Fil d'actualités du 24/01/2017

  • 24/01/2017 - 19:05 : FIVMPAMA: Nitombo iray indray ny masoivohon'ny Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy eny anivon'ny faritra. Nijoro nanomboka ny 19 janoary 2017 teo mantsy ny rantsamangaikan'ny FIVMPAMA faritra faha-6 ao Menabe.

  • 24/01/2017 - 18:40 : Haiady: Misaona ny tontolon'ny haiady Malagasy. Nodimandry omaly teo amin'ny faha-80 taonany ny sensei Charles Rambeloson. Nahafantaran'ny besinimaro azy moa ny taranja aikido. Azo ambara fa isan'ny raiben'ity haiady ity rahateo ny tenany eto Madagasikara.

  • 24/01/2017 - 18:10 : Fampiofanana: Nampahafantarina androany ny boky fampahalalana ireo ivontoeram-piofanana matihanina misy eto amin'ny faritra Analamanga. Tanjona ny fanohanana ireo tanora hiatrika ny tontolon'ny asa.

  • 24/01/2017 - 17:45 : Fampianarana: Hampiantrano ny "Salon des Etudes en France" andiany faharoa ny 2 sy 3 febroary 2017 ny Alliance francaise Andavamamba. Ho hita mandritra io hetsika io ireo karazana fampiofanana any Frantsa sy ny eto amin'ny Ranomasimbe Indianina.

  • 24/01/2017 - 17:20 : Fizahantany: Hotontosaina ny 8 hatramin'ny 11 jiona 2017 ny hetsika "International Tourism Fair Madagascar" andiany faha-6. Hampiantrano izany ny tanana Voara eny Andohatapenaka.

  • 24/01/2017 - 16:50 : Sokatra Angonoka: Mihalany tamingana ny sokatra Angonoka, biby tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Manodidina ny 400 sisa ireo lehibe mihoatra ny 20 taona afaka miteraka, araka ny tarehi-marika farany talohan'ny taona 2015.

  • 24/01/2017 - 14:00 : Tovolahy 2 no matin'ny fitsaram-bahoaka omaly. Ny iray namono olona ny 18 janoary, ka voasambotra ary notazonina tao anaty "Violon" an'ny polisy. Nopotehin'ny fokonolona ny toerana nitazonana azy, ka rehefa vaky dia saika handositra izy sy ny tovolahy iray hafa efa notazonina tao, saingy novonoin'ny fokonolona. Maty teo ho eo ilay vao nampidirina ary androany maraina ilay iray efa teo aloha.

  • 24/01/2017 - 13:30 : HCC _Jean Eric Rakotoarisoa: Milaza ity filohan'ny Fitsarana avo momba ny lalŗm-panorenana ity fa mety hiditra amin'ny fanasaziana ireo tompon'andraiki-panjakana ambony mbola tsy nahavita fanambaram-pananana ny HCC. Olana ny tsy fisian'ny fitoriana mikasika izany.

  • 24/01/2017 - 13:00 : Behintsy Ambohimangakely: Olona 9 voasambotra noho ny resaka halatra omby. Tratry niaraka tamin'izy ireo ihany koa ny fiara marika Renault nisy hena sy ny taratasin'omby hosoka. Atolotra ny fampanovana anio izy ireo.

  • 24/01/2017 - 12:30 : "Paramedicaux": Manomboka anio ny fitsarana ny taratasim-panadinana nandritra ny fifaninana hidirana ho mpiasam-panjakana natao ny 18 janoary teo. Miisa 300 amin'ireo 2805 niatrika fifaninana teny Ankatso omaly no ho raisina mpiasam-panjakana, ka 150 infirmiera, 110 mpampivelona ary 40 teknisianina amina laboratoara.

Voir plus d'infos...

24/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161206

Misongadina

Antananarivo Renivohitra Kapitaliníny ranomasina indianina

06/12/2016

Hanomboka anio talata 6 desambra eto Antananarivo renivohitríi Madagasikara ny fivoriambe tsy ara-potoananíireo tanŗn-dehibe sy ireo vondrom-bahoaka aty aminíny faritry ny Ranomasimbe Indiana na AVCOI (Association des Villes et Collectivitťs de líOcťan Indien), ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 8 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Berija sy Jean Pierre Mpisoloky, hoy ireo mpianatra

06/12/2016

Manoloana ny hetsiketsika ara-panatanjahantena maro samihafa izay nokarakarainíilay fikambanana ę SOlidaritť des LEaders de MAdagascarĽ na ny SOLEMA

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa ďAmpahantrainíny vahiny tanteraka isikaĒ

06/12/2016

Tsy hitondra vokatsoa ho antsika Malagasy ny fitrosana fa vao mainka hampahantra.

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka taminíireo Vehivavy Parlementera teny aminíny HŰtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka taminíireo Vehivavy Parlementera teny aminíny HŰtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny ę Office National de Concertation sur la Dťcentralisation Ľ omaly alatsinainy 5 desambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

DISTIM 6e Ambohimanarina Mitohy ny fanamafisana orina ny antoko TIM

06/12/2016

Mitohy ny fitsidihina sy fanamafisana orina ny antoko TIM, araka ny toromarika nomen'ny Filoha Nasionaliníny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Faly Ramakavelo ę Tsy vahaolana ny fitrosana any ivelany Ľ

06/12/2016

Miteraka adihevitra lehibe ny fahazoaníny fanjakana Malagasy fampindramam-bola mitentina 6,4 miliara dolara sy ny fampiasam-bola mahatratra hatrany aminíny 3,8 miliara dolara hataoníireo orinasa goavana efa misy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Be loatra ny kajikajy

06/12/2016

Hatraminíny taona 2009, tsy mbola tafapetraka ny fampihavanana tena izy.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Hanadio ireo manodidina azy ?

06/12/2016

Tsy dia tomponíny fahefana sy tsy masi-mandidy eto aminíny firenena intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Hifanatrika aminíny Governemanta anio

06/12/2016

Lany omaly alatsinainy 5 desambra 2016, teny aminíny LapaníAnosikely, ny volavolam-pandaharam-potoana manaraka ho aníireo eny anivoníny Antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Aza mifanadredraka e !

06/12/2016

Aleo aloha mba mifaly ry Jean fa tsy isaníandro anie no ho tompondaka toy izao e ! Dia mitondra inona ho anareo izao ny fanatsatsoana hoe maivana ny mpifanandrina taminíny alahady ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Oniversite tsy miankina Maro no tsy manara-penitra

06/12/2016

Tsy mbola voafehy ny fampanaraham-penitra ny tontoloníny fampianarana ambony tsy miankina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Mila harindra ny fitrandrahana ny harena ankiboníny tany

06/12/2016

Taorianíny fahatotosaníny fivoriana an-tamponíny Frankofonia andiany faha-16 farany teo teto amintsika dia efa mitodika aty Madagasikara ny masoníireo firenena vahiny maro ankehitriny eo aminíny ezaka fanaingana indray ny tontoloníny toekarena Malagasy aminíny fiaraha-miasa matotra aminíizy ireo.

Hamaky ny tohiny...

FANDRAISANA MPAMPIANATRA FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny Aneffa

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha aminíny laoniny aminíny fandraisaníny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Mpilatsaka an-tsitrapo Olona 609.000 misahana olona 22 tapitrisa

06/12/2016

Tsy mahasarika olona loatra ny asana mpilatsaka an-tsitrapo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fandraisana mpampianatra FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny ANEFFA

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha aminíny laoniny aminíny fandraisaníny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

THB TOUR 2016 Tsy diso anjara ny faritra atsimoníny Nosy

06/12/2016

Tsy diso anjara taminíilay hetsika THB tour nokarakarainíny vondrona Star ny tany aminíny Faritra Atsimoníny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aiza izay mba valim-babena e ?

06/12/2016

Mbola manakoako ny fandresena miezinezina azoníny ekipam-pirenena Malagasy teo aminíny taranja tsipy kanetibe, ka nisalorana ny anaram-boninahitra maha tompondaka eran-tany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana