Fil d'actualités du 24/02/2017

  • 24/02/2017 - 20:20 : Taranja karate: Nahazo ny mari-boninahitra "commandeur de l'ordre de merite sportif" ny filohan'ny Federasiona Malagasy karate-do Solofo Andrianavomanana. Izy ihany koa no Afrikanina nisalotra voalohany ny grady "8eme dan".

  • 24/02/2017 - 19:55 : Fitsaram-bahoaka: Mampitombo ny fitsaram-bahoaka ny tsy fahatokisana mpitandro filaminana, hoy ny Tangalamena Zakariasy. Mampirongatra ny fitsaram-bahoaka ihany koa ny kolikoly, araka ny fanazavan'ity ampanjaka ity.

  • 24/02/2017 - 19:30 : Lisi-pifidianana: Tsy misy lisi-pifidianana tonga lafatra, hoy ny filohan'ny Vaomieram-pirenena mikirakira ny fifidianana Rakotomanana Hery. Afaka hanatsarana izany kosa anefa ny fisoratan'ny olom-pirenena anarana, araka ny fanazavany.

  • 24/02/2017 - 19:05 : Mpiasan'ny tontolo iainana: Mitaky sata manokana hoan'ireo mpiasan'ny tontolo iainana ny fikambanana nasionaly mpiaro ny tontolo iainana. Mitombo be mantsy ny fandrahonana mianjady amin'ireto farany tao anatin'ny taona vitsy izay.

  • 24/02/2017 - 14:30 : Raharaha Hiary Rapanoelina: Taorian'ny sendikan'ny artista dia nanaiky ny hanatsoaka ny fitoriana ity mpanakanto ity ihany koa ny depiote John Elite. Fantatra nandritra ny valandresaka nataon'ireo nitory sy ny fianakavian'i Hiary Rapanoelina fa hakatona ao anatin'ny fotoana fohy ilay vondrona fesiboky niteraka ny olana rehetra.

  • 24/02/2017 - 13:30 : Fitsaram-bahoaka: Hanana fandaharan誕sa vaovao hisorohana ny fihanaky fitsaram-bahoaka ny Minisiteran地y fitsarana. Hiara-hiasa ary hanohana azy amin段zany ny PNUD. Tsy ho ela ny fidinana ifotony manerana an段 Madagasikara hoenti-mampahafantatra ny lal瀟a velona sy ny lal瀟a hampiharina amin地y olona manao fitsaram-bahoaka eto amin地y tany sy ny firenena ny minisitera, hoy ny minisitra Charles Andriamiseza.

  • 24/02/2017 - 13:15 : Tabera Randriamanantsoa: Nametraka fitoriana eny amin'ny filan-kevipanjakana i Tabera Randriamanantsoa androany. Ny mari-karama efa tamin'ny 1979 no hampiasaina amin'izao kanefa amin'izao Repoblika faha-4 izao no tokony hanovana izany araka ny heviny.

  • 24/02/2017 - 12:45 : Jono makamba: Ny 27 febroary vao tena hisokatra ny taom-panjonoana ho an'ity taona ity ka any Mahajanga no hanamarihana izany amin'ny fomba ofisialy. Tsy maintsy manaovao ny taratasy fahazoan-dalany kosa ireo mpandraharaha misehatra amin'izany. Ny 95%-n'ny vokatra dia haondrana any ivelany avokoa.

  • 24/02/2017 - 12:00 : Antsiranana: Niverina nitokona ireo mpamily bajaj androany noho ilay fampiakarana ny saran'ny "Licence" ho 140 000ariary raha 25000ariary teo aloha. Namerina ilay fampiakarana ny saran-d瀝ana ho 1000ariary ihany koa izy ireo.

  • 24/02/2017 - 11:30 : Raharaha Hiary Rapanoelina: Hisy ny valandresaka amin'ny mpanao gazety hataon'ny fianakaviany sy ny depiote Harijaona Randriarimalala isan'ny nitory ity mpanakanto ity androany. Tsiahivina fa nifampiresaka ny roa tonta omaly. Efa nisintona ny fitoriana an'i Hiary Rapanoelina ny sendikan'ny artista ary tsy mbola fantatra kosa izay ho fanaoahan-kevitr'ity solombavambahoaka ity.

Voir plus d'infos...

24/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161122

Misongadina

Fikambanan'ny Zanak'Androy Hihetsika aorian'ny Frankofonia ?

22/11/2016

Namory mpanao gazety tetsy amin地y Telozoro Andrefan但mbohijanahary omaly ny avy eo anivon地y fikambanana zanak但ndroy, nilaza ny ahiahiny fa mety hirongatra ny herisetra sy korontana raha tsy mandray fepetra mikasika ny raharahana habibiana niseho tamin地y mpiray fiaviana tamin-dry zareo ny volana oktobra teo ny fitondram-panjakana aorian地y fihaonana an-tampon地y frankofonia

Hamaky ny tohiny...

Politique

Minisitry ny serasera Mihozongozona ny sezany ?

22/11/2016

Toy ireo namany teo aloha izay samy nitana toerana teo anivon地y minisiteran地y serasera sy ny fifandraisana amin地y andrim-panjakana dia mandeha ankehitriny ny resaka fa efa ambivitra ihany koa ny fialan地y minisitry ny serasera amin段zao fotoana izao, Andrianjato Vonison, eo amin地y toerany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana savaranonando tany Frantsa Nangoron-damba sahady i Sarkozy

22/11/2016

Betsaka amin地y Malagasy, indrindra ny mpanao politika no manaraka ny raharaha politika any Frantsa noho ny fifamatorana ara-politika eo amin地y tany roa tonta.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM - Rasoanoromalala Horace Mikarakara ny tanoran Ambohimanarina

22/11/2016

Nikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao amin地y ォ Firaisankina Ambohimanarina サ niaraka tamin地y depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.

Hamaky ny tohiny...

Raikitra ny Frankofonia Miala any koa ny savorovoro

22/11/2016

Tsy mety tapitra ny tsy fifankahazoan-kevitra momba ny frankofonia. Ny mpanao politika tsy mitovy fijery amin地y mpitondra dia efa iaraha-mahalala ny tsy fankasitrahana sy fanakianana ny fanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Berthn鑚 Voahosihosy ny soatoavin地y Frankfnia

22/11/2016

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olompirenena manodidina ny Frankfnia amin段zao fampiantranoan段 Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 izao.

Hamaky ny tohiny...

Sarisary

Mpanohitra Tsy re feo intsony

22/11/2016

Fotoana elaela izay no tsy dia nandrenesam-peo intsony ireo vondrona politika mitonona ho mpanohitra eto amin地y firenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza misalobokomana !

22/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Efa tonga daholo ve ny vahinintsika sa mbola misy andrasana ? Arahabaina aloha fa tonga soa ny andro malaza a !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Kolikoly tao DIANA Manampahefana teo aloha nosamborina

22/11/2016

Notanana am-ponja vonjimaika ny ben地y tan瀟an但ndranovondronina teo aloha sy ny PDS-n地y kaominina ambanivohitra Ambondrona teo aloha izay samy ao amin地y faritr段 DIANA taorian地y fanadihadiana nataon地y vaomiera misahana ny kolikoly na ny Bianco tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Malagasy eto Madagasikara 0,57% no tsy miteny afa tsy ny teny Frantsay

22/11/2016

Tafiditra tanteraka anatin地y fihaonana an-tampon段reo firenena miteny amin地y ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny ォ Frankofonia サ isika amin段zao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Frankfnia 2016 Navotan-dRavalo i Hery

22/11/2016

Raikitra ny Franknia 2016. Fivorian地y filankevitra maharitra no hisantatra ny fihaonambe anio.

Hamaky ny tohiny...

FIKAMBANAN誰Y MPIKABARY MALAGASY Tonga hatrany Maorisy

22/11/2016

Mba ho fampiroboroboana ny teny Malagasy hatreny ifotony, indrindra ho fampitana ny kolontsaina amin地y taranaka faramandimby dia niitatra manerana ny faritra maro indray ny sampan地y FIMPIMA ( Fikambanan地y mpikabary Malagasy) raha araka ny fanazavan地y filohany Hanitra Andriamboavonjy.

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANDOHARANOFOTSY Mitsinjo hatrany ireo mpandeha an-tongotra

22/11/2016

Mila tsy hisy lalana ho an地y mpandeha an-tongotra intsony amin段zao fotoana izao ny eny amin地y lalam-pirenena fahafito.

Hamaky ny tohiny...

ONG TSARAMANASOA

22/11/2016

Hamerina an-tsekoly ireo ankizy niala an-daharana

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ambadiky ny hita maso

22/11/2016

Voninahi-pirenena no tandrovana amin段zao fandalovan地y fihaonamben地y frankofonia eto amintsika eto izao dia samy milaza avokoa ny rehetra fa aleo aloha milamina, mitony,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana