Dans la m麥e rubrique

Fiombonamben地y Zanakandriana sy Ampanjaka Mila miala ireo tompon誕ndraikitry ny filaminana

28/06/2016

Manameloka tanteraka ireo nahavanon-doza tany Beroroha ny 21 jona nahafatesana olona 31 sy teo amin地y kianjaben段 Mahamasina ny 26 jona nandratrana olona 91 sy namoizana aina malagasy 2 ny

Fiombonamben地y Zanakandriana sy Ampanjaka Mila miala ireo tompon誕ndraikitry ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Mibanaka ny sisintany Tanzanianina 2 tafiditra ao Tolagnaro

17/06/2016

Voaporofo indray omaly fa tsy voafehy mihitsy ny fanaraha-maso ny sisintany eto Madagasikara ary azo atao mihitsy aza hoe gaboraraka io fanaraha-maso io. Tranga tsy mbola fahita no niseho tao amin'ny seranan-tsambon段 Ehoala -Tolagnaro.

Mibanaka ny sisintany Tanzanianina 2 tafiditra ao Tolagnaro

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Tsy mahafehy ny firenena intsony ?

16/06/2016

Mavesabesatra ihany tato anatin地y roa volana izay ny raharaham-pirenena ary miha mafy isan誕ndro ny fanakianana ny mpitondra fanjakana. Tsy dia ilay zavatra vita na tsy vita no olana fa tena ilay endri-piainana misy amin段zao repoblika faha-4 izao mihitsy. Tsy afa-miala fa tompon誕ndraikitra voalohany ny filoham-pirenena.

Rajaonarimampianina Tsy mahafehy ny firenena intsony ?

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Tsy mahafehy ny tafika intsony ?

17/05/2016

Tsy nitondra fitoniana ny fitsidihan地y sekretera jeneralin地y Firenena Mikambana teto amintsika, ary tena diso kajy ny mpitondra fanjakana fa vao miha aza tehamaina no azony.

Rajaonarimampianina Tsy mahafehy ny tafika intsony ?

Hamaky ny tohiny...

13 mey 2016 Atahorana ny korontana

13/05/2016

Fotoana tokony hotsarovan地y Malagasy rehetra ny 13 mey 1972 nisian地y hetsi-bahoaka, notarihin地y mpianatra nitaky fanovana, indrindra tamin地y rafi-pampianarana tamin段zany.

13 mey 2016 Atahorana ny korontana

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana Hvm Nokianin段 Ban Ki Moon

12/05/2016

Ny fahavitan地y fifidianana ara-demokratika no narangarangan地y filoham-pirenena malagasy tamin地y lahateniny, fa ny fanajana ny zon弛lombelona kosa no nentin但toa Ban Ki Moon namaly azy.

Fanjakana Hvm Nokianin段 Ban Ki Moon

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Niampy 87 ireo ォ Percepteur de march サ

03/05/2016

Ho fanatsarana ny fanangonam-bola

Antananarivo Renivohitra Niampy 87 ireo ォ Percepteur de march サ

Hamaky ny tohiny...


Apercu Journal

Kaominin段 Betafo Mirongatra ny asan-dahalo

14/11/2016

Mirongatra ny asan-dahalo any amin地y kaominina ambonivohitr段 Betafo, distrikan段 Betafo. Ankoatra ny lahatr弛mby dia nambaran地y Ben地y tan瀟a Rakotonarivo Ramanoarivelo fa ripaka avokoa izay rehetra ren段reo mpanao ratsy fa manam-bola ao an-trano ankoatra ireo manana fitaovana toy ny bisikileta.

Saika isan-kalina vokatr’izany dia misy trano vaky foana ao an-drenivohitr’i Betafo ary alain’ireo olon-dratsy hatramin’ny vilia aman-tsotro mihitsy. Vao ny  fiandohan’ny herinandro teo ohatra dia olona fito no tratry ny mpitandro ny filaminana nangalatra omby tany an-toerana raha namoizana ain’olona vitsivitsy mihitsy izany tany amin’ny kaominina Alakamisy Anativato. Mangataka ny hijerena akaiky ny fandriampahalemana any amin’ity kaominina sy distrika iray ity araka izany ireo mponina any an-toerana. Tafiditra ao anatin’izany ny fampitomboana isa ny mpitandro ny filaminana sy ny famatsiana fitaovana azy ireo.  Na misy aza ny vola mantsy raha araka ny fitarainan’ny solontenan’ny mponina  dia ao anatin’ny horohoro hatrany no hitehirizana izany  hany ka na ny samy ao an-trano aza tsy mifampatoky intsony.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana