Fil d'actualités du 23/02/2017

  • 23/02/2017 - 20:30 : Tiko AAA: Efa manomboka hita eny amin'ny tsena Magro ny zava-pisotro Classiko vokarin'ny orinasa Tiko AAA. Sandaina 2.500 ariary ny tavoahangy 1,5 litatra.

  • 23/02/2017 - 20:00 : Fandripahana ala: Ambony ny tahan'ny fandripahana ala eto Madagasikara, hoy ny fanadihadiana nataon'ny ofisim-pirenena misahana ny Tontolo iainana. 0,8% izany ny taona 1990 hatramin'ny 2000. 0,4% kosa izany teo anelanelan'ny taona 2005 sy 2010 ary niakatra 0,9% ankehitriny ka mahatratra 66.000ha ny velarana ala potika.

  • 23/02/2017 - 19:30 : Lavanilina: Ratsy indrindra ny taom-piotazana lavanilina Malagasy 2016-2017. Tsy nisy afa-tsy 1.500 taonina izany raha eo amin'ny 2.000 hatramin'ny 2.500 taonina isan-taona. 60 dolara ny kilaon'ny lavanilina ny taona 2014, 135 dolara ny taona 2015 ary 210 dolara kosa ny taona 2016.

  • 23/02/2017 - 19:00 : Aretina bilarziozy: Voan'ny aretina bilarziozy ny 50%ny zaza Malagasy, hoy ny tatitry ny fikambanana iraisampirenena momba ny Fahasalamana. Distrika 103 amin'ireo 113 ihany no ahitana ity aretin-kankana ity ary anisan'izany ny tananan'Antananarivo.

  • 23/02/2017 - 18:30 : Fitantanana sy Tetibola: Nankatoavin'ny filankevitry ny governemanta ny talata teo volavolana didim-panjakana mamaritra ny andraikitry ny minisitry Fitantanana sy ny Tetibola. Hajoro ao anatin'ity departemanta ministerialy ity ihany koa ny rafitra iray hanara-maso ny fampiasana ireo vola fanampiana azo tamin'ny fikaonan-dohan'ireo mpamatsy sy mpampiasa vola tao Paris.

  • 23/02/2017 - 18:00 : Vidim-bary: Nahitana fihenana ny vidim-bary eny an-tsena. Fidinana manodidina ny 100 hatramin'ny 150 ariary.

  • 23/02/2017 - 17:30 : Hazo sarobidy: Hampiharina amin'izay ny fananganana ilay rafitra manokana iadiana amin'ny fanondranana antsokosoko andramena sy hazo mainty miaraka amin'ny fanasaziana, araka ny tapaky ny filan-kevitry ny minisitra. Fanapahan-kevitra noraisina herintaona aty taorian'ny fankatoavana ny lalana.

  • 23/02/2017 - 17:00 : Fifidianana 2018: Nanamafy ny filoha nasionalin'ny antokom-panjakana Rivo Rakotovao fa ny filoha amperinasa Hery Rajaonarimampianina ihany no kandidan'ny HVM amin'ny fifidianana 2018.

  • 23/02/2017 - 16:30 : Fampianarana ambaratonga ambony: Tafaverina ho mpikambana eo amin'ny Cames (Conseil Africain et Malgache de l'Enseignement Superieur) i Madagasikara. Nanamafy io fiverenan'ny firenena Malagasy io ny fahatongavan'ny delegasionina eo anivon'ity filankevitra ity teto amintsika ny fiandohan'ny volana febroary 2017.

  • 23/02/2017 - 15:30 : Aft Andavamamba Antananarivo: Hisy fampisehoana ara-java-kanto maimaimpoana hatao eny an-toerana ny takarivan'ny rahapitso 24 febroary, izay ahitana ny mpanakanto Th駮 Rakotovao, Minah, Gangstabab, Dah Mama, Jean Emilien, Af Jazz, Tsiriry, Voromanga Milalao ary Ragasy. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT izany.

Voir plus d'infos...

23/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161129

Misongadina

Kolikolin段 Claudine A&C Sahirana ny Bianco

29/11/2016

Mbola voatana hanaovana fanadihadiana eny amin地y foiben地y birao mahaleotena momba ny kolikoly na ny Bianco eny Ambohibao amin段zao fotoana izao, ny ben地y tan瀟an地y kaominin但mbohimahamasina, Tsabo Pierre, raha ny vaovao farany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hetsika ara-tsosialim-bahoaka Mihetsika indray ny Depiote Rasoanoromalala Horace

29/11/2016

Vita ny fivoriana isan-tsokajiny tetsy sy teroa natrehana izay azo ambara fa mandalo avokoa dia mitodika amin地y fikarakarana ny vahoaka ifotony

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Ny hevitr段zy ireo

29/11/2016

Tontosa ny fanambin段 Madagasikara nampiantrano ny fihaonana an-tampon地y Frankofonia 2016 izay niteraka resabe sy fanehoan-kevitra samihafa manoloana ny fahantrana mianjady amin地y vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezany

29/11/2016

Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezan段zy ireo ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Veloma ry vahiny !

29/11/2016

Manakory e ! Tsy andrinareo mihitsy ry Jean izay nandaozan段reny havantsika ireny ny tan瀟a an ! Vao vita ilay fety makotrokotroka nandraisana an-dry zareo dia naverinareo nararaka niaraka tamin段reo oram-be omaly daholo indray ny kitoatoa rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Vita ny frankofonia Miverina ny gaboraraka

29/11/2016

Nimasoan地y mpitondra ny fandrindrana ny tan瀟-dehibe nialoha sy nandritra ny frankofonia, ary nilamindamina ny renivohitra tao anatin段zay fotoana izay.

Hamaky ny tohiny...

Asa tamin地y frankofonia Voafitaka ny mpitandro ny filaminana

29/11/2016

Mipoitra tsikelikely ny marina momba ny fanatanterahana ny fivoriana an-tampon地y frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Orana iray andro Dibo-drano sahady Antananarivo

29/11/2016

Efa niakatra ambony sahady ny rano omaly tamin地y faritra maro teto Antananarivo Renivohitra, toa an段 Besarety, Petite Vitesse, Ampefiloha, Isotry, Ankazomanga, Andravoahangy

Hamaky ny tohiny...

Epp Ambohipeno-Ambohimanambola Nahazo fanavaozana avy amin地y fiaraha-miasa 3 P

29/11/2016

Hanovonana ny fanampiana azy avy amin地y fanjakana malagasy eo amin地y fikarakaran地y sosialin地y mponina isam-pokontany

Hamaky ny tohiny...

Minisitra Onitiana Realy Nanolotra masomboly ho an地y any Atsimo

29/11/2016

Tamin地y fitsidihana nataony tany amin地y faritra Atsimon地y nosy iny tamin段ty tapatapaky ny volana novambra ity, dia nanolotra masombolina katsaka sy antaka (dolique) ho an地y mponina tany Androy

Hamaky ny tohiny...

Manarintsoa afovoany Porofon地y fahantran地y Malagasy

29/11/2016

Ankoatra an段 La R騏nion kely etsy Ampefiloha izay ahitana fianakaviana manodidina ny 400 isa mipetraka amin地y trano sachet dia anisan地y ahitana taratra ny fahantrana lalina mianjady amin地y Malagasy ihany koa ny etsy Manarintsoa afovoany, andrefan段 La R騏nion kely.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatry ny oniversite Tokony ho vahaolana nefa lasa olana

29/11/2016

Mampiavaka ny tontolon地y fianarana ambony eto amintsika ny fisian地y vondron地y mpianatra mitsitokotoko ho fikambanana avy amin地y faritra izay maro tokoa.

Hamaky ny tohiny...

Halatra findany eny amin地y 67 Ha Voasambotra i Pascal

29/11/2016

Lehilahy iray no tonga nametraka fitoriana tao amin地y kaomisarian地y polisy etsy amin地y Boriborintany fahafito 67 ha ny 27 novambra lasa teo noho ny sinto-mahery nihatra taminy.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana 泥emoiselles de Keur Hanampy ireo fianakaviana sahirana

29/11/2016

Mijaly ny vahoaka Malagasy ary mila tsy ho tazana intsony raha ny fahitan地y fikambanana Feon地y tany sy ny Aide humanitaire 2 AH azy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ataovy fifaninana masina e !

29/11/2016

Vita iny ny frankofonia ! Na inona na inona hadisoan地y mpitondra dia nisy ny ezaka sy ny fanamby ka nahatontosana azy hatramin地y farany, ary mendrika hiderana azy ireo izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana