Dans la mÍme rubrique

Masera miasa any Ilakaka Mitaraina aminíny fandrahonana mahazo azy

26/04/2017

Efa nilaza taminíny fanehoan-kevitra nataoko hatraminíizay aho, fa misy ampahaníandraikitra lehibe avy aminíny mpitantana ifotony (autoritťs locales) eny anivoníny faritra tsirairay eto Madagasikara ny tsy fandehanan-javatra eto Madagasikara,

Masera miasa any Ilakaka Mitaraina aminíny fandrahonana mahazo azy

Hamaky ny tohiny...

Solontena maharitry ny FNUAP Tapitra ny fe-potoana niasany teto Madagasikara

26/04/2017

Tapitra ny fe-potoam-piasaníny Solontena maharitry ny firenana mikambana momba ny tahiry ho aníny mponina (FNUAP) eto Madagasikara Mamadou Dicko, ka nisy ny fitsidihana fanaovam-beloma ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier nataony teny Mahazoarivo omaly.

Solontena maharitry ny FNUAP Tapitra ny fe-potoana niasany teto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Rabokona Fanahy ratsy mampiorohoro sady manolana ?

26/04/2017

Taorianíny ambalavelona, ny satanika izay samy asaníny maizina avokoa dia tonga eto amintsika indray Rabokona raha ny feo miely. Efa ho iray volana izao no nalaza ho nampahory vehivavy maro tany Arivonimamo sy Ankazobe tany izy sy ny forongony.

Rabokona Fanahy ratsy mampiorohoro sady manolana ?

Hamaky ny tohiny...

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny aminíny Magro

25/04/2017

Tonga tao aminíny tranoníi tompokolahy Mahery na Tianasoa Andriamanandaza Mahery mpanentana teny aminíny kianjaníny Finoana Magro Behoririka, niondrika farany teo aminíny nofo mangatsiakany, ny fianakaviambeníny mpitolona teny aminíny kianjaníny Finoana Magro Behoririka,

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny aminíny Magro

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana ďHanome aina vao ho anareo ahoĒ

25/04/2017

Mitsidika ny faritríi SAVA indray nanomboka ny alahady teo i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana ďHanome aina vao ho anareo ahoĒ

Hamaky ny tohiny...

Tsy fandriampalemana Tsy vitaníny basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

25/04/2017

Nangataka fiaraha-miasa aminíny mpanao gazety omaly ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina

Tsy fandriampalemana Tsy vitaníny basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly aminíny fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tomponíandraikitry ny sekoly ENMG

25/04/2017

Resa-be ny momba ny kolikoly sy ny fahafantaraníolona ahafahana miditra ao aminíny ENMG (Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes) na Sekolim-pirenena fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha eto Madagasikara, niorina taminíny taona 1996.

Kolikoly aminíny fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tomponíandraikitry ny sekoly ENMG

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Sefo Fokontany Nisitraka tambinkarama 3 volana

29/12/2016

ďAleo misy toy izay handry fotsy !Ē. Izay no nambaraníireo sefo fokontany raha avy nandray ny tambin-karamany tao aminíny biraoníny Faritra


 Vakinankaratra izy ireo nanomboka ny talata teo. Tambin-karama 3 volana amin’ireo 13 volana tsy mbola naloan’ny fanjakana izao noraisina izao mba ahafahan’ireto tompon’andraikitra eny ifotony ireto mba manao fetin’ny faran’ny taona.

Caius R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana