Fil d'actualités du 26/03/2017

  • 26/03/2017 - 17:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Eny amin'ny kianjan'i Magro no hanamarihan'ny zanak'i Dada ny fahatsiarovana ny tolona nataon'ireo mahery fo tamin'ny taona 1947. Ho avy eny an-toerana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady mandritra io fotoana io.

  • 26/03/2017 - 16:30 : Baolina kitra _Fifanintsanana CAN 2019: Taorian'ny fandresena 1-0 tany an-tanin'olona dia mbola lavon'ny ekipam-pirenena tamin'ny isa 3-2 ny ekipan'i Sao Tome teo amin'ny lalao miverina eo dingana savaranonando hiakarana any amin'ny dingana famaranan'ny CAN 2019 hatao any Camerourn. Hiditra amin'ny fifanintsanana isam-bondrona ny Malagasy ka hifanandrina amin'i Sťnťgal, Soudan ary Guinťe Equatorial.

  • 26/03/2017 - 15:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Hiverina ny hetsika fanaon'ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana mba hitakiana ny fanokafana ny orinasan-tserasera MBS. Nanomboka omaly ny hetsika ary hitohy isaky ny asabotsy mandra-pivalin'ny fangatahana.

  • 26/03/2017 - 14:00 : Iraisam-pirenena _Afghanistan: Maty vokatry ny daroka baomba nalefan'ny Amerikanina tamin'ny alalan'ny "drone" ny 19 septambra teo ny lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny vondrona mpampihorohoro Al-QaÔda antsoina hoe Qari Yasin, araka ny vaovao navoakan'ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny fiarovam-pirenena any Etazonia Qari Yasin omaly sabotsy.

  • 26/03/2017 - 11:00 : Fitaterana an'habakabaka: Hanatanteraka sidina in-telo isan-kerinandro mampifandray an'Antananarivo sy Addis Abeba Ethiopie ny Kaompania Etiopianina Ethiopian Airlines manomboka ny 28 martsa 2017, ka fiaramanidina Boeing 737-800 no hisahana izany.

  • 24/03/2017 - 18:30 : Fanambana Vohemar _Trangam-piarahamonina: Raim-pianakaviana iray nihanika teo ambony andrin-jiro androany atoandro ary namono tena nitsambikina avy any ambony avy eo, ka ny lohany no notatazan'ny arabe godorao, ary maty tsy tra-drano. Niparitaka eraky ny arabe mihitsy ny raha noho ny lohany nipotsaka tanteraka.

  • 24/03/2017 - 17:30 : Taom-baovao Malagasy: Hotanterahina ny Talata 28 Martsa sy ny 29 Martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy ho aníny trano koltoraly Malagasy sy ny fikambanana Fitohasina. Etsy Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika, izay hiantsoana ny Malagasy rehetra. Hampiavaka ny hetsika ny fampianarana ny Malagasy rehetra mikasika ireo karazana fomba tokony hajaina hisianíny fampandrosoana ho aníny isan-tokantrano.

  • 24/03/2017 - 16:30 : Orinasa Jirama: Mifarana rahapitso 25 janoary ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo olona te hahazo ny toeran'ny Tale jeneralin'ny Jirama.

  • 24/03/2017 - 15:30 : Fanatanjahantena _Baolina kitra: Hatao eny Carionrahapitso sabotsy 25 martsa ho avy izao ny fivoriamben'ny Federasionina Malagasin'ny baolina kitra (FMF). Amin'io fotoana io no hanapahana ny hoavin'ny FMF taorian'ny nahalanian'Ahmad ho filohan'ny CAF.

  • 24/03/2017 - 15:00 : Ambodiarana Maroantsetra: Tanŗna iray manontolo nihotsahan'ny tany sy ny vato avy eny an-tendrombohitra, ka traboina tanteraka ny mponina satria potika ny ankamaroan'ny trano ary maro ihany koa ny olona naratra vokatr'izany.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161223

Misongadina

Voahangy Rajaonarimampianina Tsy tamana eto Madagasikara intsony

23/12/2016

Mivoaka ny vaovao ankehitriny fa efa tsy mahatombina eto Madagasikara intsony ny vadiníny filoham-pirenena, ka aleony mandeha sy mivoaka matetika any ivelany nanomboka ny volana jolay teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ratsy fiafara ny oloníny HAT Minisitra 5 no efa maty, misy ny migadra

23/12/2016

Tsy hay hazavaina ny toe-javatra nahazo ireo olona nitondra taminíny androníny tetezamita fa tsikaritra ho ratsy fiafara raha samy mpitondra teto aminíny firenena ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Malaina ny mpitondra, misy afenina angaha ?

23/12/2016

26 aminíireo minisitra 32 ihany hatreto no efa nanao fanambaram-pananana, raha ny vaovao azo avy eo anivoníny Birao mahaleotena miady aminíny kolikoly na ny Bianco.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Arema Hanomana ny hoaviny

23/12/2016

Antoko velona ary tsy azo tsinontsinoavina eto aminíny firenena ny AREMA matoa nahatratra ny tsingerintaona faha-40 niorenany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Manaova fety sambatra faÖ!

23/12/2016

Mba manao ahoana ny anareo ao ry Jean ny fanomanana ny fety a ? Mba notazaninay teny aminíny falehaníny besinimaro mantsy ianareo mianakavy fa tsy hita e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mpivarotra tsy ara-dalŗna Hakarina fitsarana izay tratra

23/12/2016

Hitohy ny fanalana mpivarotra tsy manara-dalŗna eto Antananarivo Renivohitra, saingy hiova paikady ny kaominina.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Alasora Olona sahirana 2.000 notolorana fanomezana

23/12/2016

Kaominina iray anisaníny mijery akaiky ny maha olona ny kaominina Alasora tantananíny Beníny tanŗna Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny...

Kaoperativa Mirindra 163-194 Miha matihanina

23/12/2016

Miroso eo aminíny sehatry ny maha matihanina hatrany ny kaoperativa Mirindra aminíny asa fitateram-bahoaka sahaniny eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Te hiara-kiasa aminíny firenena mandroso, hoy i Paul Rabary

23/12/2016

Anisaníny manana anjara aminíilay famatsiam-bola 6 miliara dolara avy any aminíny mpamatsy vola isika, hoy ny minisitry ny fanabeazana fototra, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vaovao tokoa ve ?

23/12/2016

Mampivarahontsana no sady mahakivy ny mahita fa efa hifarana ity ny taona kanefa dia miha midaraboka hatrany aminíny lafiny rehetra ny raharaham-pirenena eto amintsika. Nanomboka tany aminíny volana janoary no efa nandeha ny fitatatatana isan-karazany fa hanjakaníny kolikoly ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana