Fil d'actualités du 27/03/2017

  • 27/03/2017 - 17:00 : Fanamarihana ny 29 Martsa: Voarara ny mivorivory sy manao fidinana an-dalambe mandritra ny fanamarihana ny 29 martsa, hoy ny mpitandro filaminana eo anivon'ny CIRGN Analamanga androany.

  • 27/03/2017 - 15:00 : Politika _Antoko ADN: Tany Sadabe, distrikan'i Manjandriana no nanaovan'i Edgard Razafindravahy fitsidihany sy nampahafantariny ny tarigetran'ny antokony amin'ny alalan'ny fametrahana ny rafitra federalisma sahasa.

  • 27/03/2017 - 14:30 : Morondava _Ambalavelona: Voatery nakatona ny sekoly sasany any Morondava noho ny fisian'ny Ambalavelona. Mahatratra 25 izany amin'izao fotoana izao, ka ankizivavy avokoa no voa, ary vao tsy ela akory izay no nahavoazan'ny 8 tamin'izy ireo. Mpianatra anatin'ny kilasy faha-4 sy faha-5 ny ankabeazan'izy ireo. Tsy mbola hita aloha izay tena vahaolana hatreto.

  • 27/03/2017 - 14:00 : Fivahinianana tsy ara-dalŗna sy fivarotan-tena: Teratany Malagasy miisa 16 voasambotra tatsy amin'ny nosy Maorisy ny faran'ny herinandro teo. Mody nanao fizahantany izy ireo saingy mivaro-tena no tena ataony. Isan'ny mampahazo vahana ity toe-javatra ity ny fanaovana ny fahazoan-dŗlana mivoaka any ivelany amin'ny alalan'ny "Passport and Immigration Office" na PIO, izay fomba hivoahana ny firenena fotsiny.

  • 27/03/2017 - 13:30 : Taom-baovao Malagasy: Anio amin'ny 3 ora sy sasany eny amin'ny tahala Rarihasina ny fandrehetana ny afo tsy maty mariky ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy. Aorian'izany dia hisy ny fandehanana eny amin'ny sampanan'Ambohitrimanjaka, ka hisy ny fandefasana afomanga anio takariva.

  • 27/03/2017 - 13:00 : Barean'i Madagasikara _Fifanintsanana CAN 2019/ Hifandona aminíny Ekipaníi Soundan ny ekipam-pirenena Malagasy ny 13 jona 2017 ; hifampikatroka aminíi Sťnťgal ny 27 jona 2018; hifanazava aminíi Guinťť Equatorial ny 3 septambra 2018, ka ny 11 septambra ny lalao famerenana. Ny 16 oktobra 2018 kosa ny lalao famerenana aminíi Soudan.

  • 27/03/2017 - 12:30 : EDBM: Hanokatra rantsana any Chine ny vovonana ara-toekarena "Economic Development Board of Madagascar" na ny EDBM. Tanjona ny hametrahana fifandraisana sy fifamatorana matotra amin'ny mpamatsy vola avy any amin'ity firenena isan'ny miroborobo indrindra eto ambonin'ny tany ity.

  • 27/03/2017 - 12:00 : Tranombokim-pirenena Anosy:Ny praiminisitra lehiben'ny governemanta Mahafaly Olivier no nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny faha-70 taonan'ny tolona 1947, izay marihina amin'ny alalan'ny fampiratiana eny an-toerana amin'izao fotoana izao.

  • 27/03/2017 - 11:45 : Ambatoboeny _Trangam-piarahamonina: Lehilahy iray tokony ho 37 taona maty nisy namono taminíny alalaníny vely kibay teo aminíny lohany ny herinandro lasa teo. Olona miisa 7 ahiana ho tomponíantoka voasambotra, ary efa natolotra ny fampanoavana.

  • 27/03/2017 - 11:15 : Fanamarihana ny 29 martsa: Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany eny amin'ny tranombokim-pirenena Anosy ny fanamarihana ny faha-70 taonan'ny tolom-panafahana tamin'ny 1947. Mikarakara izany ny minisiteran'ny serasera sy ny fifandraisana amin'ny andrim-panjakana aminin'ny alalan'ny ANTA na Sampana nasionaly momba ny fampahalalam-baovao miaraka amin'ny minisiteran'ny kolontsaina.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170109

Misongadina

Madagasikara Ahiana ho lasaníny Sinoa

09/01/2017

Mivahiny eto Madagasikara nanomboka ny sabotsy 7 janoary 2017 lasa teo ny minisitry ny raharaham-bahiny Sinoa Wang Yi.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rajaonah Andrianjaka ďTsy azo antenaina intsony ny fitondrana HVMĒ

09/01/2017

Raha ny fanazavana nomeníny filohaníny antoko politika Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka,

Hamaky ny tohiny...

Fanovana governemanta Roland Ratsiraka no voalohany ?

09/01/2017

Misoko miadana ny kajikajy isan-karazany aminíny fifidianana aminíny taona 2018. Mivoaka tsikelikely ny resaka aminíny ho firotsahaníi Roland Ratsiraka,

Hamaky ny tohiny...

Razanamahasoa Christine Kabary volan-kakafotra ny aníny filoha

09/01/2017

Tsy mbola mitsahatra mihitsy hatreto ny aminíny fanehoan-kevitra samihafa taorianíny kabary nataoníny filohaníny Repoblika Hery Rajaonarimampianina farany teo teny Iavoloha taminíny zoma 6 janoary 2017 lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Latsaka mbaminínyÖ.!

09/01/2017

Manao ahoana ry Jean a ! Ahoana indray izany sinemanareo mianakavy nikoropaka izany fa hoe maro ny handao ny seza amam-boninahitra atsy ho atsy ity e ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

BUCAS Antanimena Hampirisika aminíny asa famokarana

09/01/2017

Zina ny taona 2016 lasa teo ho aníny birao mpandrindra ny asa sosialy eto Antananarivo na ny BUCAS satria dia tratra ny tanjona, hoy ireo tomponíandraikitra ary mihoatra izay novinavinaina aza.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana Hiverina an-tsekoly indray ny mpianatra

09/01/2017

Vita hatreo ny fialantsasatry ny Noely. Hisantatra ny telo volana faharoa indray ny ankamaroaníny mpianatra manomboka anio, indrindra ny aminíny sekolim-panjakana. Hiditra aminíny tena votoatiníny fianarana aminíizay ny mpianatra manomboka eto.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Voafehy ny fahadiovaníny tanŗna

09/01/2017

Niova tokoa Antananarivo. Manana mpitantana tena tomponíandraikitra. Isan-taona toy izao dia miakatra ny feo, ary saika lohatenin-gazety isaníandro ny fako mivangongo etsy sy eroa ary koa ny fofona aterany

Hamaky ny tohiny...

Minisiteraníny mponina Tokantrano ana hetsiny misitraka ďVatsiníankohonanaĒ

09/01/2017

Taorianíny fahataperaníny taom-piasana 2016, dia misy ny tombaníny asa vita ho aníny minisiteraníny mponina, izay tarihiníny minisitra Onitiana Really.

Hamaky ny tohiny...

Retirety eo aminíny faha-65 taona Miteraka adihevitra be

09/01/2017

Mikorontana ny sainíireo mpiasam-panjakana am-perinasa taorianíny fanambaraníny minisitry ny Fitantanana sy Tetibola Rakotoarimanana Gervais ny alakamisy 29 desambra 2016 fa mihemotra ho 65 taona ny fotoana fisotroan-dronono ho aníny fonksionera.

Hamaky ny tohiny...

Tarika Spesialista Hamoaka raki-kira ę Best of Ľ tena raitra

09/01/2017

Tsy handalo fotsiny ity taona vaovao 2017 ity ho aníny tarika Spesialista. Fomba fiasa sy fijery vaovao ihany koa mantsy no hoentiny hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy azy raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Hugues lehibeníny tarika.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fampiasana telefŰnina any am-piangonana ďAoka izay !Ē, hoy ny filohaníny Fjkm

09/01/2017

Nanao antso avo ho aníny mpino Fjkm rehetra manerana ny nosy ny filoha am-perinasaníny Fjkm, ny mpitandrina Irako Ammi Andriamahazosoa ny sabotsy lasa teo teny Ilafy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy tetezamitatra faÖ

09/01/2017

Hiitatra daholo ! Izay no fikasaníny avy ao anivoníny fitondram-panjakana mikasika ireo raharaha rehetra heverina fa mitana ny hoaviníity firenena ity sy ny fitohizaníainíireo mpiara-belona heverina fa nahitaníireo tanora ankehitriny masoandro.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana