Dans la męme rubrique

CUA-Boriborintany faha-4 Mitohy hatrany ny fanajariana

21/07/2017

Noho ny fitandroana hatrany ny ain’ny mponina mba tsy hilatsaka tsy nahy any anatin’ireny « dalle » tsy misarona ireny,

CUA-Boriborintany faha-4 Mitohy hatrany ny fanajariana

Hamaky ny tohiny...

Jean Nirina HAFARI Malagasy Hivoaka amin’ny 25 jolay ny didim-pitsarana

21/07/2017

Niakatra fitsarana teny Anosy indray omaly ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina rehefa in-droa nangataka fahafahana vonjimaika saingy tsy nahazo.

Jean Nirina HAFARI Malagasy Hivoaka amin’ny 25 jolay ny didim-pitsarana

Hamaky ny tohiny...

Fisolokiana tao Toamasina Orinasam-panjakana maro no efa lasibatr'ilay teratany karana

21/07/2017

Maro tamin'ireo orinasa lehibe tao Toamasina no efa nikatona sy nizaka ny tsy eran'ny aina vokatry ny tsy famerenam-bola tamin'ny fisamborana nataona mpandraharaha,

Fisolokiana tao Toamasina Orinasam-panjakana maro no efa lasibatr'ilay teratany karana

Hamaky ny tohiny...

Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Tokony hijerena lalàna iraisam-pirenena, hoy Rabelaolao

20/07/2017

Anisan’ireo zokibe nametraka ny dian-drantsany efa ho 30 taona izao tao anatin’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety i Jessy Rabelaolao ary efa nisedra antsojay maro, raha ny fitantarany.

Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Tokony hijerena lalàna iraisam-pirenena, hoy Rabelaolao

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampiana Mpananihany sa mpandainga ?

20/07/2017

Nilaza i Hery Rajaoanarimampianina nandritra ny fitokanany ny tetezan’i Kamoro ny alatsinainy 17 jolay teo, fa tsy vaovao marim-pototra ny fametraham-pialan'ny minisitry ny fitantanam-bolam-panjakana,

Hery Rajaonarimampiana Mpananihany sa mpandainga ?

Hamaky ny tohiny...

Ambatondrazaka – Faritra Alaotra Mangoro Mitaona ny olona hanotrona ny tsenabe Tangorona ny HVM

20/07/2017

Nanomboka omaly alarobia 19 jolay 2017 tany Ambatondrazaka ny tsenabe Tangorona ho an’ny Faritra Alaotra Mangoro izay haharitra 4 andro ka tsy hifarana raha tsy ny sabotsy 22 jolay 2017.

Ambatondrazaka – Faritra Alaotra Mangoro Mitaona ny olona hanotrona ny tsenabe Tangorona ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-6 Betsaka ireo ankizy tsy manana kopia

20/07/2017

Betsaka ireo ankizy tsy afaka nandia ny varavaran-tsekoly hatramin’izay tao amin’ny Boriborintany fahenina noho ny tsy fananany kopia mari-pahaterahana.

Boriborintany faha-6 Betsaka ireo ankizy tsy manana kopia

Hamaky ny tohiny...


Actualités

TAPATAPANY

17/11/2016

ANOSIKELY Nandray ny delegasiona avy amin’ny Fondation Friedrich Erbert (FFE) ny Filohan’ny Antenimierandoholona.


 Nivoitra tamin’izany ny hisian’ny fiaraha-miasa avy amin’ny Governemanta alemana amin’ny alalan’ny FFE ho fanomezana fanofanana ireo Loholona sy ireo mpiasa eo anivon’ity Andrimpanjakana ity.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana