Dans la męme rubrique

Profesora Zafy Albert Hotsaroana mandrakariva, hoy ny Filoha

23/10/2017

Tontosa soa aman-tsara tany amin'ny fasan-drazany any Betsiaka Ambilobe ny sabotsy 21 oktobra teo ny fandevenana ny Profesora Zafy Albert.

Profesora Zafy Albert Hotsaroana mandrakariva, hoy ny Filoha

Hamaky ny tohiny...

Clémence Raharinirina Hitarika fanakorontanana

23/10/2017

Milaza ny hitarika fitokonana indray ireo mpitarika ny Fikambanan’ny “Taxi” Antananarivo Renivohitra (FTAR), tarihin’i Clémence Raharinirina manomboka ny zoma 27 oktobra ho avy izao.

Clémence Raharinirina Hitarika fanakorontanana

Hamaky ny tohiny...

Mécanicien nipoahan’ny “Gaz” Tapaka ny tongony, nipotsaka ny tsinainy…

23/10/2017

Zava-doza no nitranga teny Ankinininabe Andramahavola Ambohidrapeto ny sabotsy teo. Tovolahy iray nitondra ny anarana hoe Solo 30 taona no nipoahan’ny « gaz » teo am-perinasa.

Mécanicien nipoahan’ny “Gaz” Tapaka ny tongony, nipotsaka ny tsinainy…

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra hani-masaka Tsy manana toerana fanariana fako ny ankamaroany

23/10/2017

Tsy manana toerana fanariana rano maloto sy poti-kanina ny ankamaroan’ireo mpivarotra hani-masaka amoron-dalana eto an-drenivohitra.

Mpivarotra hani-masaka Tsy manana toerana fanariana fako ny ankamaroany

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana herinaratra ao Toamasina Azo ny “transformateur”, mitohy ny halatra tariby

23/10/2017

“Transformateur” manana tanjaka 160Kva iray no nirefotra tao Mangarano II ny alarobia lasa teo ka telo andro sy roa alina tsy mahazo herinaratra ny mpanjifan’ny jirama maro be hatrany Tsarakofafa.

Famatsiana herinaratra ao Toamasina Azo ny “transformateur”, mitohy ny halatra tariby

Hamaky ny tohiny...

Aferana boaderozy Raikitra ny ampamoaka

21/10/2017

Nangingina ny raharaha fanondranana boaderozy teo aloha teo. Manomboka mifoha indray ny resaka ankehitriny.

Aferana boaderozy Raikitra ny ampamoaka

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Nahazo loka iraisam-pirenena

21/10/2017

Roa taona izay no nisian’ny Dinan’i Milan na ny “Pacte de Milan” momba ny politikan’ny fizakan-tena ara-tsakafo ho an’ny tanàn-dehibe,

Kaominina Antananarivo Renivohitra Nahazo loka iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Vondrona ANEFFA Nankasitraka ireo mpampianatra zokiolona

29/12/2016

Tsy nanadino ireo mpampianatra zokiolona miisa 40 mpikambana ao aminy ny vondrona Aneffa tarihin’ny filohany Randrianasolo Lova amin’izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao izao.

Notolorana solom-bodiakoho tetsy amin’ny INFP Mahamasina izy ireo omaly nahitana solontena folo isaky ny fari-piadidiam-pampianarana manerana ny  DREN Analamanga. Nambaran’ny filohany fa hetsika iray entina hamerenana ny hasin’ny mpampianatra ny tahaka izao. Hatramin’izay mantsy dia toa natao tsinontsinona hatrany izy ireo na dia nodradrain’ny sendika namana sasany aza ny fijoroany hiaro ny zon’ny mpampianatra. Rehefa misy ny fitetezam-paritra ataon’ny mpampianatra FRAM dia izy ireo hatrany no miantoka ny tenany sy ny fandaniana  rehetra. Mbola izy ireo ihany koa no asaina mizaka ny fandaniana amin’ny fikarakarana ny antontan-taratasiny hahafahany miditra ho mpiasam-panjakana izay mahatratra in-telo miantoana ao anatin’ny taona iray  nefa andoavana 50.000 Ar isanisany. Tsy nahitam-bokany anefa satria dia nangonina fotsiny tao amin’ny tranon’ny mpiambina ny tanànan’ny filohan’ny sendika ny taratasy ary nodorana avy eo. 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana