Dans la m麥e rubrique

Fanahy iniana

16/02/2017

Efa an-taonany maro no niandrandran段reo vahoaka nifandimby teto amin地y firenena fandrosoana.

Fanahy iniana

Hamaky ny tohiny...

Fepetra mitondra mankaiza ?

14/02/2017

Efa ela ny nahenoana fa mandray fepetra ny mpitondra fanjakana. Ny zava-misy iainana eto amin地y firenena hatramin段zao anefa dia miha very fanahy mbola velona ny mpiray tanindrazana.

Fepetra mitondra mankaiza ?

Hamaky ny tohiny...

Rahoviana ihany ?

13/02/2017

Tsy misy tokotaniny ny famahana ny olana ara-tsosialin地y Malagasy.

Rahoviana ihany ?

Hamaky ny tohiny...

Tompon地y fanapahan-kevitra

11/02/2017

Ny vahoaka no tompon地y fanapahan-kevitra rehefa tonga ny fifidianana, hoy ireo tompon誕ndraikitra raha nanentana ny olom-pirenena hikarakara ny momba azy avy amin地y fiatrehana ny fotoan-dehibe eo amin地y tantaram-pirenena ny fiandohan地y herinandro teo.

Tompon地y fanapahan-kevitra

Hamaky ny tohiny...

Miandry loza!

10/02/2017

Tsy misy sori-dalana sy tsy misy fiheverana izay haloaky ny ampitso intsony eto amintsika fa samy miandry izay hiseho avokoa. Ny tena loza dia tsy mba ny zavatra tsara no andrasana fa toa vaovao sy toe-javatra ratsy, fahasahiranana...

Miandry loza!

Hamaky ny tohiny...

Iza no hampandroso ?

02/02/2017

Miha mitombo hatrany ny hantsana manasaraka ny mpitondra sy ny entina eto amin地y firenena ankehitriny.

Iza no hampandroso ?

Hamaky ny tohiny...

Velom-bolo indray a !

01/02/2017

Vita marina ny fety sy ny fialantsasatra fa dia efa niverina an-kianja tokoa ny ankamaroan段reo mpanao politika.

Velom-bolo indray a !

Hamaky ny tohiny...


Edito

Be fihetsiketsehana

26/11/2016

Tsy fantatra ny tanjona amin段zao fihetsiketseha mitranga amin段zao fihaonamben地y frankofonia izao.

Tsy ny hita eny amin’ny lalam-baovao sy ny eny Ivato ihany no tiana holazaina fa ireo hetsika politika ataon’ny mpanohana sy mpanohitra ny fitondrana miseho amin’izao fotoana izao koa. Ny an-daniny mahavita mampivory mpanao gazety mihitsy ny fiandohan’ny herinandro teo hidradrana fa tokony hovoizina hoe misy tombontsoa ho antsika ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia. Ny an-kilany kosa ny mifanohitra amin’izay no voiziny. Ny an’ireto farany moa dia nisy ny efa nitarika fihetsiketsehana an-dalambe omaly saingy tsy nahasarika olona satria be, hoy izy ireo, ny fandrahonana isan-karazany natao tamin’ireo vahoaka sy ny fandrahonana hosamborina ny mpitarika. Anio dia mbola samy hanohy ny fihetsiketsehany koa ny roa tonta. Ny iray hanaratsy endrika ny fihaonambe, ny an-kilany kosa haneho amin’ireo vahiny fa milamina eto amin’ny firenena. Dia ho hita izay ho vokany.

Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana