Fil d'actualités du 25/04/2017

  • 25/04/2017 - 15:30 : Ambodivonikely Ambohimanarina: Manjaka ny delestazy, ka tsy afaka manao ny asa aman-draharahany ny olona noho izany.

  • 25/04/2017 - 15:00 : Fanatanjahantena _Taranja Judo: Hatao ny 29-30 aprily ho avy izao eny aminíny Kianja mitafoníI Mahamasina ny fiadiana izay ho tompondakaníAnalamanga ho aníny taranja ďJudoĒ, ka atleta 144 avy amina klioba miisa 11 no handray anjara aminíizany.

  • 25/04/2017 - 14:30 : Fitaterana: Hatsangana ny komity hanara-maso ny resaka kolikoly amin'ny fitateram-bahoaka izay ahitana ny avy amin'ny Firaisamonim-pirenena, mpitandro filaminana ary ny Bianco.

  • 25/04/2017 - 14:00 : Bianco: Efa tsy tompon'andraikitra amin'ny dosie efa nalefa any amin'ny Fitsarana ny Bianco, ary ny mikasika ny dosie mbola hanaovana fanadihadiana kosa dia mandeha miandalana satria sarotra ny manamarina ny fisian'ny raharaha hidirana resaka kolikoly, hoy jeneraly Ratovoson Benjamina.

  • 25/04/2017 - 13:30 : Fanatanjahanterana _Taranja basikety: Hisy fitiliana izay ankizy milalao eto amin'ny ligy Analamanga handrafitra ny ekipam-pirenena latsaky ny 16 na U16 ho fanomanana ny fandraisan'anjaran'i Madagasikara ny AFRO BASKET 2018, ka iantsoana ireo avy amin'ny seksiona Antananarivo Renivohitra, Ambohidratrimo, Atsimondrano, Avaradrano. Rahapitso 26 aprily manomboka amin'ny 2 ora no hanaovana izany eny Mahamasina.

  • 25/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Kenya: 26 maty namoy ny ainy androany vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina. Fiara lehibe mpitatitra solika sy fiarabe fitateram-bahoaka no nifandona.

  • 25/04/2017 - 12:45 : Fiarovana ny sisin-dranomasina: Hahazo sambo haingam-pandeha 2 avy amin'ny Governemanta sinoa ny Minisiteran'ny fiarovam-pirenena mba ho fiarovana ny sisin-dranomasin'i Madagasika amin'ny fanondranana harem-pirenena. Ho avy tsy ho ela ihany koa ny fitaovana famantarana fitaovam-piadiana hoenti-mamantatra ny resaka asa fampihorohoroana.

  • 25/04/2017 - 12:30 : Politika _Fitsipaham-pitokisana: Hanentana ny solombavambahoaka hanao fitsipaham-pitokisana ny Governemanta ny depiote avy amin'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga (MMM), tarihin'i Hajo Andrianainarivelo.

  • 25/04/2017 - 12:00 : Haino aman-jerim-panjakana (ORTM): Nodimandry omaly alatsinainy 24 aprily teo aminíny faha-63 i Sahondra Rakotoarilahy, mpanao gazety teo anivoníny haino aman-jerim-panjakana, izay efa nisotro ronono.

  • 25/04/2017 - 11:30 : Sendikan'ny mpitsara (SMM): Hanao fanamarinana ao amin'ny hopitaly HJRA ny sendikan'ny mpitsara (SMM) raha toa ka ao marina na tsia i Claudine Razaimamonjy.

Voir plus d'infos...

25/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161108

Misongadina

Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

08/11/2016

Hita taratra taminíny fanambarana nataoníny filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-teniníny praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka taminíny mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikambanana Grand-Tana Voafidy ho filoha i Lalao Ravalomanana

08/11/2016

Nivory voalohany omaly tolakandro tetsy aminíny lapaníny tanŗna Analakely ny fikambananíireo beníny tanŗna eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka Naneho ny heviny ny filoham-pirenena

08/11/2016

Naneho ny heviny tany Vohipeno, omaly, taorianíny fitsaram-bahoaka nifanesisesy tamina faritra maro teto aminíny nosy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Loza aminíatambo !

08/11/2016

Salam ave ry Jean ? Efa loza aminíatambo anie ity mitranga ity e ! Tsy henonao sy tsy hitanao mihitsy ve ireny dorodoro sy kantsankantsana eraníny tanŗna ireny ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Fitrandrahana safira any Bemainty Gaboraraka tanteraka

08/11/2016

Ankoatra ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa dia mirongatra koa ny fitrandrahana harena ankiboníny tany tsy ara-dalŗna eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Zarazarao hanjakana foana ve ?

08/11/2016

Mitana ny sainíny olona maro maneran-tany ny zava-misy any Etazonia aminíizao fotoana izao. Hotanterahina anio ny fifidianana filoham-pirenena izay tsy misy afa tsy kandida roa dia ny repoblikanina sy ny demokraty.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka mirongatra Misy ambadika politika ?

08/11/2016

Matetika ny minisi-panjakana, Narson Rafidimanana sy ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES

08/11/2016

Mananontanona indray ny fitokonaníny SECES (sendikaníny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).

Hamaky ny tohiny...

Ady tany ao Ambohimanarivo-Antsirabe Miha mafy ny fitakianíireo mponina

08/11/2016

Mihamafy ny fitakianíny mponina ao aminíny fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Fiakaraníny vidin-tsolika Mety hiafara aminíny fiakaraníny saran-dalana ihany

08/11/2016

Mety hiafara aminíny fiakaraníny saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaraníny vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohaníny vondroníireo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenainíny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Sendikaníny Taxi Mety haverina ny fifidianana izay ho filohany

08/11/2016

Mety haverina ny fifidianana izay ho filohaníny sendika hivondronaníny fikambananíireo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ozinina Miaramila ao Moramanga Hiverina hiasa indray

08/11/2016

Nijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faraníny herinandro teo ny delegasiona avy aminíny foloalindahy notarihaníny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier Bťni Rasolofonirina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitora Rakotonirina David Tsy manao politika na manohana antoko politika ny fiangonana

08/11/2016

Tontosa soa aman-tsara tsy nisy tomika teny Antsahamanitra ny alahady faha-6 novambra lasa teo ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny komity Foibeníny Flm vao voafidy farany teo tany antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana