Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 10:00 : FAMPIANARANA: 45 000 ny mpampianatra FRAM mbola tsy voaray ho mpiasam-panjakana raha toa ka 85 000 izany tamin'ny 2014, ary 4000 kosa no horaisina amin'ity taona ity, hoy ny Minisiteran'ny fanabeazana.

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161208

Misongadina

Fifidianana 2018 Daty sisa andrasako, hoy i Dada

08/12/2016

Efa vonona tanteraka i Marc Ravalomanana aminny fifidianana 2018 ka ny fotoana higadonany sisa no andrasana, raha ny fanambarany nandritra ny fiatrehany ny fanokafana ny fivorianireo benny tanna aty aminny ranomasina Indianina teny aminny Hotely Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rafitra demokratika Mamotika toekarena, hoy ny pastera Mailhol

08/12/2016

Fitaovana entinny vahiny iarovana fanjakana eo aminny fitondrana mba hahafahany migoka ny harena sy tombontsoa eo aminny firenena ny demokrasia raha mbola manaiky ireo vahiny isika, hoy ny pasitera Mailhol, izay lehibenny antokom-pivavahana Apokalipsy tetsy aminny foibenizy ireo tetsy Isotry.

Hamaky ny tohiny...

Rehefa avy nigadra Tsy maintsy ho vedety, hoy i Cohen Rivolala

08/12/2016

Elaela tsy nahenoana ani Cohen Rivolala, izay lehibena antokom-pivavahana iray eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Vondronny senatera taloha Mampitandrina ny mpitondra

08/12/2016

Tsy manohitra ary tsy manohana ny fitondrana akory ny Amicale des CST et snateurs de Madagascar fa mijanona eo afovoany, hoy ny filohanny vondrona, Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny...

Vondrona Eoropeanina Hanohana ireo tann-dehibe eto Madagasikara

08/12/2016

Hampivoatra ireo tann-dehibe sy ny fiainanny mponina ao aminy ny fijoroanny birao vaovao mpitantana ny AVCOI (Association des Villes et Collectivits de lOcan Indien).

Hamaky ny tohiny...

Analamanga Hifidy izay ho filohanny Benny tanna

08/12/2016

Hanao fihaonana eny Andoharanofotsy ireo Benny tanna ato aminny Faritra Analamanga. Mandritra izany ihany koa no hanavaozana ny birao mpitantana ny fikambananny Benny tanna.

Hamaky ny tohiny...

Fivorianny mpamatsy vola tany Paris Tsy misy tombontsoa ho anny vahoaka, hoy ny Aro Riaka

08/12/2016

Mbola trosa ihany fa tsy omena fotsiny ilay famatsiam-bola nampanantenainireo mpamatsy vola nivory tany Paris ny fiandohanny herinandro teo sady tsy misy tombontsoa ho anny vahoaka Malagasy velively, hoy Rakotonirina Odon, filohanny Antoko Aro Riaka.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Inona no asanao ?

08/12/2016

Miarahaba ry Jean a ! Saika adinoko ny niarahaba fa taitra mafy loatra aho aminity loza mitatao eto aminny tany sy ny firenena ity kanefa mbola hodianareo tsy hita ihany.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

FarihinAndranotapahana RN4 Lasanny Sinoa indray

08/12/2016

Mpanjono miisa 75 mivondrona ao aminny fikambanana Faniloni Marovatana,

Hamaky ny tohiny...

Mamono mankaiza ?

08/12/2016

Tonga aminilay fanontaniana hafahafa fametraky ny tanora manao hoe mamono mankaiza ? isika izao.

Hamaky ny tohiny...

Lany andro mifanenjika ny Malagasy Jihifinny vahiny ny harena

08/12/2016

Lany andro sy fotoana mimenomenona eto isika saingy tsy hita izay vokany.

Hamaky ny tohiny...

Aretina mamono olona any Befotaka Tsy mbola voaporofo fa pesta

08/12/2016

Nitondra fanazavana mahakasika ilay aretina pesta any amin'ny distrikan'i Befotaka izay voalaza fa efa nandripaka olona hatrany amin'ny 31 isa omaly ny minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Serasera sy teknolojia any an-tsekoly Efa mihatsara ny vokatra azo eto an-drenivohitra

08/12/2016

Efa mihatsara na dia vao manomboka aza ny vokatra azo eny anivonireo sekoly miankina sy tsy miankina aminny fanjakana eto an-drenivohitra mikasika ny fampiasana ny teknolojia sy ny serasera.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-3 sy faha-5 Notoloranny Orange ivontoerana hahafahana mikirakira solosaina

08/12/2016

Taorianny Boriborintany fahefatra dia notoloranny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar ivontoerana hahafahany mianatra maimaimpoana momba ny informatika ihany koa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana ao aminny boriborintany fahatelo sy fahadimy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana