Fil d'actualités du 17/01/2017

  • 17/01/2017 - 07:20 : Morondava: 6 ora amin'ny 24 ora isan'andro no mandeha ny herinaratra ao Morondava. Mitsitapitapy ihany koa ny famatsian-drano any an-toerana. Mitaraina ny mponina indrindra ireo mpandraharaha izay lasibatra manokana no ireo trangan-javatra ireo.

  • 17/01/2017 - 06:50 : Mandroseza: Manomboka mihena ihany koa ny reniranon'i Mandroseza nohon'ny tsy filatsahan'ny orana. Ahiana ho tapaka mihitsy ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina afaka 4 andro raha mitohy io tsy fisian'ny orana io.

  • 17/01/2017 - 06:20 : CAN 2017: Ady sahala samy tsy nitoko no niafaran'ny lalao nifanatrehan-dry zareo ivoarianina sy togoley. Niondrika 1 no 0 teo anatrehan'i RD Congo kosa i Maraoka ao anatin'ny sokajy C. Hiakatra an-tsehatra ny gropy D anio: Ghana hikatroka amin'i Ouganda ary Mali hihaona amin'i Egypte.

  • 16/01/2017 - 18:10 : Faritra Itasy: Mananika ny 53% ny tahan'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra ao amin'ny faritra Itasy, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny ofisim-paritra. Ambony io tarehi-marika io mihoatra amin'ny salan'isa nasionaly.

  • 16/01/2017 - 17:45 : Tranovato Ambatonakanga: Feno 150 taona ny 22 janoary 2017 izao ny naha tsangambaton'ny maritiora ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga. Homarihana amin'ny fanompoam-pivavahana lehibe ny fankalazana izany ny alahady izao. Hisy ihany koa ny fitokanana takelabato fahatsiarovana.

  • 16/01/2017 - 17:20 : Boriboritany fahaefatra: Nitombo avo 3 heny ireo mpifankatia nisora-panambadiana nandritra ny fetin'ny Krismasy sy faran'ny taona 2016 teny amin'ny boriboritany fahaefatra. Nahatratra 30 isan'andro izany tamin'ireo vanim-potoana ireo raha manodidina ny 10 ny andavanandro.

  • 16/01/2017 - 16:55 : Hani-masaka: Nisondrotra niaraka tamin'ny fiandohan'ny taona 2017 ny vidin'ireo hani-masaka eny amin'ny hotely sy gargoty. Manodidina ny 500 hatramin'ny 1.500 ariary ny fiakarana isaky ny vidin-tsakafo masaka.

  • 16/01/2017 - 16:30 : Albert de Monaco: Ho avy eto Madagasikara ny printsy Albert de Monaco amin'ny volana febroary 2017 raha tsy miova ny fandaharam-potoanany. Hifantoka betsaka amin'ireo hetsika sosialy ny vontoatin'ity diany eto amintsika ity.

  • 16/01/2017 - 16:05 : Toetrandro: Misy andro ratsy miforona any amin'ny 1.500km avaratra atsinanan'Madagasikara ankehitriny. Hiantraika amin'ny fiovan'ny toetrandro eto amintsika izy io amin'ny faran'ny herinandro, hoy ny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro.

  • 16/01/2017 - 15:40 : Oniversite: Notontosaina androany ny kongresin'ireo lehibe mpitantana sekolim-panjakana ambony miaraka amin'ireo filohan'ny oniversite. Lahadinika ny fandaharam-potoanan'ireo fanadinana samihafa sy ny fidirana eny amin'ny oniversite.

Voir plus d'infos...

16/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161102

Misongadina

Baomba teny amin地y A&C Ivato Sinema indray ?

02/11/2016

Nihorohoro ny mponina teny Ivato omaly, tokony ho tamin地y fito ora sy sasany hariva nandre feon-javatra nipoaka mafy sady nankarenin-tsofina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Harinosy Rabenerika Charlot Mbola mitazona ny loko loranjy aho

02/11/2016

Mandeha ny resaka any ho any milaza fa efa tena misalotra manao karavato mangan地y antokon地y fitondrana misy ankehitriny ny tenako, hoy ny depiote Harinosy Rabenerika

Hamaky ny tohiny...

Masimana Manantsoa Tsy mifampatoky ny mpitondra

02/11/2016

Manoloana ny filankevitry ny minisitra nidinan段reo mpikamban地y governemanta tany Antsiranana ny faran地y herinandro teo dia naneho ny heviny ny mpanao politika Masimana Manantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Didier Ratsiraka Ho avy ao Fianarantsoa, 15 taona aty aoriana

02/11/2016

Taorian'Antsiranana dia Fianarantsoa indray no mandray ny fankalazana mitety faritra ny fahefapolo taona niorenan'ny antoko AREMA

Hamaky ny tohiny...

Fifanarahan地y ォ31 oktobra 1991サ Nahomby fa nosomparan地y Frantsay

02/11/2016

Mitovy amin地y zava-niainana tamin地y taona 1991 ny tranga misy eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny profesora Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny...

Frankfnia Hialoha lalana ny fihaonamben地y Fiarahamonim-pirenena

02/11/2016

Hisokatra anio ary haharitra telo andro ny fihaonambe faha-10 an地y fikambanana tsy miankina (ONG) sy ny Fiarahamonim-pirenena amin地y tany miteny frantsay,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mihatsaravelatsihy

02/11/2016

Fa ahoana ihany ry Jean ity tan瀟a may mandritra ny fivoriana sy filibanareo any amin地y faritany ity a ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Antananarivo Renivohitra Miroso hatrany ny fanadiovana ny tan瀟a

02/11/2016

Tsy mikely soroka amin地y politika fanadiovana ny tan瀟an段ty renivohitr段 Madagasikara ity ry zareo eo anivon地y kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Vono olona tany Mananjary Tany tsy misy fanjakana intsony ?

02/11/2016

Niteraka resabe ny fandoran地y olona velona ilay ramatoa iray antsoina hoe Ratsaramandimby Lucette, voalaza fa iraka avy amin地y fiangonana zandriny iray eny Ampasika, Antananarivo ka nanota fady tao amin地y doany Valamena Satrokefa tamin地y alalan地y fanipazana henan-kisoa ny alahady 30 oktobra 2016 teo.

Hamaky ny tohiny...

Tsy masi-mandidy intsony ny mpitondra Mirongatra ny Fitsaram-bahoaka

02/11/2016

Tsy mitsitsy intsony ny olona fa avy hatrany dia manao izay saim-pantany manoloana ny fandikana ny lal瀟地y fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny...

Tranombokim-pirenena Anosy Varotra voninkazo maro samihafa

02/11/2016

Toy ny fanaony isan-taona dia manatanteraka varotra fampirantiana voninkazo etsy amin地y tranombokim-pirenena Anosy ny fikambanana Ceinture Verte.

Hamaky ny tohiny...

Lalana Tsarasaotra-Ivato Tsy mbola voaloa ny volan段reo rava trano

02/11/2016

In弾nina nihemotra ny fotoana tokony handoavan地y fanjakana ny vola omena ireo mponina rava fananana eny Tsarasaotra mihazo an棚vato nanamboarana ilay lalam-baovao handraisana ny frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Trano fonenana eny Ankatso Nifandona indray ny zanak但tsimo Atsinanana sy ny zanak段 Sofia

02/11/2016

Vaky indray ny ady teo amin段reo mpianatra zanaky ny faritra Atsimo Atsinanana sy ny zanak段 Sofia, samy manovo fahalalana eny amin地y anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Masoandro

02/11/2016

Masoandro no solon誕narana iantsoan段reo mpitrandraka vato ao Anjozorobe ny filoham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana