Fil d'actualités du 18/01/2018

  • 18/01/2018 - 16:45 : HOUCINE ARFA: Mangataka ny hihaona amin’ny filoha frantsay Emanuel Macron i Houcine Arfa.

  • 18/01/2018 - 16:30 : SENDIKAN’NY MPANDRAHARAN’NY FONJA: Ny fonjan’ny tsiafahy dia tsy fitazonana olona mbola tsy vohatsara hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja.

  • 18/01/2018 - 16:15 : FANAPAHANA KARAMA: Tokony ny ao amin’ny ministeran’ny vola no hanao fanadiovana voalohany izay vao midina makany amin’ireo mpiasa madinika, ary misy ny lalana tokony arahina fa tsy tapahana fahatany fotsiny hoy Faniry Erinaivo filohan’ny SMM.

  • 18/01/2018 - 16:00 : MALAIMBANDY: Jiolahy mpaka an-keriny 2 no voasambotry ny zandary rehefa nisy ny fifampitifirana omaly maraina.

  • 18/01/2018 - 15:45 : MASOIVOHON’NY FANJAKANA BRITANIKA: Nanatanteraka fitsidihina tamin’ny fomba fifanajana ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny androany ny Masoivohon’ny Fanjakana Britanika ny Son Excellence Philip BOYLE.

  • 18/01/2018 - 15:30 : VIDIM-BARY: Nahitana fihenany ny vidim-bary eny an-tsena ary efa hita miparitaka eny koa ireo vary avy eto an-toerana.

  • 18/01/2018 - 15:15 : BAOLINA LAVALAVA: Vita tsy nisy tomika ny fandaharan-dalao rehetra tamin’iny taona 2017 iny ary miandry ny fankatoavan’ny ministera mpiahy ny fanaovana fifidianana ho filohan’ny ligy hoy ny filohan’ny ligin’Analamanga.

  • 18/01/2018 - 15:00 : ANKAZOBE: Nisy ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo sy ny Zandary tany Antampoketsa ny talata lasa teo , ka dahalo 1 no voasambotra. Ireto dahalo ireto dia nangalatra omby miisa 20, izay mbola mitohy ny fanarahan-dia.

  • 18/01/2018 - 14:45 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Raha tena madio ny minisitra dia tokony sahy hametra-pialana mba tsy hisian’ny fitongilanana eo amin’ny fanadihadiana hoy ny filohan’ny SMM Faniry Erinaivo.

  • 18/01/2018 - 14:30 : MALAIMBANDY: Jiolahy mpaka an-keriny 2 no voasambotry ny zandary rehefa nisy ny fifampitifirana omaly maraina.

Voir plus d'infos...

18/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161216

Misongadina

Augustin Andriamananoro Nidoboka eny Antanimora

16/12/2016

Taorianny nisamborana ani Augustin Andriamananoro ny sabotsy lasa teo sy nitazonana azy tany Miarinarivo dia nampidirana am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny tenany rehefa nampandalovina teny aminny fampanoavana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

FFKM Manjaka eto ny kolikoly

16/12/2016

Hentitra ny fanambaranny FFKM izay nivory tany Toamasina ny faramparanny volana novambra lasa teo manoloana ny raharaham-piangonana sy ny fiainam-pirenena aminny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Fisamborana ani Augustin Andriamananoro Fitsipahana ny fihavanana, hoy ny Mapar

16/12/2016

Nanoloana ny fisamborana ny mpikambana ao aminny vondrona politika Mapar, Augustin Andriamananoro, dia namoaka fanambarana mikasika ny tsy fankasitrahanizy ireo tetsy aminny foibeny etsy Ambodivona, ity vondrona ity omaly.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Filohanny HAFARI Malagasy Marary mafy ao am-ponja

16/12/2016

Marary mafy ao aminny fonjabenAntanimora aminizao fotoana izao ny filoha nasionalinny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny...

Fakonny tannani Toliara Hahodina ho zezika sy etona fandrehitra

16/12/2016

Am-perinasa ny foibe hanodina ny fakonny tannani Toliara ho lasa zezika sy hamokarana etona fandrehitra ary gazoala, ao Amboriha, Kaominini Belalanda, Toliara faha-2.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana