Dans la même rubrique

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny “subvention”

18/01/2017

Mikatso ny famohana “quittance” eo anivon’ny trano printim-pirenena amin’izao fotoana izao, ary anisan’ny mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny “subvention”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

18/01/2017

Naharitra ora 4 ny fivorian’ny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo omaly.

Ady amin’ny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Paompin-drano Manomboka amin’ny 1 ora maraina ny filaharana

18/01/2017

Niova endrika tanteraka ny filaharan-drano teny amin’ny paompy nanomboka omaly.

Paompin-drano Manomboka amin’ny 1 ora maraina ny filaharana

Hamaky ny tohiny...

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

17/01/2017

Mahoraka be ao Antsirabe ao amin’izao fotoana izao ny fiakaran’ny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao amin’ny tobin-dranomafana na ny “station thermale”, ao Andranomafana.

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

Hamaky ny tohiny...

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

17/01/2017

Namoaka fanambarana ho an’ny mpanjifa amin’ny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisian’ny rotsak’orana izao.

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

Hamaky ny tohiny...

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

17/01/2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

Hamaky ny tohiny...

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimôzena tao Vangaindrano

17/01/2017

Nitangoronan’ny olona teo amin’ny manodidina ny biraon’ny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimôzena tao Vangaindrano

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Tolo-tanana ho an-dRandrenja Eny amin'ny Coliseunm amin'ny 4 desambra

26/11/2016

Efa manomboka mihatsara ny fahasalaman-dRazafindrakoto Gérard na Randrenja amin’izao fotoana izao fa tsy araka ny feo nandeha teo aloha.

Na izany aza mbola tazonina ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha izy, antony nanosika ireo mpanakanto namana  marobe toa an’i Sacha Bam bam, Jerry Marcoss, tarika Ny Hasina, Rebika, Tim Safelika, Black Nadia….hikarakara fampisehoana goavana  entina hanampiana azy ny alahady 4 desambra ho avy izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Eny amin’ny Coliseum Antsonjombe no hanatanterahana izany, toerana izay nomen’ny fanjakana maimaimpoana raha nandray anjara tamin’ny fanamaivanana ny hetra kosa ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Hatolotra manontolo hitsaboana an-dRandrenja ny vola azo avy  amin’izany ka ny tranom-pamokarana Horizon izay naoriny, no handray an-tanana ny resa-bola rehetra. Tsy misy andoavam-bola kosa ny fitaovana hampiasaina amin’izany fa natolotr’ireo namana avokoa. I Francis Turbo, pastera,  Fou hehy no hanentana ny lanonana. 2.000 Ariary ny vidim-pidirana.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana