Fil d'actualités du 23/02/2017

  • 23/02/2017 - 20:30 : Tiko AAA: Efa manomboka hita eny amin'ny tsena Magro ny zava-pisotro Classiko vokarin'ny orinasa Tiko AAA. Sandaina 2.500 ariary ny tavoahangy 1,5 litatra.

  • 23/02/2017 - 20:00 : Fandripahana ala: Ambony ny tahan'ny fandripahana ala eto Madagasikara, hoy ny fanadihadiana nataon'ny ofisim-pirenena misahana ny Tontolo iainana. 0,8% izany ny taona 1990 hatramin'ny 2000. 0,4% kosa izany teo anelanelan'ny taona 2005 sy 2010 ary niakatra 0,9% ankehitriny ka mahatratra 66.000ha ny velarana ala potika.

  • 23/02/2017 - 19:30 : Lavanilina: Ratsy indrindra ny taom-piotazana lavanilina Malagasy 2016-2017. Tsy nisy afa-tsy 1.500 taonina izany raha eo amin'ny 2.000 hatramin'ny 2.500 taonina isan-taona. 60 dolara ny kilaon'ny lavanilina ny taona 2014, 135 dolara ny taona 2015 ary 210 dolara kosa ny taona 2016.

  • 23/02/2017 - 19:00 : Aretina bilarziozy: Voan'ny aretina bilarziozy ny 50%ny zaza Malagasy, hoy ny tatitry ny fikambanana iraisampirenena momba ny Fahasalamana. Distrika 103 amin'ireo 113 ihany no ahitana ity aretin-kankana ity ary anisan'izany ny tananan'Antananarivo.

  • 23/02/2017 - 18:30 : Fitantanana sy Tetibola: Nankatoavin'ny filankevitry ny governemanta ny talata teo volavolana didim-panjakana mamaritra ny andraikitry ny minisitry Fitantanana sy ny Tetibola. Hajoro ao anatin'ity departemanta ministerialy ity ihany koa ny rafitra iray hanara-maso ny fampiasana ireo vola fanampiana azo tamin'ny fikaonan-dohan'ireo mpamatsy sy mpampiasa vola tao Paris.

  • 23/02/2017 - 18:00 : Vidim-bary: Nahitana fihenana ny vidim-bary eny an-tsena. Fidinana manodidina ny 100 hatramin'ny 150 ariary.

  • 23/02/2017 - 17:30 : Hazo sarobidy: Hampiharina amin'izay ny fananganana ilay rafitra manokana iadiana amin'ny fanondranana antsokosoko andramena sy hazo mainty miaraka amin'ny fanasaziana, araka ny tapaky ny filan-kevitry ny minisitra. Fanapahan-kevitra noraisina herintaona aty taorian'ny fankatoavana ny lalana.

  • 23/02/2017 - 17:00 : Fifidianana 2018: Nanamafy ny filoha nasionalin'ny antokom-panjakana Rivo Rakotovao fa ny filoha amperinasa Hery Rajaonarimampianina ihany no kandidan'ny HVM amin'ny fifidianana 2018.

  • 23/02/2017 - 16:30 : Fampianarana ambaratonga ambony: Tafaverina ho mpikambana eo amin'ny Cames (Conseil Africain et Malgache de l'Enseignement Superieur) i Madagasikara. Nanamafy io fiverenan'ny firenena Malagasy io ny fahatongavan'ny delegasionina eo anivon'ity filankevitra ity teto amintsika ny fiandohan'ny volana febroary 2017.

  • 23/02/2017 - 15:30 : Aft Andavamamba Antananarivo: Hisy fampisehoana ara-java-kanto maimaimpoana hatao eny an-toerana ny takarivan'ny rahapitso 24 febroary, izay ahitana ny mpanakanto Th駮 Rakotovao, Minah, Gangstabab, Dah Mama, Jean Emilien, Af Jazz, Tsiriry, Voromanga Milalao ary Ragasy. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT izany.

Voir plus d'infos...

23/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161210

Misongadina

BIANCO Tsy matahotra tsindry

10/12/2016

Manana ny lal瀟a tsara indrindra eto Afrika isika raha ny ady amin地y kolikoly no resahana, hoy ny tale jeneralin地y BIANCO (Bureau Ind駱endant Anti-Corruption) Andriamifidy Jean Louis nandritra ny fanamarihana ny andro iraisampirenena iadiana amin地y kolikoly teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Firaisamonim-pirenena Rohy Nanameloka an段 Claudine A&C sy Riana Andriamandavy VII

10/12/2016

Tsy mbola tapitra hatreo ny raharaha mikasika ilay fanodinkodinam-bola mitentina 390 tapitrisa ariary tany amin地y kaominina Ambohimahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Tsy dadabe noely akory , hoy I Doudou

10/12/2016

Porofon地y fahombiazana tamin地y fanangonan-tsonian地y vondrona politika dinika fanavotam-pirenena na DFP, hoy ny filohan段zany vondrona izany, Tolojanahary Maharavo na Doudou, ny fisian地y dinika politika fanindroany izay notontosaina teny Iavoloha omaly.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Mangalatra depara ve e ?

10/12/2016

Manahoana ianao izao namana Jean ? Mangalatra depara ? Sa manao lalao maloto ? Inona indray moa izany ry Jean ity hevitrareo manalanala olona amin地y toerany any ambanivolo ity a ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Ady amin地y kolikoly Mbola lavitr弾zaka

10/12/2016

Notanterahina teny amin地y Minisiteran地y raharaham-bahiny Anosy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an地y ady amin地y kolikoly omaly

Hamaky ny tohiny...

Lasa mersenera i Berija sy Jean Pierre Mahavita mandrahona ho faty

10/12/2016

Tsy tapitra hatreo ny raharaha mampifanolana ireo mpianatra avy amin地y faritra 22 sy ny avy amin地y SOLEMA (Solidarit des Leaders de Madagascar) tarihin段 Berija Ravelomanantsoa sy Jean Pierre Randrianamboarina.

Hamaky ny tohiny...

Permis biometrika Fampijaliana vahoaka !

10/12/2016

Mampahory vahoaka ny fanoloana ny fahazoan-dalana mamily tsotra ho ォ biometrika サ.

Hamaky ny tohiny...

Famatsiambola vahiny Tsy hanala ny fahantran地y Malagasy

10/12/2016

Mbola matoam-baovao hatreto ny fampanantenana avy amin段reo mpamatsy sy mampiasa vola vahiny ilay famatsiambola mitentina 10,2 miliara dolara tao Paris ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Hopitalin地y reny sy ny zaza Tsaralalana Hikatona ao anatin地y fotoana tsy voafetra

10/12/2016

Hakatona ao anatin地y fotoana tsy voafetra ny hopitalin地y reny sy ny zaza eny Tsaralalana manomboka izao.

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix d弛r

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix d弛r

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix d弛r

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix d弛r

Hamaky ny tohiny...

Fahalasanan-dRandrenja Afaka mamangy eny amin地y tranompokonolona ny rehetra

10/12/2016

Betsaka ireo olona te-hahita farany ny nofo mangatsiakan-dRandrenja sy te hitsapa alahelo ireo fianakaviany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tan瀟an但ntananarivo

10/12/2016

Tonga tao amin地y lapan地y tan瀟a Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Ben地y tan瀟an但ntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Hamaky ny tohiny...

Ekipan地y CNaPS Sport Noraisina tamin地y fomba manetriketrika

10/12/2016

Nigadona omaly teny Ampefiloha misy ny foiben地y CNaPS ny ekipan地y CNaPS Sport avy any Itasy rehefa avy niatrika ny lalao farany teo amin地y fiadiana ny anaram-boninahitra tamin地y fifaninanam-pirenena ォ THB Champion痴 league サ.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Domina tapany handoa erany !

10/12/2016

Nampanantenain地y vahiny ny mpitondra fa hampindramina vola mitentina 10,2 miliara dolara ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana