Fil d'actualités du 24/04/2017

  • 24/04/2017 - 16:00 : JCI (Jeune chambre internationale): Hitsidika eto Madagasikara i Ramatoa Dawn Hetzel, Filoha maneran-tanin'ny JCI ny 29 aprily hatramin'ny 01 may ho avy izao. Federasionina maneran-tany ny JCI ary misy mpkambana 200 000, ary efa manana ratsana eto Madagasikara hatry ny ela.

  • 24/04/2017 - 15:30 : Alliance Fran軋ise Antananarivo _Festival Arondihy andiany faha-6: Hatao ny 29 aprily izao eny amin'ny AFT Andavamamba ity hetsika mifandraika amin'ny dihy amin'ny endriny maro samihafa ity. Tsy misy vidim-pidirana ny hetsika ho an'izay te hijery sy hanatrika izany.

  • 24/04/2017 - 15:00 : Ambohimahasoa _Asan-dahalo: Omby 20 nangalarin'ny dahalo tafaverina tamin地y tompony tany Morafeno Ambohimahasoa androany maraina.

  • 24/04/2017 - 14:30 : Zandarimariam-pirenena: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin地y Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha Jeneraly Paza Didier G駻ard sy ny mpisolo toerana azy, dia ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard.

  • 24/04/2017 - 14:00 : Andohan'Ilakaka: Mbola mitohy ny fitrandrahana safira hatramin'izao na teo aza ny didy fampiatoana ny fanatsaharan'ny orinasa Gondwana harena an-kibon'ny tany, raha ny fanazavan'ny mponina, kanefa ny 21 aprily teo no namoahana didy fampiatoana. Mandeha ihany koa ny fandrahonana isan-karazany amin'ireo relijiozy nijoro vavolombelona amin'ny fandikan-dal瀟a.

  • 24/04/2017 - 13:30 : Antsohihy _Fanafihana Tobin-dry frera: Efa 13 no voasambotra tamin地y fanafihana izay nahafatesana mopera iray tany an-toerana ny sabotsy lasa teo.

  • 24/04/2017 - 13:00 : Amboasary Atsimo: Mirongatra ny andiam-balala any amin段zao fotoana izao. Ahiana mety hampitombo ny hanohanana mateti-piseho any an-toerana izany satria sarotra ny fifehezana sy ny famonoana ireo andiam-balala.

  • 24/04/2017 - 12:30 : Frantsa: Mankasitraka sy maniry ny hahalanian'i Emmanuel Macron ho filoham-pirenena Frantsay ny Chancheli鑽e Allemande Angela Merkel.

  • 24/04/2017 - 12:00 : Fizahantany: Mpiseradia miisa 51 miasa any amin'ny valan-javaboahary any Andasibe Mantadia nozaraina karatra maha matihanina tsy azo hatao dika mitovy ny faran'ny herinandro teo.

  • 24/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Hatao ny 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

24/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161230

Misongadina

Tamin段ty fitondrana ity Nandriaka ny ra, nirongatra ny fitsaram-bahoaka

30/12/2016

Hivalona afaka 24 ora ny taona 2016. Nifamahofaho ny zavatra tsara sy ny ratsy. Samy nanana ny tombana sy ny fomba fijeriny ny isam-batan弛lona. Raha mikasika ny fiainam-pirenena sy ny fiainam-piarahamonina kosa dia azo sokajiana ho taona mainty ho an地y Malagasy ity taona ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanonganam-panjakana Ao an-dapa ny mpivoy azy

30/12/2016

Mipoitra tsikelikely ny vaovao manodidina ny serasera novoizina tamin地y fesiboky amin地y fisian地y fikononkononana fanonganam-panjakana. Minisitra lahy iray tamin地y tetezamita sy vazaha-gasy iray efa malaza ho mahay mamendrofendro sy milalao ny serasera amin地y resaka fanonganam-panjakana no ao ambadika, mampivoy azy io.

Hamaky ny tohiny...

Narson Rafidimanana Tanjona ny fampihavanana ny Malagasy amin地y taniny

30/12/2016

Hifarana ny taona, nohararaotina ny niresaka sy nakana ny hevitry ny minisitra eo anivon地y fiadidiana ny Repoblika misahana ny tetikasan地y filoham-pirenena, fanajariana ny tany sy fampitaovana Narson Rafidimanana ny amin地y fananantany sy ireo olana misy.

Hamaky ny tohiny...

Pasitera Mailhol ォ Izahay sisa ianteheran地y fitondrana サ

30/12/2016

Manoloana ny fielezan地y vaovao amin地y tambajotran-tserasera izay mahavoatonontonona anarana olobe maromaro teo amin地y tontolo politika sy manamboninahitra zandary sy miaramila ary koa ny filazana azy ireo fa hiaraka hanongam-panjakana amin地y filoha mpanorina ny antokom-pivavahana Apokalipsy, ny pasitera Mailhol, dia nanambara ity mpitondra fivavahana ity fa tsaho kendrena hanenjehana ny tenany izany.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy nomen地y Fanjakana 都ubvention hatramin段zao

30/12/2016

Nanao tomban弾zaky ny asa vitan地y kaominina Antananario Renivohitra tamin段ty taona 2016 ity, sy ny paik誕dy hiatrehana ny fampandrosoana amin地y taona 2017 ny Ben地y tan瀟a Lalao Ravalomanana ny alarobia 28 desambra nandritra ny fivoriana niarahany tamin地y mpanolotsaina ary ny tale

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Mihetsiketsika

30/12/2016

Omaly maraina no nahatazanana indray an-dRtoa Voahangy Rajaonarimampianina, vadin地y filoham-pirenena nizara vatsim-pety ho an段reo beantintra tezaina etsy amin地y ォ Foyer de vie サ Andrainarivo sy Ambohimanambola.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

30/12/2016

Miala tsiny ry Jean fa somary taratara ny fiarahabako anao tafavoaka avy any a ! Arahabaina aloha fa naman地y afa-bela fa tsy nataon-dRafrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tain弛mby natsentsin-davabary e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Mifarana ny taona Mibosesika ny mpisora-panambadiana

30/12/2016

Farany vao menafify ! Tomefy olona teo amin地y biraon地y Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany amin段ty taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny...

ォ Bord de la mer サ - Mahajanga Fampiasana zaza tsy ampy taona amin地y endriny vaovao

30/12/2016

Zava-baovao eo amin地y ォ Bord de la mer サ nanomboka ny fialantsasatra lehibe teo ny fahitana ireo ankizy tsy ampy taona manosika fiara kilalao mitatitra ankizy toa azy ireo ihany manamorona ny sisin-dranomasina ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Atsipy ny teny

30/12/2016

Mahagaga ny fihetsiky ny olom-pirenena tsirairay avy manoloana izao fitsaram-bahoaka sy habibiana mitranga eto amin地y firenena izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana