Fil d'actualités du 18/01/2017

  • 18/01/2017 - 14:30 : Faritra Alaotra _Fandatsahana orana: Rahapitso alakamisy 19 janoary no mety ho feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana any an-toerana raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro. Olana ny goavana ny doro tanety, izay hanentanana ny olona ny fanatsaharana izany.

  • 18/01/2017 - 14:00 : Orinasa Jirama: Milaza hanao fanadihadiana lalina na "Audit interne" ao anatin'ity orinasa ity ny fanjakana noho ny toe-javatra ambara ho tsy mangarahara ao anatin'ny orinasa. 60% ny tahan'ny fampidiram-bola saran'ny herinaratra vokarina amin'izao fotoana izao fa tsy 100% araka ny tokony ho izy.

  • 18/01/2017 - 13:30 : Toekarena _Sandam-bola: Ahiana hisy fitotonganana goavana ny lanjan'ny vola ariary noho ny famohana vola vahiny be loatra sy ny tsy fahampian'ny tahirim-bola vahiny eto amintsika, hoy ny CREM na ny Faribolana iraisan'ireo mpandinika ara-toekarena eto Madagasikara.

  • 18/01/2017 - 13:10 : Politika _Omer Beriziky: Maloka tanteraka ny fiainam-pirenena tao anatin'ny 3 taona nitondran'ny fanjakana ankehitriny ary tsy manana fitokisana amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenena na ny HCC iny ankamaroan'ny vahoaka.

  • 18/01/2017 - 12:50 : Toamasina II _Halatra lakolosy: Olona miisa 4 voarohorohy tamina halatra lakolosy tamina fiangonana katolika iray miakatra fampanoavana anio.

  • 18/01/2017 - 12:35 : Jirama: Hanome 70 miliara amin'ny 750 miliara tadiavin'ny Jirama amin'ny famahana ny olan'ny delestazy ankehitriny ny fanjakana. Io 750 miliara io no ilaina raha toa ka milaza ny hampihena ny fanampiana ny Jirama ny fanjakana amin'ity taona ity ka 250 miliara ihany no homeny raha 290 miliara ariary tamin'ity taona ity.

  • 18/01/2017 - 12:15 : Delestazy: Nahatratra adin'ny telo ny fahatapahan-jiro tamina faritra maro tamina toerana maro teto an-drenivohitra androany maraina. Nanomboka tamin'ny 9 ora ka hatramin'ny 12 ora ny tamin'ny manodidina an'Andrefan'Ambohijanahary sy Sonierana.

  • 18/01/2017 - 10:50 : Fitsaboana: Tontosaina manomboka androany manerana ireo renivohi-paritany enina ny fanadinam-panjakana handraisana ireo mpitsabo mpanampy andiany faharoa. Haharitra roa andro ny fotoam-panadinana.

  • 18/01/2017 - 07:40 : Mpiasam-panjakana: Miisa 13.686 ireo mpiasa ho raisina fonksioner amin'ity taona 2017 ity. Nanatombo 1.000 io tarehimarika io mihoatra ny tamin'ny taona 2016. Mpampianatra Fram ny 10.000 amin'ireo, araka ny fanazavan'ny minisitry Asampanjakana sy ny Lalana Sosialy Maharante Jean de Dieu.

  • 18/01/2017 - 07:10 : Fifamoivoizana: Nohamafisina ny fisavana ireo moto mifamoivoy eny amin'ny arabe. Anton'izany ny fisian'ny fanafenana fitaovam-piadiana sy zava-mahadomelina toy ny hita teny Anosipatrana, hoy ny tompon'andraikitry ny serasera eo anivon'ny minisiteran'ny filaminam-bahoaka.

Voir plus d'infos...

18/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161214

Misongadina

Hitohy ny fisamborana Kolonely Lylison indray izaoÖ

14/12/2016

Tsimponiníny fitondrana HVM tsikelikely ireo olona akaiky aníi Andry Rajoelina. Efa am-bolana maro i Alain Ramaroson izay niara-nanongam-panjakana taminy ny taona 2009 no migadra eny am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanjakana Bemazava Ė Ambanja Hiakatra fitsarana anio ny Mpanjaka

14/12/2016

Misavorovoro ny fanjakana Bemazava ao Ambanja hatraminíny nisianíny fanoloana mpanjaka taminíny 15 oktobra 2015.

Hamaky ny tohiny...

Fisamborana aníi Augustin Andriamananoro Mahatsara anay, hoy ny depiote Ramaherijaonina

14/12/2016

Fihantsiana na ďintimidationĒ no azo ilazana ny fisamborana nihatra taminíny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra teo aloha,

Hamaky ny tohiny...

Donald Trump Tsy marin-toerana sahady

14/12/2016

Maro ny tsikera mahazo ny filoha amerikanina vaovao, Donald Trump, aminíizao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Mpanolotsain'ny filohampirenena Tena ambonin'ny lalana

14/12/2016

Manararaotra toy ny banga mihomehy alina ny mpitondra ankehitriny noho ny tsy fisianíny fifandanjan-kery ara-politika eo aminy sy ireo milaza azy ho mpanohitra.

Hamaky ny tohiny...

Lalŗnaníny Fampihavanam-pirenena Lany maimaika teny Tsimbazaza

14/12/2016

Lany teny aminíny antenimieram-pirenena omaly ny lalŗna momba ny fampihavanam-pirenena izay misy andininy 72.

Hamaky ny tohiny...

Augustin Andriamananoro Nahemotra ny fakana am-bavany azy

14/12/2016

Tsy raikitra indray raha tokony ho natao omaly ny fanadihadiana aníi Augustin Andriamananoro manoloana ny fampanoavana noho ny raharaha Soamahamanina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza amidy ny fanahy e !

14/12/2016

Ela ela tsy nirotsaka teny an-tanŗna ny malety ry Jean a ! Efa fa ho avy indray izy izao ! Ilaina indray,

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Raharaha Ihosy Niaro ilay mpitsara voatonontonona anarana ny SMM

14/12/2016

Tsy mbola vita hatraminíny omaly ny famindram-pahefana teo aminíny biraoníny sendikaníny mpitsara eto Madagasikara vaovao sy ny teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Ady aminíny dahalo Tsy mahomby ny USAD, hoy ny depiote Nicolas

14/12/2016

Efa nahazo fankatoavana taminíny fitsarana any an-toerana ka efa mihatra any aminíny distrikaníi Betroka hatraminíny alakamisy lasa teo ny Dina Fitambarana hoentina mampanjaka ny

Hamaky ny tohiny...

Ranarisoa Dťsire Fanambiny ny hampandroso ny Faritra Alaotra Mangoro

14/12/2016

Nivoitra nandritra ny fametrahana taminíny fomba ofisialy ny lehibeníny Faritra Alaotra Mangoro Ranarisoa Dťsire ny alatsinainy 12 desambra teo fa ho laharam-pahamehana ny famahana ireo olona mianjady aminíny mponina.

Hamaky ny tohiny...

Faha-100 taonan'ny Lions Club Notokanana omaly ny tsangambato etsy Anosy

14/12/2016

Fotoan-dehibe ho aníny fikambanana Lions Club eto amintsika ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny...

Unicef sy ny Airtel Hanampy ireo zanaky ny sahirana ara-pivelomana

14/12/2016

Hifanome tanana hanampy ireo zanaky ny sahirana ara-pivelomana eto amintsika ny Unicef sy ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar ao anatiníilay fandaharaníasa ďNdao hianatraĒ.

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa vatsiníankohonana Olona 320.000 no hahazo tombontsoa

14/12/2016

Mponina miisa 320.000 ao anatina distrika miisa 5 any aminíny faritra atsimo lasibatry ny tsy fanjariana ara-tsakafo no kendrena hahazo ny vatsiníankohonana indray ato ho ato, raha ny fanazavana azo avy eo anivoníny minisiteraníny mponina taorianíny tany Faratsiho ny faraníny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

BNI Madagascar Hanampy ny olon-drehetra aminíny fiatrehana ny fety

14/12/2016

Betsaka ireo very hevitra aminíizao ankatoky ny fetiníny Krismasy sy ny faraníny taona izao.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa STAR Manara-penitra ny kalitaon'ny entana vokariny

14/12/2016

Nifarana omaly tetsy aminíny lapaníny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra roa andro ilay androm-pirenena ho

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Ady aminíny kolikoly Mitaky asa fa tsy resabe, hoy ny filohaníny FJKM

14/12/2016

Tomponíandraikitra feno aminíny famongorana ny fahalovana eny anivoníny fiarahamonina ny Fiangonaníi Jesoa Kristy eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy hita hantenaina

14/12/2016

Ny tantara niainantsika hatraminíizay ihany no mbola miverina mandraka ankehitriny

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana