Fil d'actualités du 17/01/2017

  • 17/01/2017 - 07:20 : Morondava: 6 ora amin'ny 24 ora isan'andro no mandeha ny herinaratra ao Morondava. Mitsitapitapy ihany koa ny famatsian-drano any an-toerana. Mitaraina ny mponina indrindra ireo mpandraharaha izay lasibatra manokana no ireo trangan-javatra ireo.

  • 17/01/2017 - 06:50 : Mandroseza: Manomboka mihena ihany koa ny reniranon'i Mandroseza nohon'ny tsy filatsahan'ny orana. Ahiana ho tapaka mihitsy ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina afaka 4 andro raha mitohy io tsy fisian'ny orana io.

  • 17/01/2017 - 06:20 : CAN 2017: Ady sahala samy tsy nitoko no niafaran'ny lalao nifanatrehan-dry zareo ivoarianina sy togoley. Niondrika 1 no 0 teo anatrehan'i RD Congo kosa i Maraoka ao anatin'ny sokajy C. Hiakatra an-tsehatra ny gropy D anio: Ghana hikatroka amin'i Ouganda ary Mali hihaona amin'i Egypte.

  • 16/01/2017 - 18:10 : Faritra Itasy: Mananika ny 53% ny tahan'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra ao amin'ny faritra Itasy, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny ofisim-paritra. Ambony io tarehi-marika io mihoatra amin'ny salan'isa nasionaly.

  • 16/01/2017 - 17:45 : Tranovato Ambatonakanga: Feno 150 taona ny 22 janoary 2017 izao ny naha tsangambaton'ny maritiora ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga. Homarihana amin'ny fanompoam-pivavahana lehibe ny fankalazana izany ny alahady izao. Hisy ihany koa ny fitokanana takelabato fahatsiarovana.

  • 16/01/2017 - 17:20 : Boriboritany fahaefatra: Nitombo avo 3 heny ireo mpifankatia nisora-panambadiana nandritra ny fetin'ny Krismasy sy faran'ny taona 2016 teny amin'ny boriboritany fahaefatra. Nahatratra 30 isan'andro izany tamin'ireo vanim-potoana ireo raha manodidina ny 10 ny andavanandro.

  • 16/01/2017 - 16:55 : Hani-masaka: Nisondrotra niaraka tamin'ny fiandohan'ny taona 2017 ny vidin'ireo hani-masaka eny amin'ny hotely sy gargoty. Manodidina ny 500 hatramin'ny 1.500 ariary ny fiakarana isaky ny vidin-tsakafo masaka.

  • 16/01/2017 - 16:30 : Albert de Monaco: Ho avy eto Madagasikara ny printsy Albert de Monaco amin'ny volana febroary 2017 raha tsy miova ny fandaharam-potoanany. Hifantoka betsaka amin'ireo hetsika sosialy ny vontoatin'ity diany eto amintsika ity.

  • 16/01/2017 - 16:05 : Toetrandro: Misy andro ratsy miforona any amin'ny 1.500km avaratra atsinanan'Madagasikara ankehitriny. Hiantraika amin'ny fiovan'ny toetrandro eto amintsika izy io amin'ny faran'ny herinandro, hoy ny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro.

  • 16/01/2017 - 15:40 : Oniversite: Notontosaina androany ny kongresin'ireo lehibe mpitantana sekolim-panjakana ambony miaraka amin'ireo filohan'ny oniversite. Lahadinika ny fandaharam-potoanan'ireo fanadinana samihafa sy ny fidirana eny amin'ny oniversite.

Voir plus d'infos...

16/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161115

Misongadina

MANTASOA Ritra ny rano, mampiahiahyÖ

15/11/2016

Velon-taraina ireo mponina sy ny mpandraharaha madinika any aminíny manodidina aníi Mantasoa distrikaníi Manjakandriana aminíizao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalaina Berthness ďAza mamita-bahoaka rehefa tsy mahavita azyĒ

15/11/2016

Tsy misy fanajana etika ao anatiníny fanaovana politika ankehitriny ka antony mahatonga ny mpitondra tsy hametra-pialana rehefa tsy mahomby, hoy ny filohaníny antoko Leader Fanilo eto aminíny faritra Analamanga,

Hamaky ny tohiny...

Dada sy Neny Enjehina vao mainka mamiratra

15/11/2016

Tsy takona afenina ny antsojay mahazo ny fianakaviana Ravalomanana izay misy ambadika politika avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Filoham-pirenena mivady Nandao an-tsokosoko aníi Madagasikara

15/11/2016

Ny seraseraníny fiadidiana prezidansa no tsy mahay sa misy zavatra hafahafa hataoníny filoha mivady ka na ny mpiara-miasa akaiky aza tsy ampahafantarina ny dia aleha ? Fantatra mantsy fa nanomboka ny sabotsy alina teo no efa tsy teto Madagasikara ny filoha mivady.

Hamaky ny tohiny...

Fangaraharaníny fifidianana Iantohanay, hoy ny CENI

15/11/2016

Tsy nihambahamba ny filohaníny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI, Hery Rakotomanana, nampahafantatra taminíireo mpanao gazety tonga tetsy

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza mifanambaka e !

15/11/2016

Sambasamba aho ry Jean mba hitafatafa aminareo anio. Saika nipoaka mantsy ny atidohako nieritreritra sy nandinika ity fombanareo toa mitory fisaraham-bazana ity.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Ankazomiriotra Matiníny fitsaram-bahoaka ny dahalo roalahy

15/11/2016

Tsy milamina ny tany, ny vazaha manambaka, ny mpitondra mampiesona, ny malagasy mifamono. Izay no azo hamintinana ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Tetibola 2017 Hiadian-kevitra etsy Antaninarenina

15/11/2016

Mikarakara adihevitra misokatra manodidina ny volavolan-dalŗna mifehy ny tetibolam-panjakana taona 2017 izay dinihina eny anivoníny Parlemanta ny CCOC (Collectif des citoyens et des organisations citoyennes).

Hamaky ny tohiny...

Bekonazy-Bemanonga Nokianiníny fokonolona ny fomba fiasaníny ONG Fanamby

15/11/2016

Vaky ambatolampy teo anatrehaníny mpamatsy vola ny faraníny herinandro teo ny lesoka aminíny fomba fiasaníny ONG Fanamby any aminíny kaominina ambanivohitra Bemanonga, Faritra Menabe, misy ny ę Allťe de Baobab Ľ.

Hamaky ny tohiny...

TOAMASINA

15/11/2016

Nanolotra vola 2.400.000 Ariary ny fikambananíny ray aman-dreniníny mpianatra ao aminíny CEG Ramatahitra Toamasina ny Mpitambolaníny FRAM tao,

Hamaky ny tohiny...

Mpahay kintana malagasy Hiady ho aníny vehivavy

15/11/2016

Efa mandeha aminíizao fotoana izao ny tetikasa goavana antsoina hoe SKA na square kilometer area.

Hamaky ny tohiny...

Tarika REBIKA Hamalifaly ny mpankafy any Toamasina

15/11/2016

Noho ny fangatahaníny maro dia hamalifaly ireo mpankafy azy any Toamasina indray ny tarika Rebika aminíny faraníny herinandro ity.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hisy horaisina ?

15/11/2016

Mivarahontsana ny tena rehefa manambatambatra ny zava-mitranga rehetra tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taksibe Ivato nifoaka Taksi Olona maromaro no naratra mafy tetsy 67 ha

15/11/2016

Nandratra olona indray ny fiara sprinter. Taksibe iray ao aminíny zotra D mampitohy aníIvato sy Vassacos no nifaoka fiarakaretsaka roa samy nijanona teo amoron-dalana ka nihorirana saika nivadika ambony ambany, omaly folakandro tokony ho taminíny 1 ora tetsy 67 ha.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fianarana maimaimpoana any Italia Mpianatra Malagasy iray no nitsikianíny vintana

15/11/2016

I Madagasikara aty aminíny kaontinanta Afrikanina no anisaníny nahazo ny laharana voalohany taminíireo mpianatra mahay indrindra nandritra ilay fifaninanana hidirana any aminíny Oniversitem-panjakana ďBolona Business SchoolĒ any Italie.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana