Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 15:30 : Nody mandry omaly teo amin’ny faha 74 taonany ilay mpihira Amerikana Edwin Hawkins, fantatra amin’ilay hira hoe”Oh Happy day”.

  • 16/01/2018 - 15:00 : CACAO : Nihena ny vokatra cacao noho ny fandalovan’ny rivodoza Ava ary ny vidiny koa dia nihena 600 Ariary raha ny nambaran’ireo mpamboly any Sambava.

  • 16/01/2018 - 14:30 : SOLIDARITE DES JOURNALISTE MORONDAVA : Nanao fanambarana izy ireo fa tokony hisy zavatra hivoaka ny fakana am-bavany ny mpanao gazety 1 tamin’ny famoahana vaovao momba ny fanondranana sokatra any amin’ny zandary fa tsy fampihorohorona mpanao gazety fotsiny hoy ireo mpanao gazety any Morondava.

  • 16/01/2018 - 14:00 : BORIBORITANY FAHA-2 : Hitsahatra tsy hiasa intsony ireo mpiasa ao rampitso raha tsisy ny fanapahan-kevitra raisin’ny kaominina mahakasika ilay Delegué hoy ny sendikan’ny mpiasa ao.

  • 16/01/2018 - 13:30 : MPIANATRA ENY ANKATSO : Nolavin’ny mpianatra ny andininy faha-2 tamin’ilay fehin-kevitra nivoaka izay milaza fa ny vatsim-pianarana ny volana hitsahina ihany no ho azo.

  • 16/01/2018 - 13:00 : FAMPIANARANA : Ahemotra 2 herinandro amin’ny daty voatondro ny fanadinam-panjakana sahanin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena toy ny CEPE, BEPC,CAE, CAPE.

  • 16/01/2018 - 12:30 : MAHAJANGA: Mpianatra 3 no nosamborina omaly noho ny fanakorontanana ireo mpiantra hafa manao fanadinana.

  • 16/01/2018 - 12:00 : RIVODOZA AVA : Tafiakatra 51 no maty ary 22 tsy hita popoka tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Ava teto raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC ny alatsinainy teo.

  • 16/01/2018 - 11:30 : JIRAMA : Araka ny tatitry ny tale jeneralin’ny Jirama dia mpanjifa 2000 amin’ny 20 000 natao fanadihadiana nanomboka ny volana Oktobra no tratra nangalatra herin’aratra.

  • 16/01/2018 - 11:00 : MPIANATRA ANKATSO : Tsy eken’ny mpianatra mipetraka enyamin’ny cité ny hananganana cybercafé ao amin’ny salle d’étude noho ny fahateren'ny toerana.

Voir plus d'infos...

16/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161109

Misongadina

Ministeranny fahasalamana Milalao 300 miliara Ar, mandoa vola ny marary

09/11/2016

Mbola tena tsizaizary ny fiahiana ara-pahasalamana eto Madagasikara, zaza latsaky ny 5 taona 120 isanandro na 44 000 isan-taona no mamoy ny ainy noho ny aretina tsy voatsabo araka ny tarehimarika navoaky ny Unicef taminny 2014 ary renim-pianakaviana 3000 no maty isan-taona noho ny fahasarotana eo am-piterahana

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Charles Andriamahefa Malahelo ny vahoaka raha mandeha taksibrosy izahay

09/11/2016

Tany aminny andronny praiminisitra Francisque Ravony no nisianny resaka fanambazana fiara sy vola voalohany taminny fametrahanny solombavambahoaka azy ho praiminisitra ny taona 1993.

Hamaky ny tohiny...

Merseneranny Fitondrana Raikitra ny adinny samy mpanohana

09/11/2016

Tsy misy foto-kevitra hijoroana fa voavidim-bola aman-karena ireo mpanohana ny filoham-pirenena ankehitriny, raha ny fahitana azy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mpitari-bato vilam-bava !

09/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Tena mba nahafinaritra kosa aloha ilay tenini Solo be hoe tapahana avy hatrany ny angovonireo sapandraharaham-panjakana be vinany tsy mahaloa ny saranizany e ! Tehaka mirefodrefotra aloha ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Filankevitra monisipaly Antananarivo Miatrika fivoriana ara-potoana

09/11/2016

Notanterahina nanomboka omaly talata 8 novambra haharitra telo andro ny fivoriana ara-potoanan'ny filankevitra monisipaly eo anivonny tannan Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Hetsiky ny mpanao gazety Hihetsika aminny fivorianny Frankfnia

09/11/2016

Nanao fanambarana goavana tetsy Antanimena indray omaly ny avy eo anivonny hetsiky ny mpanao gazety mivondrona ho anny fahalalahana na ny MLE.

Hamaky ny tohiny...

Sendikanny mpitsara Miantso ny vahoaka hahatoky ny fitsarana

09/11/2016

Nifoha taminny torimasony ny sendikanny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) taorianny fitsaram-bahoaka nisesisesy nanerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY ANTANANARIVO RENIVOHITRA

09/11/2016

Manomboka omaly talata 8 novambra ary haharitra telo andro ny fivoriana ara-potoanan'ny Filankevitra Monisipaly

Hamaky ny tohiny...

Fiantohana ny ho avinny zanaka Hanampy ireo ray aman-dreny ny BNI

09/11/2016

Betsaka ireo ray aman-dreny no tsy manana antoka mazava hahafahany manohana an-janany intsony ankehitriny, indrindra fa ny fahafahana mampiana-janaka hatraminny farany, izay tena handaniana volabe tokoa aorianny fahazoana ny mari-pahaizana Bakalrea.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Gasy Jiaby Mbola voavakavaka ny vehivavy.

09/11/2016

Miady mafy hatrany ny avy eo anivonilay fikambanana Gasy Jiaby izay manana tanjona ny hamongotra tanteraka ny olana ara-taratasy eto amintsika afaka 10 taona.

Hamaky ny tohiny...

Andranonahoatra Itaosy Nirehitra ny abatoara sy ny toeram-pivarotan-kazo

09/11/2016

Fotoana tena mampahazo vahana ny hain-trano izao vanim-potoananny hafanana izao. Voakasikizany ny teny Andranonahoatra Itaosy izay nitrangana hain-trano goavana ny alatsinainy nifoha omaly talata tokony ho taminny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Ny 40 %-nny mponina ihany no mandoa hetra ara-dalna

09/11/2016

Tena malaina mandoa hetra ny mponinAntananarivo Renivohitra aminny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Fivarotana sy fifohana rongony Tambajotra iray indray no sarona

09/11/2016

Anisanny tena mampitaraina fatratra ny maro ny fisianny olona mivarotra sy mifoka rongony eny amininy faritra Ambohimangakely, Ambohimanarina, Ankadindramamy, Marais Masay,

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Marc Ravalomanana Mahita vahaolana hatrany

09/11/2016

Olonny teny omeny ary tsy mba mivadika aminny zavatra nambarany fa ataony i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Mihetsika ny FJKM Hamoaka mpitandrina 100 isan-taona

09/11/2016

Hankalaza ny faha-50 taona nijoroany aminny taona 2018 ny Fiangonani Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM).

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mila tonga saina

09/11/2016

Tsy fantatra intsony na mbola eto aminny planeta tany na any amina tontolo hafa mihitsy no misy ani Madagasikara.Tsy misy zavatra mbamahafinaritra sy mahasondriana fa dia sorisory no iainana isanandro.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana