Dans la męme rubrique

Profesora Zafy Albert Hotsaroana mandrakariva, hoy ny Filoha

23/10/2017

Tontosa soa aman-tsara tany amin'ny fasan-drazany any Betsiaka Ambilobe ny sabotsy 21 oktobra teo ny fandevenana ny Profesora Zafy Albert.

Profesora Zafy Albert Hotsaroana mandrakariva, hoy ny Filoha

Hamaky ny tohiny...

Clémence Raharinirina Hitarika fanakorontanana

23/10/2017

Milaza ny hitarika fitokonana indray ireo mpitarika ny Fikambanan’ny “Taxi” Antananarivo Renivohitra (FTAR), tarihin’i Clémence Raharinirina manomboka ny zoma 27 oktobra ho avy izao.

Clémence Raharinirina Hitarika fanakorontanana

Hamaky ny tohiny...

Mécanicien nipoahan’ny “Gaz” Tapaka ny tongony, nipotsaka ny tsinainy…

23/10/2017

Zava-doza no nitranga teny Ankinininabe Andramahavola Ambohidrapeto ny sabotsy teo. Tovolahy iray nitondra ny anarana hoe Solo 30 taona no nipoahan’ny « gaz » teo am-perinasa.

Mécanicien nipoahan’ny “Gaz” Tapaka ny tongony, nipotsaka ny tsinainy…

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra hani-masaka Tsy manana toerana fanariana fako ny ankamaroany

23/10/2017

Tsy manana toerana fanariana rano maloto sy poti-kanina ny ankamaroan’ireo mpivarotra hani-masaka amoron-dalana eto an-drenivohitra.

Mpivarotra hani-masaka Tsy manana toerana fanariana fako ny ankamaroany

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana herinaratra ao Toamasina Azo ny “transformateur”, mitohy ny halatra tariby

23/10/2017

“Transformateur” manana tanjaka 160Kva iray no nirefotra tao Mangarano II ny alarobia lasa teo ka telo andro sy roa alina tsy mahazo herinaratra ny mpanjifan’ny jirama maro be hatrany Tsarakofafa.

Famatsiana herinaratra ao Toamasina Azo ny “transformateur”, mitohy ny halatra tariby

Hamaky ny tohiny...

Aferana boaderozy Raikitra ny ampamoaka

21/10/2017

Nangingina ny raharaha fanondranana boaderozy teo aloha teo. Manomboka mifoha indray ny resaka ankehitriny.

Aferana boaderozy Raikitra ny ampamoaka

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Nahazo loka iraisam-pirenena

21/10/2017

Roa taona izay no nisian’ny Dinan’i Milan na ny “Pacte de Milan” momba ny politikan’ny fizakan-tena ara-tsakafo ho an’ny tanàn-dehibe,

Kaominina Antananarivo Renivohitra Nahazo loka iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Actualités

TANORA MPANDRAHARAHA MENDRIKA TAONA 2016 Lasan-dRaveloson Andry ny amboara

25/11/2016

Lasan-dRaveloson Andry, tale mpitantana ny orinasa mpanamboatra fromazy « Sodimilk » ny amboara tamin’ilay fifaninanana tanora mpandraharaha mendrika taona 2016 nokarakarain’ny banky BNI Madagascar.

 Taorian’ny nahazoany ny mari-pahaizana Master tamin’ny alalan’ny lalam-piofanana  Management communication, Raveloson Andry no nanatanteraka ny nofinofiny tamin’ny alalan’ny fananganana orinasa ho an’ny tenany manokana izay mbola hafatra napetrany ho an’ny tanora ankehitriny hahafahana mampandroso ny firenena. Efa mampiasa fianakaviana am-polony ny lehilahy ankehitriny ary mbola mikasa ny hanitatra izany hatrany.  Hanampy sy hamatsy ara-bola azy ny banky BNI , vola hindramina tsy misy zanany ho fandraisana anjara amin’ny fanohanana ireo tanora Malagasy mpandraharaha. Omaly maraina no nanatanterahana ny lanonana teny Tanjombato, natrehin’ny talen’ny banky Alexandre Mey an-daniny,  ny ministry ny indostria Chabani Nourdine an-kilany.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana