Dans la męme rubrique

Raharaha Free news Feno tsy fanarahan-dalĂ na, hoy ny mpisolovava

23/06/2017

Nalain’ny avy eo anivon’ny biraon’ny polisy misahana ny heloka bevava am-bavany etsy Anosy omaly maraina ny talen’ny famoahan’ny gazety Free news, Haja Rasoanarivo sy ny tonian-dahatsoratr’izy ireo, Toky Ravaroson.

Raharaha Free news Feno tsy fanarahan-dalĂ na, hoy ny mpisolovava

Hamaky ny tohiny...

Afera Soanierana Ivongo Tetika hitrandrahana harena

23/06/2017

Tetika nentina nanakorontanana ny niseho tany ny alatsinainy 19 jona lasa teo, hoy i Bertrand Martin, mpanolotsain’ny Ben’ny tanànan’i Soanierana Ivongo omaly

Afera Soanierana Ivongo Tetika hitrandrahana harena

Hamaky ny tohiny...

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

22/06/2017

Hiakatra eny anivon’ny borigady misahana ny ady heloka bevava (B.C) eny Anosy ny talen’ny famoahana sy ny tonian’ny fanoratana ao amin’ny gazety mpiseho isan’andro Free News anio.

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

22/06/2017

Taorian’ny fitokonana nandritra ny 2 andro nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (SEMPIDOU) ny 29-30 mey, narahin’ny fivoriambe tsy ara-potoana ny 01 jona dia nanome fe-potoana ny fanjakana hamaliana ny fitakiany hatramin’ny 26 jona ny sendika.

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

22/06/2017

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

21/06/2017

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaham-pitsarana an’i Alain Ramaroson.

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

20/06/2017

Noraisina tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin’ny governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Sakafo lany daty miparitaka etsy sy eroa Manaitra ny rehetra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

09/12/2016

Manomboka miparitaka eny an-tsena sahady amin’izao ankatoky ny fetin’ny krismasy sy ny faran’ny taona izao ireo karazan’entana lany daty, hoy Rabetsara Lita filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ( RNDC).

 

 Anisan’ireny ny menaka, ny bisikoitra, ny vatomamy izay nomarihiny manokana  fa anisan’ny tena be mpividy tokoa rehefa fety tahaka izao. Miantso ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny toy ny minisiteran’ny varotra ity filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ity mba hanara-maso akaiky izany. Nosinganiny manokana ny hitiliana ireo tranombarotra manaparitaka izany eto an-drenivohitra sy any amin’ny faritra, ny mpamatsy azy any ivelany tokony hosaziana mafy. Efa nampitondra faisana olona maro ny fihinanana sy ny fampiasana sakafo lany daty toy ny menaka rehefa fety tahaka izao.

 Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana