Dans la m麥e rubrique

Tsy misy fepetra !

23/02/2017

Manohana tsy misy fepetra ! Niredona indray io teny io omaly nandritry ny famoriana mpanao gazety teny 67 ha.

Tsy misy fepetra !

Hamaky ny tohiny...

Tsy ampy finiavana !

22/02/2017

Fomba fisaina zary raiki-tapisaka amin地y Malagasy, indrindra ny mpitondra, ny miantso manampahaizana avy any ivelany.

Tsy ampy finiavana !

Hamaky ny tohiny...

Mila miala sasatra

21/02/2017

Tsy moramora ny mitondra firenena. Ekena tokoa izany. Na mety na tsy mety ny rafitra apetraka dia mitombina foana io teny io.

Mila miala sasatra

Hamaky ny tohiny...

Miesona tanteraka !

20/02/2017

Hain地y mpitondra eto amintsika ny mipasoka sy mandamin-dresaka momba ny zava-misy eto amin地y firenena,

Miesona tanteraka !

Hamaky ny tohiny...

Izao sisa !

18/02/2017

Nalaza ny politikan地y kibo tamin地y repoblika voalohany ary dia niezaka nianoka izany ny olom-pirenena rehetra.

Izao sisa !

Hamaky ny tohiny...

Maziamazian地y boaderozy !

18/02/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Ahoana indray ity maziamazia momba ilay sera be tratra tany Masoala tadiavina hafenina ity e !

Maziamazian地y boaderozy !

Hamaky ny tohiny...

Fanahy iniana

16/02/2017

Efa an-taonany maro no niandrandran段reo vahoaka nifandimby teto amin地y firenena fandrosoana.

Fanahy iniana

Hamaky ny tohiny...


Edito

Ataon地y tazom-pahefana mivika !

29/12/2016

Dia sanganehana indray ny rehetra fa ao anatin地y fotoana tokony hisian地y fitoniana sy tsy hisainana firy ny politika efa ho dridrangilo eto amin地y firenena mihitsy no vao mainka hampanenoan地y sasany ny anjomara sy ny siotsiokan地y rivotra politika.


 Mandeha indray ny resaka fa misy ny fikononkononana fanonganam-panjakana, izay tsy fantatra intsony marina na iniana aely fotsiny. Manimanina ny fahefana efa tsy an-tanana intsony ve ireo efa za-dratsy tsy mahandry ny andro ririnina, ka mihevitra indray ny haka fahefana amin’ny fomba mamohehatra noho ny tsy fahandrasana ny fotoam-pifidianana ? Sa kosa ireo mbola mitazona ny familiana an’i Madagasikara no efa mahina tsy enjehina amin’ny ratsy atao ka tsy misaina afa tsy ny fionganany ? Tsy misy mantsy ny finiavana hanitsy ny dia fa ny fahazaran-dratsy toy ny afera maizina ihany no mbola hatao. Tsy mahagaga raha maro no efa te handrodana azy. Ny tsy azo lavina dia samy voan’ny tazom-pahefana, ka tonga amin’ny fitenin’ny tanora hoe “mivika” na koa hoe ahoana no hitazonana ny fahefana ho eo am-pelatanana mandrakizay ? Efa rotiky ny fitiavan-tena sy fitiavan-tseza ka tsy misy fety sy andavanandro intsony fa ataon’ny tazom-pahefana miverin-tsaina !

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana