Fil d'actualités du 18/01/2017

  • 18/01/2017 - 14:30 : Faritra Alaotra _Fandatsahana orana: Rahapitso alakamisy 19 janoary no mety ho feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana any an-toerana raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro. Olana ny goavana ny doro tanety, izay hanentanana ny olona ny fanatsaharana izany.

  • 18/01/2017 - 14:00 : Orinasa Jirama: Milaza hanao fanadihadiana lalina na "Audit interne" ao anatin'ity orinasa ity ny fanjakana noho ny toe-javatra ambara ho tsy mangarahara ao anatin'ny orinasa. 60% ny tahan'ny fampidiram-bola saran'ny herinaratra vokarina amin'izao fotoana izao fa tsy 100% araka ny tokony ho izy.

  • 18/01/2017 - 13:30 : Toekarena _Sandam-bola: Ahiana hisy fitotonganana goavana ny lanjan'ny vola ariary noho ny famohana vola vahiny be loatra sy ny tsy fahampian'ny tahirim-bola vahiny eto amintsika, hoy ny CREM na ny Faribolana iraisan'ireo mpandinika ara-toekarena eto Madagasikara.

  • 18/01/2017 - 13:10 : Politika _Omer Beriziky: Maloka tanteraka ny fiainam-pirenena tao anatin'ny 3 taona nitondran'ny fanjakana ankehitriny ary tsy manana fitokisana amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenena na ny HCC iny ankamaroan'ny vahoaka.

  • 18/01/2017 - 12:50 : Toamasina II _Halatra lakolosy: Olona miisa 4 voarohorohy tamina halatra lakolosy tamina fiangonana katolika iray miakatra fampanoavana anio.

  • 18/01/2017 - 12:35 : Jirama: Hanome 70 miliara amin'ny 750 miliara tadiavin'ny Jirama amin'ny famahana ny olan'ny delestazy ankehitriny ny fanjakana. Io 750 miliara io no ilaina raha toa ka milaza ny hampihena ny fanampiana ny Jirama ny fanjakana amin'ity taona ity ka 250 miliara ihany no homeny raha 290 miliara ariary tamin'ity taona ity.

  • 18/01/2017 - 12:15 : Delestazy: Nahatratra adin'ny telo ny fahatapahan-jiro tamina faritra maro tamina toerana maro teto an-drenivohitra androany maraina. Nanomboka tamin'ny 9 ora ka hatramin'ny 12 ora ny tamin'ny manodidina an'Andrefan'Ambohijanahary sy Sonierana.

  • 18/01/2017 - 10:50 : Fitsaboana: Tontosaina manomboka androany manerana ireo renivohi-paritany enina ny fanadinam-panjakana handraisana ireo mpitsabo mpanampy andiany faharoa. Haharitra roa andro ny fotoam-panadinana.

  • 18/01/2017 - 07:40 : Mpiasam-panjakana: Miisa 13.686 ireo mpiasa ho raisina fonksioner amin'ity taona 2017 ity. Nanatombo 1.000 io tarehimarika io mihoatra ny tamin'ny taona 2016. Mpampianatra Fram ny 10.000 amin'ireo, araka ny fanazavan'ny minisitry Asampanjakana sy ny Lalana Sosialy Maharante Jean de Dieu.

  • 18/01/2017 - 07:10 : Fifamoivoizana: Nohamafisina ny fisavana ireo moto mifamoivoy eny amin'ny arabe. Anton'izany ny fisian'ny fanafenana fitaovam-piadiana sy zava-mahadomelina toy ny hita teny Anosipatrana, hoy ny tompon'andraikitry ny serasera eo anivon'ny minisiteran'ny filaminam-bahoaka.

Voir plus d'infos...

18/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161217

Misongadina

Zazavavy 12 taona Naolana avy eo notetehina

17/12/2016

Zazavavy vao 12 taona monja no hita faty teny aminíny ranoníIkopa ny 8 desambra lasa teo. Rehefa natao ny fanadihadiana dia naolaníny dadatoany no nahafaty ity zazavavy kely ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mpangoron-karena taminíny tetezamita Resiníi Dadavalo avy an-tsesitany

17/12/2016

Nirehareha fatratra ny fanjakana tetezamita fa nahavita niasa na tsy nisy famatsiam-bola avy any ivelany aza. Satria betsaka ny tahirim-bola vahiny taminíny androníi Marc Ravalomanana izay efa nahatratra hatrany aminíny 2 miliara dolara, ka namatam-bonona ny mpanongam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Fisamborana aníAndriamananoro Fanakonana zavatra hafa, hoy ny ďWe are oneĒ

17/12/2016

Namoaka fanambarana tetsy aminíny hotely iray lehibe etsy Ampandrana omaly ny fivondronaníireo mpanohana ny filohaníny vondrona Mapar, Andry Nirina Rajoelina, izay mametraka ny teny filamatra hoe ďWe are oneĒ izay adika malalaka hoe ďiray isikaĒ

Hamaky ny tohiny...

Vondrona Mapar Manao ririnin-dasa tsy tsaroana

17/12/2016

Mimenomenona ny vondrona politika MAPAR ankehitriny manoloana ny fanenjehana ny namaníizy ireo. Ventesina ny hoe tsy rariny ?

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy miteny tsy mivolana

17/12/2016

Mahagaga ireo mpanara-baovao ny tsy fahitana hatraminíizao ny filoha mpanorina ny vondrona Mapar, Andry Nirina Rajoelina, aminíizao vanim-potoana heverina fa mamaivay ho aníny vondrona politika izay tarihiny izao.

Hamaky ny tohiny...

Famadihana palitao Depiote TIM 2 voadaka

17/12/2016

Efa ela ihany ireo mpikambana TIM sy ny mpanara-dia aníi Marc Ravalomanana no nimenomenona taminíny afitsoka depiote TIM roa izay tsikaritra fa nanomboka namadika palitao.

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho aminíny fanavotam-pirenena Hiezaka aminíny fahazoana ilay 10 miliara

17/12/2016

Tsy ny vondrona politika DFP na ny dinika ho aminíny fanavotam-pirenena velively akory no hanakana ny fahatongavaníny vola nampanantenainíny vondrona eoropeanina izay mitentina 10,2 miliara dolara,

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Tsy manam-piniavana ny mpanao politika

17/12/2016

Mbola ho sarotra ny hahatanterahaníny tena fampihavanam-pirenena eto Madagasikara. Ny ankamaroaníny olona aloha hatreto dia tsy manantena ny hisiany intsony.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hifanome tanana aminíny Beníny tanŗna ny mpiasa

17/12/2016

Nanatanteraka fihaonambe, toy ny fanaony rehefa ankatoky ny fetiníny faraníny taona, tao aminíny Kianja mitafo Mahamasina,

Hamaky ny tohiny...

Nelson Mandela Day Nomarihina taminíny fizarana fitaovam-pianarana

17/12/2016

Tohiníny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho aníi Nelson Mandela na ny Nelson Mandela Day izay natao ny 18 jolay 2016 teny aminíny Lisea Ampasampito,

Hamaky ny tohiny...

TAMAMI Vonona hiditra ao anatiníny governemanta misokatra

17/12/2016

Vonona hiditra ao anatiníny governemanta misokatra ny antoko politika Tanora Malagasy Miroso na ny TAMAMI na dia mpanohitra aza

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Pao-tsatroka e !

17/12/2016

Jean a, na mbola hiteny koa aza angamba ny vato dia ny ataonareo ihany no ho ataonareo a ? Nambara fa fomba efa lomorina ilay fisamborana fa nataonareo ihany.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Vatsiníankohonana Raikitra anio ny aníAndroy sy Anosy

17/12/2016

Anio izany, raha tsy misy ny fiovana no ho sokafana aminíny fomba ofisialy ny fizarana voalohany ny vatsiníankohonana ho aníny faritra Androy sy Anosy.

Hamaky ny tohiny...

Delestazy lavareny Tsy mitombina intsony, hoy ny praiminisitra

17/12/2016

ęTsy azo ekena intsony manomboka androany (omaly zoma) ny delestazy eto aminíny firenena, indrindra ny fahatapahaníny jiro maharitra eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Entana simba Vary 5.700 gony no tratra tany Tolagnaro

17/12/2016

Fotoana fanararaotaníireo olona mpivarotra entana lany daty ny ankatoky ny fety tahaka izao. Saika mirona aminíny fividianana azy ireny avokoa mantsy ny ankamaroaníny mponina, indrindra fa ireo moramora vidy hahafahana manao fety sambatra toy ny rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatry ny ACEEM Nikarakara ireo niangaraníny vintana

17/12/2016

Tsy nanadino ireo niangaraníny vintana ireo mpianatry ny vondro-panabeazana Aceem aminíizao ankatoky ny fetiníny Noely sy ny faraníny taona izao.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Mpampianatra FJKM 24 mianadahy no notolorana sertifika

17/12/2016

Tao anatiníny fanompoam-pivavahana nisaorana aníAndriamanitra notarihaníny Mpiandraika foibe FJKM, teny aminíny fiangonana FJKM Alarobia Amboniloha,

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

17/12/2016

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro taminíny taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ny lasa tsy fanadino !

17/12/2016

Valifaty politika, fifampisamborana sy fifanagadrana izao no malaza. Ny mpanagadra anio dia mety hogadraina rahampitso ary izany no mihatra aminíny oloníny tetezamita teo aloha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana