Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170110

Misongadina

Marc Ravalomanana Tafaverina ny fiarany

10/01/2017

Miverina tsikelikely aminíny tompony ireo fiaraníny orinasa Tiko sy ny fianakaviana Ravalomanana nisy naka na nandroba tao anatiníny fanonganam-panjakana 2009, taorianíny antso nataony taminíny taon-dasa hamerenana ny fanananíny Tiko nisy naka.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kajikajy politika Fifidianana depiote no hatao mialoha...

10/01/2017

Ankatoky ny fanomanana ny fifidianana eto aminíny firenena isika aminíizao fotoana izao

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Hajao ny lalŗna, hoy ny KMF CNOE

10/01/2017

Andro main-tany ihany no tokony hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena dia ny faraníny taona 2018, hoy ny tomponíandraikitra avy eo anivoníny komity mpanara-maso ny fiainam-pirenena na ny KMF CNOE, Raharisoamalala Patricia.

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniana ę Mpamafy lainga i Mahafaly Olivier Ľ

10/01/2017

Nitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena i Pety Rakotoniaina, filoha nasionaliníny Antoko Tambatra, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Randriamiarisoa Joseph ďTsy misy fanjakana etoĒ

10/01/2017

Mijanona ho resabe fotsiny ireo voambolana voizina momba ny fitantanana firenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny MAPAR Tsy vonona ny hihavana mihitsy

10/01/2017

Nasehoníi Andry Rajoelina sy ny vondrona MAPAR tarihany taminíny tsy fahatongavaníizy ireo teny Iavoloha nandritra ny lanonana fifampiarahabana ny zoma 6 janoary lasa teo indray fa tsy vonona ny hihavana izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Manampatra sahady ?

10/01/2017

Manakory indray ry Jean a ! Fa ahoana ihany no hanaovantsika ity taona ity e ? Ny debanareo anie, hono, mba te hanao azy hoe ďfisandratanaĒ e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Tsy fahampian'ny rotsakíorana Ritra ny reniranoníIkopa

10/01/2017

Tafakatra hatrany aminíny 31įC ny maripana ambony indrindra eto Antananarivo. Tsy ampy ny rotsakíorana, izay misy fiantraikany betsaka aminíny fiainaníny mponina mihitsy. Ritra hatraminíny reniranoníIkopa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitra Nanolotra ordinatera ho aníny Boriborintany I

10/01/2017

Nanolotra solosaina miisa dimy miaraka aminíny kojakoja ho aníny Boriborintany voalohany, omaly alatsinainy 9 janoary, ny solombavambahoaka voafidy tao aminíny Distrika Antananarivo I, Me Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny...

Sendikaníny mpiasam-panjakana ę F3M Ľ Tsy faly amin-dRajaonarimampianina

10/01/2017

Tsy nahomby ary tsy nahafa-po ny mpiasam-panjakana ny kabariníny Filoham-pirenena nandritra ny lanonam-be fiaraha-misakafo noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 natao teny Iavoloha ny 6 janoary teo.

Hamaky ny tohiny...

Zandary sy dahalo Hihamafy ny gidragidra

10/01/2017

Hihamafy ny gidragidra ! Izay no azo ilazana ny fifandonana eo aminíny zandarimariam-pirenena sy ny dahalo mpangalatra omby manerana ny nosy aminíity taona 2017 ity raha ampifandraisana ny tatitra avy eo anivoníny zandarimariam-pirenena mikasika ny vokatra taminíiny 2016

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Adiny 3 ny delestazy halina

10/01/2017

Nampiteny ny moana ny fahatapahan-jiro teto Antananarivo Renivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny...

Me Hanitra Razafimanantsoa Nirotsaka nanadio aníAnalakely

10/01/2017

Nanatanteraka fanadiovana faobe teny aminíny boriborintany voalohany omaly alatsinainy 9 janoary 2017 ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka voafidy teny aminíity

Hamaky ny tohiny...

ę Salon de líťtudiant Ľ Hatao ny 12 sy 13 janoary izao

10/01/2017

Mbola betsaka aminíireo tanora vao afa-panadinana BakalŰrea hatreto no tsy mahita na mahalala akory izay sekoly ambony azo antoka tokony hanohizany ny fianarany.

Hamaky ny tohiny...

Tranom-printim-pirenena Fahombiazana ny taona 2016

10/01/2017

Fahombiazana tanteraka ny taona 2016 ho aníny tranom-printim-pirenena etsy Ambatomena.

Hamaky ny tohiny...

Tarika Spesialista Hamoaka raki-kira ę Best of Ľ tena raitra

10/01/2017

Tsy handalo fotsiny ity taona vaovao 2017 ity ho aníny tarika Spesialista. Fomba fiasa sy fijery vaovao ihany koa mantsy no hoentiny hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy azy raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Hugues lehibeníny tarika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Alamino tsara e !

10/01/2017

Na dia mbola misy ihany aza ny fifampiarahabana isaky ny faraníny herinandro noho ny taom-baovao dia efa fotoananíny asa tanteraka aminíizao herinandro faharoaníny volana janoary izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana