Fil d'actualités du 25/04/2017

  • 25/04/2017 - 15:30 : Ambodivonikely Ambohimanarina: Manjaka ny delestazy, ka tsy afaka manao ny asa aman-draharahany ny olona noho izany.

  • 25/04/2017 - 15:00 : Fanatanjahantena _Taranja Judo: Hatao ny 29-30 aprily ho avy izao eny aminíny Kianja mitafoníI Mahamasina ny fiadiana izay ho tompondakaníAnalamanga ho aníny taranja ďJudoĒ, ka atleta 144 avy amina klioba miisa 11 no handray anjara aminíizany.

  • 25/04/2017 - 14:30 : Fitaterana: Hatsangana ny komity hanara-maso ny resaka kolikoly amin'ny fitateram-bahoaka izay ahitana ny avy amin'ny Firaisamonim-pirenena, mpitandro filaminana ary ny Bianco.

  • 25/04/2017 - 14:00 : Bianco: Efa tsy tompon'andraikitra amin'ny dosie efa nalefa any amin'ny Fitsarana ny Bianco, ary ny mikasika ny dosie mbola hanaovana fanadihadiana kosa dia mandeha miandalana satria sarotra ny manamarina ny fisian'ny raharaha hidirana resaka kolikoly, hoy jeneraly Ratovoson Benjamina.

  • 25/04/2017 - 13:30 : Fanatanjahanterana _Taranja basikety: Hisy fitiliana izay ankizy milalao eto amin'ny ligy Analamanga handrafitra ny ekipam-pirenena latsaky ny 16 na U16 ho fanomanana ny fandraisan'anjaran'i Madagasikara ny AFRO BASKET 2018, ka iantsoana ireo avy amin'ny seksiona Antananarivo Renivohitra, Ambohidratrimo, Atsimondrano, Avaradrano. Rahapitso 26 aprily manomboka amin'ny 2 ora no hanaovana izany eny Mahamasina.

  • 25/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Kenya: 26 maty namoy ny ainy androany vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina. Fiara lehibe mpitatitra solika sy fiarabe fitateram-bahoaka no nifandona.

  • 25/04/2017 - 12:45 : Fiarovana ny sisin-dranomasina: Hahazo sambo haingam-pandeha 2 avy amin'ny Governemanta sinoa ny Minisiteran'ny fiarovam-pirenena mba ho fiarovana ny sisin-dranomasin'i Madagasika amin'ny fanondranana harem-pirenena. Ho avy tsy ho ela ihany koa ny fitaovana famantarana fitaovam-piadiana hoenti-mamantatra ny resaka asa fampihorohoroana.

  • 25/04/2017 - 12:30 : Politika _Fitsipaham-pitokisana: Hanentana ny solombavambahoaka hanao fitsipaham-pitokisana ny Governemanta ny depiote avy amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga (MMM), tarihin'i Hajo Andrianainarivelo.

  • 25/04/2017 - 12:00 : Haino aman-jerim-panjakana (ORTM): Nodimandry omaly alatsinainy 24 aprily teo aminíny faha-63 i Sahondra Rakotoarilahy, mpanao gazety teo anivoníny haino aman-jerim-panjakana, izay efa nisotro ronono.

  • 25/04/2017 - 11:30 : Sendikan'ny mpitsara (SMM): Hanao fanamarinana ao amin'ny hopitaly HJRA ny sendikan'ny mpitsara (SMM) raha toa ka ao marina na tsia i Claudine Razaimamonjy.

Voir plus d'infos...

25/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161128

Misongadina

Kolikoliníny Frankofonia 600 tapitrisa Ar nisy nanodina ?

28/11/2016

Vita iny ny fihaonana an-tamponíny Frankofonia. Misy ny zavatra tsy mazava toy ny loharanom-bola marina nikarakarana azy,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fifanarahana ďFrantsa-MadagasikaraĒ Hahazo tombony ireo tanŗn-dehibe

28/11/2016

Nisongadina nandritra ny fandraisaníi Madagasikara ny fihaonana an-tamponíny Frankofonia andiany faha-16 ny fahatongavaníny Filoha Frantsay FranÁois.

Hamaky ny tohiny...

Faniry Alban Rakotoarisoa na ďGangstababĒ Niala tao aminíny ę Mitsangana Ry Malagasy Ľ

28/11/2016

Niala tsy ho ao anatiníny hetsika ę Mitsangana Ry Malagasy Ľ na MRM intsony ny Antoko Politika Madio (APM) tarihiníi Faniry Alban Rakotoarisoa na Gangstabab.

Hamaky ny tohiny...

Norbert Lala Ratsirahonana Frankofonia vao nipoitra

28/11/2016

Niseho vahoaka indray ny filohaníny antoko Asa Vita no Ifampitsarana (AVI), Norbert Lala Ratsirahonana, ny sabotsy teo nanatrika niaraka taminíireo filoham-pirenena nandray anjara taminíny frankofonia, ny fandraisam-pitenenana nataoníny filoham-pirenena frantsay, FranÁois Hollande, tetsy aminíny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny...

FranÁois Hollande Niaiky ny heloky ny Frantsay taminíny 1947

28/11/2016

Nandritra ny fanaterany fehezam-boninkazo teny aminíny anjely mainty eo afovoaníny farihiníAnosy ho fahatsiarovana ireo Malagasy maty niady ho aníi Frantsa no nanekeníny filoha Frantsay FranÁois Hollande fa tena namono sy nandripaka ny Malagasy ny Frantsay taminíny 1947.

Hamaky ny tohiny...

CCI Ivato Banga ny toeraníny Profesora Zafy sy Amiraly Ratsiraka

28/11/2016

Tranga iray nanaitra sy nanamarika ny androníny sabotsy 26 novambra 2016 fisokafaníny fihaonana an-tamponíny Frankofonia ny fanatrehaníireo filoham-panjakana nifandimby nitantana aníi Madagasikara. Hita teny an-toerana nanatrika io lanonana taminíny fomba ofisialy io, ohatra,

Hamaky ny tohiny...

Vola azo taminíny Frankofonia Ataovy mangarahara, hoy ny Wake Up Madagascar

28/11/2016

Mangataka ny hisianíny mangarahara aminíny lafiny rehetra taminíny fitantanana ny vola azo nandritra ny frankofonia ny fikambanana Wake Up Madagascar, anisaníny mijery akaiky ny maharary ireo olona eny ifotony.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Arahabaina e !

28/11/2016

Miarahaba anao aloha ry Jean taminíizao dingana lehibe vitanao izao a !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mohammed VI Nandao mangingina aníi Madagasikara

28/11/2016

Tena nahoraka tokoa ny fahatongavaníny mpanjaka marokanina Mohammed VI teto Madagasikara ny sabotsy 19 novambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

FANOMEZANA FARANíNY TAONA Olona valo sahady no efa notoloraníny Airtel loka

28/11/2016

Olona valo tsara vintana sahady no efa notoloraníny orinasam-pifandraisana Airtel loka ny faraníny herinandro teo ao anatiníilay hetsika ďtanteraka ny nofinofikoĒ tanterahiníizy ireo entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany aminíizao faramparaníny taona izao.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ambavahaditokana Tsy mety mivoaka ny fanampiana avy aminíny fanjakana

28/11/2016

Velon-taraina ny aminíny tsy mbola nivoahaníny fanampiana ho aníny kaominina avy aminíny fanjakana ny Beníny tanŗnaníAmbavahaditokana Andriamihaja Bruno.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy maty eo am-piterahana Tafakatra 10 isaníandro eto Madagasikara

28/11/2016

Mbola olana eto Madagasikara ny fiterahana aminíny reninjaza ho aníny vehivavy noho ny halaviraníny toerana misy ny tobim-pitsaboana na noho ny tsy fisiana mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tohizo izay tsara, ataovy mangarahara!

28/11/2016

Vita soa aman-tsara ny fihaonana an-tamponíny frankofonia. Ady hevitra lehibe no nisy teto saingy tsy hanova na inona na inona izany, fa ny manatsoaka lesona no azoníny tsirairay hatao, na ny mpitondra na ny mpanohitra na ny vahoaka. Nisy ny lesoka ary nisy ihany koa ny zavatra tsara izay mendrika ny hotohizana

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana