Dans la męme rubrique

James Ratsima “Tsy nety ny fihetsiky ny filoham-pirenena tamin-dRavalomanana”

21/08/2017

Mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra ataon’ireo mpanao politika eto amin’ny tany sy ny firenena manoloana ilay tranga

James Ratsima “Tsy nety ny fihetsiky ny filoham-pirenena tamin-dRavalomanana”

Hamaky ny tohiny...

Karana iray mpanefoefo ao Toamasina Tsy matahotra ny lalĂ na misy eto Madagasikara

21/08/2017

Teratany Karana iray malaza ho mpanefohefo sy mpanjakazaka fananan'olona ao amin'ny Faritr'Atsinanana no milaza, fa tsy matahotra ny lalĂ na misy eto amintsika.

Karana iray mpanefoefo ao Toamasina Tsy matahotra ny lalĂ na misy eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa Ampijabahan’ny namany ny filoha

19/08/2017

Nitondra fanazavana momba ny zava-niseho ny alakamisy alina, nandroahana an’i Marc Ravalomanana mianakavy tao amin’ny Grand Hôtel Antsiranana i Guy Rivo Randrianarisoa

Guy Rivo Randrianarisoa Ampijabahan’ny namany ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Farmasianina Mbola tena vitsy eto amintsika

19/08/2017

Mbola tena tsy vitsy mihitsy ny farmasianina eto amintsika. Raha mahatratra 73 isa mantsy ireo hopitaly eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fotoana, dia ny 12 amin’izy ireo monja no misy farmasianina, antony manosika ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanome taratasy ireo olona vonona hiantsehatra manokana amin’ny fivarotana fanafody.

Farmasianina Mbola tena vitsy eto amintsika

Hamaky ny tohiny...

Jadon’ny fitondrana HVM Noroahana tao amin’ny Hotely i Ravalomanana

18/08/2017

Voaporofo hatrany fa misy mpitondra jadona sy mpanararao-pahefana eto Madagasikara.

Jadon’ny fitondrana HVM Noroahana tao amin’ny Hotely i Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fanondranana andramena “Afaka mirehareha ny fanjakana”

18/08/2017

Nihaona sy nifampiresaka tamin’ireo delegasionina avy amin’ny kongresy Amerikanina notarihin’ny filohan’ny kaomisionina momba ny raharaha ara-pitsarana Bob Goolate ny minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier,

Ady amin’ny fanondranana andramena “Afaka mirehareha ny fanjakana”

Hamaky ny tohiny...

Centre Manantenasoa Tsara tohana avy amin’ny filoham-pirenena

18/08/2017

Mankalaza ny faha-28 taona nijoroany ny Ny Association Akamasoa izay natsangan'i Père Pedro.

Centre Manantenasoa Tsara tohana avy amin’ny filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Actualités

STAR Nanamora ny fifandraisany amin’ny rehetra

09/12/2016

Nanamora ny fifandraisany amin’ny rehetra ny vondrona Star. Lohalaharana amin’izany ny fanomezana tombony ireo tanora maniry ny hiara-kiasa aminy manokana.

 Nandritra ny fampahafantaran’izy ireo  ny fisokafan’ilay tranonkalam-pifandraisana iray vaovao hivondronan’ireo sampana rehetra misy ao aminy no nahafantarana izany omaly (www.groupe-star.com) teny Andraharo. Ho hita ao anatin’io tranonkalam-pifandraisana io avokoa, hoy i Anthony Chan Kang Loi, tompon’andraikitry ny multimédia eo anivon’ny vondrona ireo karazana toerana hitadiavana olona hiasa eo anivon’ny vondrona,  ny mombamomba ilay mpiasa tadiavina…Toraka izany koa ny asa sosialy hiandraiketan’izy ireo, ny fiaraha-miasany amin’ny tantsaha, ny fanampiana ireo olona maniry ny hivarotra zava-pisotro Star ka mila fanampiana manokana, indrindra amin’izao ankatoky ny fety izao. Ho hita ao anatin’io tranonkalam-pifandraisana io ihany koa ny fikarakarana ireo zava-pisotro rehetra  vokarin’ny vondrona manomboka any amin’ny fandraisana ny vokatry ny tantsaha ka hatrany amin’ny fanaparitahana azy eny anivon’ny mpivarotra.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana