Dans la męme rubrique

Raharaha volabe 70 000 Euros Tsy mety miloa-bava ilay minisitra

18/01/2018

Niandry izay fanambarana ofisialin’ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine ny rehetra manoloana ny raharaha mafana momba ilay fanambaran’ilay Frantsay Houcine Arfa nilaza fa nandoa volabe 70 000 Euros taminy ho saran’ny fanafahana azy, saingy tsy nisy izany hatramin’izao.

Raharaha volabe 70 000 Euros Tsy mety miloa-bava ilay minisitra

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika ny raharaha Sygmma Andrasana amin’ny 26 janoary

18/01/2018

Mitohy ny fifandonana eo anivon’ireo tantsambo mpikambana eo anivon’ny Sygmma na ny sendikan’izany eto Madagasikara tarihin’ny sekretera jeneraliny Lucien Razafindraibe an-daniny sy Basola Nomenjanahary, an-kilany.

Didy mikasika ny raharaha Sygmma Andrasana amin’ny 26 janoary

Hamaky ny tohiny...

EPP Antandrokomby Anosizato andrefana Saika tsy nety niala ireo traboina sasany

18/01/2018

Saika tsy nety niala ireo traboina sasany natoby tetsy amin’ny EPP Antandrokomby Anosizato Andrefana, indrindra fa ireo nipetraka tao amin’ny trano natokana hianaran’ny préscolaire.

EPP Antandrokomby Anosizato andrefana Saika tsy nety niala ireo traboina sasany

Hamaky ny tohiny...

Vanim-potoanan’ny Pesta 2018 Mety hampihemotra fifidianana

17/01/2018

Mahalasa saina ny mpanara-baovao ihany ny fanazavan’ny manampahefana Malagasy ny taon-dasa 2017 teo, mikasika ny valanaretina pesta.

Vanim-potoanan’ny Pesta 2018 Mety hampihemotra fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra eny Andrefan’i Mananjara Hananganan’ny CUA « Pavillon » vaovao

17/01/2018

Mpivarotra efa ho 320 mahery avy etsy Andrefan’i Manajara, ao anatin’ny Boriborintany faha-4, monina sy manao asa fivarotana eny an-toerana no tonga nidinidinika sy nitafatafa ary niarahaba nahatratra ny taona 2018 ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly talata 16 jolay tolakandro.

Mpivarotra eny Andrefan’i Mananjara Hananganan’ny CUA « Pavillon » vaovao

Hamaky ny tohiny...

Olana eny amin’ny boriborintany faharoa Niditra ho mpanelanelana ireo mpanolotsain’ny tanàna

17/01/2018

Misy olom-boafidy iray lisitra tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana ary misy lany tamin’ny alalan’ny antoko hafa ihany koa izahay mpanolotsaina monisipaly mijoro eto,

Olana eny amin’ny boriborintany faharoa Niditra ho mpanelanelana ireo mpanolotsain’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Moramanga an-tampon-tanĂ na Hodinihana ny fampidirana angovo azo havaozina

17/01/2018

Tonga eto amintsika eto Madagasikara efa ho 3 herinandro Atoa Jean Axel Epiloïs izay ben’ny tanàna lefitr’ i Sainte Suzanne atsy amin’ny nosy La Réunion izay tanàna mpirahavavy amin’i Moramanga any Alaotra Mangoro.

Moramanga an-tampon-tanĂ na Hodinihana ny fampidirana angovo azo havaozina

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Seranam-piaramanidina Ivato Efa tafahoatra ny betrobetroka sy ny fakana vola

14/11/2017

Natao ihany ny tsy hiteny fa efa tafahoatra ny mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, hoy ireo mpandeha.

Avonavona, betrobetroka sy kitakita miampy filam-baniny sy fitakiana vola no misy ao amin’ny fahatongavana avy any ivelany (arrivée internationale), hoy ireo niharany. Samy manao ny ataony daholo na ny mpiasan’ny fadin-tseranana na ny polisy misahana ny sisin-tany na ny mpitsabo na ireo mpibata entana. Azo ambara fa fanorana sy kolikoly faobe no misy ao, hoy ny mpandeha iray avy any Azia. Ny Malagasy moa matetika no tena iharan’ny tsindry satria atokana ny teratany vahiny rehefa tonga eny Ivato noho izy ireo tsy maintsy mbola mameno ilay taratasy (formulaire) aloha vao tafavoaka ao. Tsy vao izao fa efa hatry ny ela no nandrenesana feo sy fitarainana momba ny zava-misy eny Ivato. Ny mahagaga anefa dia toa vao miha mitombo ilay izy ary efa tsy menatra mitaky vola intsony mihitsy ireo mpiasan’ny fadin-tseranana sy ny polisin’ny sisin-tany. Nahoana no mitazam-potsiny izao tranga mahamenatra sy manaratsy endrika ny firenena izao ny mpitantana sy ny mpitondra ? Fa dia tena tsy vita mihitsy ve ny manadio io sehatra iray io fa dia efa lasa fomba amam-panao tsy maintsy ekena ilay “mametraka kely” ? An-dalam-panitarana izao ny seranam-piaramanidina Ivato, ka ny atahorana dia hitatra tahaka izany koa ny avonavona sy kolikoly  eny raha tsy misy ny fahasahiana miady amin’io.


RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana