Fil d'actualités du 24/04/2017

  • 24/04/2017 - 16:00 : JCI (Jeune chambre internationale): Hitsidika eto Madagasikara i Ramatoa Dawn Hetzel, Filoha maneran-tanin'ny JCI ny 29 aprily hatramin'ny 01 may ho avy izao. Federasionina maneran-tany ny JCI ary misy mpkambana 200 000, ary efa manana ratsana eto Madagasikara hatry ny ela.

  • 24/04/2017 - 15:30 : Alliance Fran軋ise Antananarivo _Festival Arondihy andiany faha-6: Hatao ny 29 aprily izao eny amin'ny AFT Andavamamba ity hetsika mifandraika amin'ny dihy amin'ny endriny maro samihafa ity. Tsy misy vidim-pidirana ny hetsika ho an'izay te hijery sy hanatrika izany.

  • 24/04/2017 - 15:00 : Ambohimahasoa _Asan-dahalo: Omby 20 nangalarin'ny dahalo tafaverina tamin地y tompony tany Morafeno Ambohimahasoa androany maraina.

  • 24/04/2017 - 14:30 : Zandarimariam-pirenena: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin地y Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha Jeneraly Paza Didier G駻ard sy ny mpisolo toerana azy, dia ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard.

  • 24/04/2017 - 14:00 : Andohan'Ilakaka: Mbola mitohy ny fitrandrahana safira hatramin'izao na teo aza ny didy fampiatoana ny fanatsaharan'ny orinasa Gondwana harena an-kibon'ny tany, raha ny fanazavan'ny mponina, kanefa ny 21 aprily teo no namoahana didy fampiatoana. Mandeha ihany koa ny fandrahonana isan-karazany amin'ireo relijiozy nijoro vavolombelona amin'ny fandikan-dal瀟a.

  • 24/04/2017 - 13:30 : Antsohihy _Fanafihana Tobin-dry frera: Efa 13 no voasambotra tamin地y fanafihana izay nahafatesana mopera iray tany an-toerana ny sabotsy lasa teo.

  • 24/04/2017 - 13:00 : Amboasary Atsimo: Mirongatra ny andiam-balala any amin段zao fotoana izao. Ahiana mety hampitombo ny hanohanana mateti-piseho any an-toerana izany satria sarotra ny fifehezana sy ny famonoana ireo andiam-balala.

  • 24/04/2017 - 12:30 : Frantsa: Mankasitraka sy maniry ny hahalanian'i Emmanuel Macron ho filoham-pirenena Frantsay ny Chancheli鑽e Allemande Angela Merkel.

  • 24/04/2017 - 12:00 : Fizahantany: Mpiseradia miisa 51 miasa any amin'ny valan-javaboahary any Andasibe Mantadia nozaraina karatra maha matihanina tsy azo hatao dika mitovy ny faran'ny herinandro teo.

  • 24/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Hatao ny 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

24/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161125

Misongadina

AAA - TIKO Miverina amin地y heriny

25/11/2016

Hiverina amin地y heriny tsy ho ela ny orinasa TIKO, taorian地y taona 2009 izay nanapotehana tanteraka ity orinasa Malagasy iray ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Famaranana ny frankofonia Hanahirana ny mpitandro ny filaminana

25/11/2016

Hitohivakana manomboka anio ny fihetsiketsehana isan-karazany manodidina ny fanehoana amin段reo vahiny rehetra mandray anjara amin地y fihaonamben地y frankofonia fa maro ny tsy fetezan-javatra mitranga sy efa nitranga kanefa afenimpenin段reo mpitondra eto amin地y firenena.

Hamaky ny tohiny...

Raha tsy nahongana Ravalomanana Tsy toy izao intsony ny fiainan地y Gasy

25/11/2016

Ny ankamaroan地y Malagasy dia samy milaza avokoa fa tsy toy izao isika raha tsy nanaovana ankasomparana i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nanaka-dresaka an段 Neny

25/11/2016

Niara-dalana hatrany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny ben地y tan瀟an但ntananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana, teny Tanjombato, omaly, niara-nitsidika ireo tranoheva naranty nandritra ny vela-tsehon'ny SIM 2016.

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza e ?

25/11/2016

Taorian地y fihaonamben段reo firenena mivondrona ao anatin段lay komisionina mifanerasera ara-barotra aty amin地y fari-dranomasin段 afrika atsinanana na COMESA

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Baraingo ny isan段reo filoham-panjakana ho avy

25/11/2016

Ora sisa no hisaina dia higadona ny 26 novambra hanombohan段lay fihaonana an-tampon地y Frankofonia eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Iza no hodakana ?

25/11/2016

Raha mbola anatiny tanteraka ny fihaonana an-tampon地y Frankfnia dia ny mety hitranga aorian段ty andiany faha-16 ampiantranoan段 Madagasikara ity indray izao no be mpiresaka, indrindra eo amin地y fitantanam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Ahoana izany solomasonareo izany ?

25/11/2016

Tantanta Jean a ! izany, hono, ianareo dia nahazo solomaso vaovao ? Ilay hoe nozaraina tamin地y frankofonia e ! Sady hafa kely hoe ilay izy ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Mpampianatra mpikaroka Tsy laharam-pahamehana ny frankofonia

25/11/2016

Nisokatra omaly alakamisy ary hifarana anio zoma hariva eny Ambohipo ny filankevi-pirenen地y SECES (Sendikan地y mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra), izay handinihany ny raharaham-pirenena sy ny fiainan'ny oniversite ary ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny...

Kerzena, gazoala, lasantsy Manana tahiry 11 andro Antananarivo

25/11/2016

Miakatra ny filana solika amin段zao herinandro ampiantranoan段 Madagasikara ny fihaonana an-tampony ny Frankfonia andiany faha-16 izao,

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Hahazo 65 tapitrisa dolara avy amin地y Banky iraisampirenena

25/11/2016

Nankatoavin地y filankevi-pitantanan地y Banky iraisampirenena ny 22 novambra teo ny fanomezana vola mitentina 65 tapitrisa dolara an段 Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Orange Madagascar Miroso amin地y 4G

25/11/2016

Tsy mitsaha-mivoatra ny orinasam-pifandraisana Orange amin地y fanatsarana ny kalitaon地y tolotra omeny ny mpanjifa, indrindra fa ny internet ho an地y rehetra.

Hamaky ny tohiny...

VONDRONA STAR Handray anjara amin地y fampandrosoana ny toekarem-pirenena

25/11/2016

Handray anjara amin地y fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny vondrona Star

Hamaky ny tohiny...

TANORA MPANDRAHARAHA MENDRIKA TAONA 2016 Lasan-dRaveloson Andry ny amboara

25/11/2016

Lasan-dRaveloson Andry, tale mpitantana ny orinasa mpanamboatra fromazy ォ Sodimilk サ ny amboara tamin段lay fifaninanana tanora mpandraharaha mendrika taona 2016 nokarakarain地y banky BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanjakan地y maizina !

25/11/2016

Lavitry ny kitay ny afo amin地y hisian地y mangarahara eto amin地y firenena ato ho ato. Maizina amin地y vahoaka ny zava-drehetra, ka tsy atao mahagaga raha 吐anjakan地y maizina no hiantsoan地y besinimaro ny fanjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana