Dans la mÍme rubrique

Kortezy mpanao hitsin-dalana Samy manao izay tiany ve eto e ?

24/03/2017

Ao anaty fitohanana lavareny no nisianíny teratany vahiny tao anatina fiara marika V8, izay nisy ireny lohana kortezy na mpitandro ny filaminana mitondra ďmotoĒ lehibe ireny mitari-dalana avy eo aloha teny Ankorondrano omaly antoandro.

Kortezy mpanao hitsin-dalana Samy manao izay tiany ve eto e ?

Hamaky ny tohiny...

Famonjena ireo traboinaníi Enawo Mila 20 tapitrisa dolara i Madagasikara

24/03/2017

Avy aminíny tatitra nataoníny BNGRC na ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary eto amintsika izay nanambara fa nahatratra 81 ny isaníireo maty taminíiny fandalovaníny rivodoza Enawo farany teo iny ary nahatratra 253 ireo naratra, 4 839 985 ireo traboina ary 274 318 ireo voatery hafindra fonenana Ö

Famonjena ireo traboinaníi Enawo Mila 20 tapitrisa dolara i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Fipoahana teny Betongolo Niala tsiny ny tafika

24/03/2017

Nitondra fanazavana mikasika ilay fipoahana teny aminíny Toby R3A eny Betongolo, izay niantefa tamina trano iray teny Tsiadana ny tafika.

Fipoahana teny Betongolo Niala tsiny ny tafika

Hamaky ny tohiny...

CUA sy fokontany Voafaritry ny lalŗna velona ny fiaraha-miasaníizy ireo

24/03/2017

Miteraka fanehoan-kevitra samihafa ny fikasaníny fanjakana foibe hanaisotra ny sary famantarana sy ny teny filamatry ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

CUA sy fokontany Voafaritry ny lalŗna velona ny fiaraha-miasaníizy ireo

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Zaígasy Hanangona fanitso ho aníny traboina

24/03/2017

Avo ny antso nataoníny avy eo anivoníny fikambanana Zaígasy ho aníireo olom-boafidy eto Antananarivo ny aminíny tokony hitsidihaníizy ireo izay traboina aminíny boriborintany hiadidiany avy.

Fikambanana Zaígasy Hanangona fanitso ho aníny traboina

Hamaky ny tohiny...

KOPIA MARI-PAHATERAHANA Ny 30%-níny zaza Malagasy no tsy manana

24/03/2017

Ny 30 %-níny zaza Malagasy no fantatra aminíizao fotoana izao fa tsy mbola manana kopia mari-pahaterahana.

KOPIA MARI-PAHATERAHANA Ny 30%-níny zaza Malagasy no tsy manana

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza indray ?

23/03/2017

Tsy tazana teny Antanimbarinandriana nandritra ny fitokanana ilay tranomboky sy ny centre Multimedia omaly Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina.

Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza indray ?

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

VONDRONA STAR Handray anjara aminíny fampandrosoana ny toekarem-pirenena

25/11/2016

Handray anjara aminíny fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny vondrona Star

. Anisan’ny antony nanosika azy ireo hanohana amim-pomba ôfisialy ilay  hetsika « Salon de l’Industrie de Madagascar » andiany fahatelo tanterahina eny Tanjombato nanomboka omaly izany hahafahana mampiroborobo ny orinasa  Malagasy rehetra. Nisy ny latabatra boribory  niarahan’Andriamatoa Emmanuel de Tailly, tale jeneralin’ny vondrona Star niaraka tamin’ny sendikan’ny indostria omaly teny an-toerana. « Indostria, avokavoky ny fampandrosoana » no lohahevitra novoaboasana nahafahan’ny roa tonta nijery paikady  hahafahana mampivelatra  ny indostria eto amintsika  entina hanaingana  ny toekarem-pirenena. Tsiahivina fa manana mpiara-miasa manodidina ny 2.000 isa ny orinasa Star ankehitriny  ka ny 99 %-n’ireo dia teratany Malagasy avokoa. Miara-miasa amina tantsaha manodidina ny 20.000 ihany koa izy ireo, toy ny ao Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony, ary DIANA. Malagasy avokoa no mampidi-bola ho azy ireo izay mahatratra hatrany amin’ny 14 miliara Ariary  isan-taona.

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana