Fil d'actualités du 22/02/2017

  • 22/02/2017 - 13:30 : Raharaha Hiary Rapanoelina: Milaza ny eo anivon'ny Borigady misahana ny heloka bevava (BC) fa tsy nisy ny fitazonana na fampiantsoana ny vadin'ity mpanakanto ity. Ny eo anivon'ny fampanovana no tompon'antoka amin'ny fampiantsoana hoy ny eo anivon'ity sampan-draharaha ity.

  • 22/02/2017 - 13:00 : Fanabeazana: Mirona makany aminíny fanafoanana ny fanadinam-panjakana CEPE ny drafitra PSE. Ho lasa DFEP na ę DiplŰme de fin d'ťtude fondamental Ľ kosa ny BEPC. Mba hisorohana ny fiovana mahery vaika dia hatomboka tsikelikely manomboka ny taom-pianarana 2017-2018 ity fanovana ny rafi-pampianarana eto amintsika ity.

  • 22/02/2017 - 12:30 : Oniversiten'Antananarivo: Ny 31 martsa no hifarana ny fisoratana anarana sy ny fanavaozana ny fisoratana anarana ho an'ny mpianatra eny anivon'ny anjerimanontolo eny Ankatso.

  • 22/02/2017 - 12:00 : Fakana an-keriny: Tsy mbola hita ary tsy andrenesam-baovao hatramin'izao ny misy ilay teratany karana Irefane Molou nisy naka an-keriny teny Ivandry ny takarivan'ny zoma 10 febroary lasa teo.

  • 22/02/2017 - 11:30 : Ambondrona: Lehilahy iray tokony ho 40 taona mpatory an-dalana voalaza fa avy any Ambatolampy hita faty teo akaikin'ny fanariam-pako androany maraina. Efa nalain'ny BMH androany tokony ho tamin'ny 6 ora maraina ny razana, ka raha ny tombana vonjimaika dia mety ho vokatry ny hatsiaka no nahafaty azy.

  • 22/02/2017 - 11:10 : Fanondranana sokatra antsokosoko: Lamandy 7 tapitrisa ariary miampy figadrana an-tranomaizina 1 sazy mihantra no azon'ilay teratany "Rťunionnais" nahatrarana zana-tsokatra miisa 7 saika haondrana antsokosoko ny volana novambra 2016.

  • 22/02/2017 - 10:45 : Toetr'andro: Hitsahatra ny orana manomboka amin'ity anio ity ary ny faran'ny herinandro vao mety hisy rotsak'orana indray ho an'ny eto afovoan-tany. Ho maloka hatrany anefa ny andro raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 22/02/2017 - 10:20 : Tontolo iainana: Mahatratra 0,9% isan-taona ny fahapotehan'ny ala eto Madagasikara amin'izao fotoana izao raha toa ka manodidina ny 0,5% izany teo anelanelan'ny taona 2005-2010. Hatrany amin'ny 30 000Ha isan-taona ny velaran'ala ringana. Ny faritra andrefana sy antsinanan'ny nosy tena iharan'ny fahapotehana, ka ho an'ity farany dia isan'ny antony lehibe ny fanaovana tavy.

  • 22/02/2017 - 10:00 : Polisim-pirenena: Tsy maintsy hosamborina ary hampiharana lalŗna ireo nahavanon-doza nahafaty polisy 2 tany an-toerana ny sabotsy teo tany Befandriana Avaratra. Polisy nanao ny asany ireto novonoina ireto, ka mety hiafara amin'ny fanalana ny polisy rehetra any an-toerana izao raharaha izao. Hisy kosa ny fifampiresahana amin'ireo tompon'andraikitra sy raiamandreny any an-toerana.

  • 22/02/2017 - 09:45 : Soavinandriana: Raimpianakaviana iray 43 taona niakatra fitsarana afak'omaly ka naiditra am-ponja noho ny fametavetana nataony tamin'ny zanany izay niterahany mihitsy.

Voir plus d'infos...

22/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161114

Misongadina

Baomba teny Mahamasina Hafenina ny tena marina

14/11/2016

Nitsingerina omaly ny 13 novambra nisianíny asa fampihorohoroana mahatsiravina tany Parisy, izay nahafatesana olona 130 sy naharatrana 413 nandritra ny fampisehoaníny tarika Amerikanina Eagles of Death Metal tao Bataclan sy tamina toerana 4 hafa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Mihetsiketsika any Alaotra Mangoro

14/11/2016

Nitohy tany Alaotra Mangoro ny fanetsehana ny mpikambana sy fanavaozana ny biraom-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara, taorianíny kongresy nasionaly taminíny mey 2015, ka nandraisaníAtoa Marc Ravalomanana ny fitantanana ny antoko.

Hamaky ny tohiny...

Antoko AKFM Manohitra ny fitondrana mpivarotra tanindrazana

14/11/2016

Nankalazaina teny aminíny foibeny teny Andrahavoahangy ambony ny sabotsy 10 novambra teo ny faha-58 taona nijoroaníny Ankotoníny Kongresiníny Fahaleovantenaníi Madagasikara na ny AKFM.

Hamaky ny tohiny...

Gaby Vakiniadiana Miantso fahatongavan-tsainíny tsirairay

14/11/2016

Lesona goavana no azo tsoahana taminíny teniníny filoham-pirenena amerikanina vaovao, hoy i Gaby Vakiniadiana, izay mpanao politika sady sekretera jeneraliníny antoko Vahoaka Miray na VAMI, izay ao anatiníilay vondroníny mpanohitra rodobeníny vahoaka tia tanindrazana ho aminíny fanorenana ifotony (RMTF).

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Manjavozavo ny hoaviníny fikambanana AV 7

14/11/2016

Tafaresaka fohy taminíny mpanao gazety teto Antananarivo omaly ny filoha lefitry AV 7 na ny ę Association des victimes du 7 fťvrier 2009 Ľ, Jean-Paul Ratsimbazafy na Tsimirehadava.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Hidororororo ve e !

14/11/2016

Miarahaba anao aho Jean ! Toa arakaraka ny itenenana anareo ity no toa vao mainka mampitrifana anareo a ! Sa hoe mitenena eo foana fa raha mihaino koa ny vato dia maheno anareo e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Famarotana tany aminíny vahiny Tena famonoan-tena, hoy ny SIF

14/11/2016

Tsy nihafahafa ny fomba filazaníny avy eo anivoníilay sampana iombonana ho aníny fananantany na ny (SIF),

Hamaky ny tohiny...

Sofia HŰtel Fianarantsoa Nandalo Ratsiraka, notapahiníny Jirama ny jirony

14/11/2016

Vitsy ny mofo dipaina teny an-tsena, tsy nandeha ny radio sy ny televiziona, maizina tampoka ny hotely sy ny toeram-pisakafoanana.

Hamaky ny tohiny...

Aretina diabeta Mitombo hatrany ny voany, ireo matavy no tena lasibatra

14/11/2016

Mitombo hatrany ireo olona voaníny diabeta eto amintsika. Ankoatra ny zaza madinika vao valo volana monja dia tsy mifidy taona intsony ny aretina, indrindra fa ho aníireo mitombo lanja loatra na matavy.

Hamaky ny tohiny...

Taksibe miasa eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa

14/11/2016

Taorianíny fanisana sy fitsirahana ireo fiarakaretsaka ara-dalŗna eto an-drenivohitra dia miroso aminíny fanisana ireo taksibe indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny...

Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho aníny olona 320 000

14/11/2016

Hatraminíny faraníity taona 2016 ity, olona 320 000 any aminíny faritra Atsimoníny nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoeĒvatsiníankohonanaĒ.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mifandray tendro Ö

14/11/2016

Fombaníny mpitondra ankehitriny ny mifampiaro aminíny tsy mety ataony.

Hamaky ny tohiny...

Apercu Journal

Kaomininíi Betafo Mirongatra ny asan-dahalo

14/11/2016

Mirongatra ny asan-dahalo any aminíny kaominina ambonivohitríi Betafo, distrikaníi Betafo. Ankoatra ny lahatríomby dia nambaraníny Beníny tanŗna Rakotonarivo Ramanoarivelo fa ripaka avokoa izay rehetra reníireo mpanao ratsy fa manam-bola ao an-trano ankoatra ireo manana fitaovana toy ny bisikileta.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana