Fil d'actualités du 18/11/2017

  • 18/11/2017 - 09:00 : FAMBOLENA SY FIOMPIANA: Mifarana anio 18 novambra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tantsaha marihina any Tsivory Amboasary Atsimo. Manamarika izany ny famoahana amin'ny fomba ofisialy ireo "Mpiompy Mpanampy ny Asa Veterinera" na MMAV, izay vao nahavita fiofanana.

  • 18/11/2017 - 08:30 : KOLIKOLY: Novakian'ny Parlemanta Eoropeanina bantsilana ny fisian'ny fanodinkodinana volam-panjakana mahasaringotra ny olona akaiky ny filoha, toa an'i Claudinmne Razaimamonjy, kanefa ny minisitry ny fitsarana tamin'izany mihitsy no nitaky ny namoahana azy, ary niteraka fifanolanana tamin'ny fanjakana sy ny fitsarana.

  • 18/11/2017 - 08:00 : PARLEMANTA EOROPEANINA: Nanoaka tatitra momba an'i Madagasikara manabaribary ny kajikajin'ny mpitondra mikasika ny fifidianana ny Eoropeanina. Voizin'izy ireo ny hisian'ny fifidianana demokratika, malalaka tsy misy fanilihana, mangarahara,...

  • 17/11/2017 - 20:00 : SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO: Teratany Iranianina telo lahy no saron'ny polisin'ny PAF "Police des Aires et des Frontières" etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato nitondra "Passeport Espagnol" sandoka omaly 16 novambra 2017, araka fanambaran'ny Polisim-pirenena.

  • 17/11/2017 - 19:00 : BAOLINA KITRA - CHAN 2018: Hatao anio alina any Maraoka ny fisarihana hivoahan'ny fanasokajiana isam-bondrona.

  • 17/11/2017 - 18:00 : FAMPIANARANA AMBONY: Miverina mianatra ny Fakioliten'ny Siansa eo anivon'ny Oniversiten'Antananarivo manomboka ny alatsinainy 20 novambra 2017.

  • 17/11/2017 - 17:00 : TSIPY KANETIBE: Noraisin'ny vahoakan'i Betafo tamin'ny fomba nanetriketrika i Luc Andriamandamina Newton, isan’ny nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy izay nandrombaka ny amboara eran-tany teo amin’ny taranja tsipy kanetibe (Mondiale pétanque Junior 2017) tany Chine.

  • 17/11/2017 - 16:00 : RETURN OF A PRESIDENT: Hivoaka sy ho azo jerena manomboka ny 23 novambra ka hatramin'ny 30 novambra izao ilay horonantsary fanadihadiana, mitantara ny fiainan'i Marc Ravalomanana nanomboka tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 sy ny taoriany ity.

  • 17/11/2017 - 15:30 : FIANARANANTSOA: Tsy kariera fitrandrahana vato, araka ny resaka nalaza nanomboka ny 11 novambra teo, fa toeram-pitsangatsanganana iray antsoina hoe : Anosy no nisy nanary vato tsy misy vidiny ara-barotra intsony. Ireo karazam-bato ireo no hitan'ny olona nandalo ka nahantonga ny resabe.

  • 17/11/2017 - 15:15 : MINISITRY NY FAHASALAMANA: Miatrika ny Kongresy Iraisam-pirenena momba ny fanafoanana ny aretina “tuberculose” any Moscou, Renivohitr’i Rosia nanomboka omaly ary mifarana anio ny Minisitry ny fahasalamana Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo.

Voir plus d'infos...

17/11/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161227

Misongadina

Voninahitsy Jean Eugne Nisitri-belona

27/12/2016

Ahatadiavanny maro ani Voninahitsy Jean Eugne filohanny antoko politika RPSD Vaovao ny nirotsahany hofidiana filoham-pirenena ny taona 2013, ary nanohanany ani Hery Rajaonarimampianina tany aminny fihodinana faharoa. Namorona ny vondrona politika antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny...

Politique

Pr Tsiavaliky Clestin Atahoranny Frantsay ny Malagasy any Atsimo

27/12/2016

Ny mpanjanaka antsika no nampiditra olana mikasika ny resaka omby teto Madagasikara taminny alalanny fivoizana fa ny

Hamaky ny tohiny...

Augustin Andriamananoro Ho afa-bela sa tsia ?

27/12/2016

Hanamarika ity andronny talata 27 desambra 2016 ity ny fivoahanny didim-pitsarana mahahasika ani Augustin Andriamananoro. Mbola mitana ny sainny maro ny raharaha mahavoasaringotra aningahy minisitry ny tetezamita, ka nisamborana sy nanagadrana azy.

Hamaky ny tohiny...

Senatera Virginie Nanao Bebe Noely tao Moramanga

27/12/2016

Ankizy 20 isaky ny fokontany 13 mandrafitra ny kaominina ambonivohitra Moramanga no nahazo fanomezana avy aminny Bebe Noely, Senatera Razanajato Virginie.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Da fety be da fety be

27/12/2016

Mahatsiaro ani Jean kely aho izany ry Jean ! Inona aloha no maresaka any aminao any e ? Inona, hono, ny vaovao any aminilery iny?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Faly Ramakavelo Tokony hanavotra antsika io volamena io

27/12/2016

Mahagaga, hoy ny mpahay toekarena, Faly Ramakavelo, fa tsy tafiditra tao anatinny resaka mikasika antsika tao anatinny fihaonanny mpamatsy vola tany Parisy ny Sinoa kanefa ry zareo mpamatsy goavana indrindra eto.

Hamaky ny tohiny...

Tsenanny solika 2016 Niaka-bidy matetika ny Gazoala

27/12/2016

Nahitana fiakarany matetika ny vidinny gazoala sy ny solitany taminity taona 2016 ity, raha ny tatitra voaray avy eo anivonny Ofisim-pirenena misahana ny akoranafo na ny OMH etsy Behoririka.

Hamaky ny tohiny...

Zavakanto Malagasy Taona mainty ny 2016

27/12/2016

Taona maloka ho anny sehatry ny zavakanto ity taona 2016 hivalona afaka andro vitsy ity. Tsy mamoha fotamandry fa maromaro ihany ireo mpanakanto nodimandry taminity taona ity.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Voaroba ny biraonny Faritra Vakinankaratra

27/12/2016

Nisy namaky ny biraonny Faritra Vakinankaratra. Nandritra ny fananganan-tsaina omaly alatsinainy no nampandrenesana ireo mpiasa ny fisianity tranga ity.

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa FIAVOTA Efa azo ny 8,5 tapitrisa dolara

27/12/2016

Mifantoka betsaka aminny fanampiana ara-bola ny mponina aminny asa fihariana sy ny fanjarian-tsakafo ary ny fidirana an-tsekoly ny tetikasa FIAVOTA, ka hahazo famatsiana mitentina 30.000 Ariary isam-bolana avy ny tokantrano miisa 45.000,

Hamaky ny tohiny...

Alasora Miara-tapaka ny jiro sy rano

27/12/2016

Saika nanerana ny renivohitra sy ny manodidina indray izao no nahitana sy nahenoana fahatapahan-jiro sy rano, ary efa mampiteny ny moana ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny...

La Voix dOr I Tendry no mendrika

27/12/2016

Lasani Tendry ny tapakila hihazo ilay toeram-pialamboly malaza eran-tany Disneyland any Parisy Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Edito

Laninny mamba indray ny volabe ?

27/12/2016

Toy ny rano mikoriana ny fampanantenana mivoaka ny vavanny mpitondra eto, fa ny fanatanterahana dia mbola lavitrezaka. Raha misy aza izay mba asa kely atao dia fizahozahoana sy fanaovana propagandy no lasa aloha,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana