Dans la même rubrique

Vangaindrano Efa tany miady…

20/01/2017

Nitohy ny sakoroka sy ny fifandonana tany Vangaindrano omaly alakamisy. Noho ny tsy famelana ireo vahoaka hanatanteraka ilay fitsaram-bahoaka efa ho andro vitsy izay, dia nihamafy hatrany ny hetsiky ny mponina omaly, ka niafara tamin’ny famotehan-javatra

Vangaindrano Efa tany miady…

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana solika ny Jirama Nailika ny “Madagascar Oil” ?

20/01/2017

Ianjadian’olana ny orinasa mpitrandraka solika “Madagascar Oil” any Tsimiroro amin’izao fotoana izao.

Famatsiana solika ny Jirama Nailika ny “Madagascar Oil” ?

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny Jirama Hampanao fanadihadiana ny fanjakana

19/01/2017

Milaza ny hampanao fanadihadiana lalina na “Audit interne” mba itsirihana ny mety ho tsy fisian’ny mangarahara na koa ny gaboraraka eo amin’ny fitantanana ny orinasam-panjakana Jirama ny fanjakana foibe.

Fitantanana ny Jirama Hampanao fanadihadiana ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fiovaovan’ny toetr’andro Hamono Malagasy 300 000

19/01/2017

Voasokajy ho firenena faha-3 maneran-tany mora handairan’ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara noho ny famotehana ny tontolo iainana.

Fiovaovan’ny toetr’andro Hamono Malagasy 300 000

Hamaky ny tohiny...

Fakon’Andralanitra Tonga ny fotoana hamadihana azy ho angovo

19/01/2017

Zary fandatsana ny teny vazivazin’ny tano manao hoe : malaza tsy hihinanana toa ny fakon’Andralanitra manoloana ny fijaliana amin’ny angovo indrindra ny herinaratra sendrain’ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina amin’ity delestazy tsy manam-piafarany amin’izao fotoana ity.

Fakon’Andralanitra Tonga ny fotoana hamadihana azy ho angovo

Hamaky ny tohiny...

Fisaraham-panambadiana 10 isan’andro no voaray eny amin’ny fitsarana

19/01/2017

7 hatramin’ny 10 isan’andro ny fisaraham-panambadiana voarain’ny avy eo anivon’ny fitsarana raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ny Pot’enCiel oganisation na ny rafitra iray izay misahana ny fampiofanana eo amin’ny resaka fandrindrana tokantrano.

Fisaraham-panambadiana 10 isan’andro no voaray eny amin’ny fitsarana

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny “subvention”

18/01/2017

Mikatso ny famohana “quittance” eo anivon’ny trano printim-pirenena amin’izao fotoana izao, ary anisan’ny mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny “subvention”

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Zotra 152 Nivaky ho roa

19/12/2016

Nivaky ho roa ny zotra 152 Miarana mampitohy an’Amboditsiry sy Tanjombato. Efa ho tapa-bolana izao no nitrangan’izany vokatry ny tsy fifankahazoana nisy teo amin’ny mpitantana ny kaoperativa sy ireo tompona fiara.

 

Niezaka niroso tamin’ny fanatsarana mantsy ny mpitantana ity kaoperativa ity nanomboka tamin’ity taona 2016 ity, taorian’ny 18 taona izay fantatra fa tsy nahitany vokatra firy. Tafiditra tao ny fikasany mba hamadika ho orinasa kely iray mihitsy ity zotra ity saingy betsaka ireo tsy nanohitra. Mba hahafahana miditra amin’io lalana io anefa dia tsy maintsy noravana ny kaoperativa 152, antony nanosika ireo tompona fiara hanangana ny zotra 154 Miorina izay nakan’izy ireo fahazoan-dalana teo anivon’ny fiadidian’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Niasa ara-dalàna toy ny mahazatra izy ireo taorian’izay ary foana kosa  ny zotra 152 izay nahazatra ny maro ka nampitaraina fatratra  mpitantana azy. Tsy hijanona hatreo ny raharaha fa nampiakatra ho amin’ny ambaratonga ambonimbony kokoa ireo voakasika. Andrasana ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana, didy izay fantatra fa hivoaka amin’ity herinandro diavintsika ity, raha tsy misy ny sampona.

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana