koa, orana tsy milatsaka, haitany sy tsy fanjarian-tsakafo any atsimo, fitsaram-bahoaka miatomboka indray, horohoron-tany niha nahery vaika

Loza ity !

Hamaky ny tohiny...

Fifanandrifiana sa ?

13/01/2017

Taona vitsivitsy lasa izay dia efa nisy nandoro ny teny an-tampon但mbohimalaza, Antananarivo Avaradrano.

Fifanandrifiana sa ?

Hamaky ny tohiny...

Aleo mpamosavy malemy toy izay mpandainga

11/01/2017

鄭za manao toy ny mpamosavy malemy ianareo, ka ny ao an-trano ihany no aripaka, hoy ny filoham-pirenena manoloana ny fihetsik段reo mpiara-miasa sy olona akaiky azy, izay toa mandoto sy mandefona Ivoho ny filoha sy ny fanjakana manontolo.

Aleo mpamosavy malemy toy izay mpandainga

Hamaky ny tohiny...

Alamino tsara e !

10/01/2017

Na dia mbola misy ihany aza ny fifampiarahabana isaky ny faran地y herinandro noho ny taom-baovao dia efa fotoanan地y asa tanteraka amin段zao herinandro faharoan地y volana janoary izao.

Alamino tsara e !

Hamaky ny tohiny...

Tsy tetezamitatra fa

09/01/2017

Hiitatra daholo ! Izay no fikasan地y avy ao anivon地y fitondram-panjakana mikasika ireo raharaha rehetra heverina fa mitana ny hoavin段ty firenena ity sy ny fitohizan誕in段reo mpiara-belona heverina fa nahitan段reo tanora ankehitriny masoandro.

Tsy tetezamitatra fa

Hamaky ny tohiny...


Edito

Fanjakan段 Baroa !

05/11/2016

Fitsaram-bahoaka sy fifamonoana izao no malaza. Mampametra-panontaniana hoe mbola Malagasy ve no miaina eto amin段ty firenena ity sa efa karazan弛lona hafa? Fatratra amin地y fitandroana ny hasin地y aina isika saingy fiarahamonina lian-dra no misy ankehitriny.

Ny fotoana tokoa angamba manova zavatra ka izao sisa no niafaran’ilay firaisankina sy fifankatiavana nireharehana fahiny. Mahery loatra ve ny revolisionina nentin’ny hafa sa isika mihitsy no maivan-doha ka mora potehina sy sasana atidoha. Tsy mahagaga raha potika sy rotidrotika ny fiarahamonina ary tsy mihatra intsony ny lalàna velona fa efa samy manao izay saim-pantany. Tsy misy hasiny amin’ny vahoaka ny manampahefana fa izy ireo no lasa mandidy sy manapaka amin’ny zavatra atao eo amin’ny fiarahamonina. Lasa niova hevitra ilay rafitra “Fokonolona” mahafinaritra sy noheverina ho fanalahidin’ny fampandrosoana nimatimantesan-dRatsimandrava ka any amin’ny zavatra tsy mendrika no hampanjakana azy. Ny tena zava-doza dia tsy miraika ny mpitondra eto amin’ny firenena fa mbola manana ny kajiny manokana. Ny frankofonia aloha izao no laharam-pahamehana fa izay malagasy mifandatsaka aina any tsy mahamaika. Izany angamba no tonga amin’ilay fitenenana hoe samy maka ho azy sy samy manao izay danin’ny kibony. Efa fanjakan’i Baroa e !

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana