Dans la męme rubrique

Vary simba nodorana Mbola nifandrombahan’ny olona indray

15/12/2017

Mampahonena ! Efa tena any an-tsoso-koditra ny fahantrana sy ny fahasahiranana ho an’ny Malagasy ka na fako io na zavatra efa simba dia tsy mampaninona intsony ny mihinana azy.

Vary simba nodorana Mbola nifandrombahan’ny olona indray

Hamaky ny tohiny...

Loza be tany Tsaratanàna Olona 27 maty, omby 3067 lasan’ny dahalo

15/12/2017

Hanao hazalambo ireo dahalo mandripaka ny distrikan’i Tsaratanana, indrindra fa ireo dahalo ambony latabatra sy ireo mpiray tsikombakomba aminy ireo mponina any Tsaratanana, tarihin’ny solombavambahoaka Ratefiarivony John.

Loza be tany Tsaratanàna Olona 27 maty, omby 3067 lasan’ny dahalo

Hamaky ny tohiny...

Tezitra ny mpiasan’ny AAA-Tiko “Akatony koa ny Socolait”

15/12/2017

Miakatra indray ny maripana mikasika ny fanakatonana ny Orinasa AAA any Andranomanelatra Antsirabe, izay mampiasa sy manofa ny fitaovana sasantsasany an’ny orinasa Tiko.

Tezitra ny mpiasan’ny AAA-Tiko “Akatony koa ny Socolait”

Hamaky ny tohiny...

Fandaminana ny tsena Petite Vitesse Hiara-kiasa akaiky ny mpivarotra sy ny lehiben’ny tsena

15/12/2017

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ireo mpivarotra an’arivony eo anivon’ny Tsena Fihavanana Petite Vitesse sy ny lehiben’ny tsena Atoa Razafindrakoto Mbolatiana.

Fandaminana ny tsena Petite Vitesse Hiara-kiasa akaiky ny mpivarotra sy ny lehiben’ny tsena

Hamaky ny tohiny...

Hena tsy fanta-piaviana amidy ao Antsirabe Henjana ny fitsirihana ataon’ny BMH

15/12/2017

Ankoatra ny fidangan’ny vidim-bary dia efa manomboka tsy taka-bidy ihany koa ny hena amin’izao fotoana.

Hena tsy fanta-piaviana amidy ao Antsirabe Henjana ny fitsirihana ataon’ny BMH

Hamaky ny tohiny...

Fisotroana toaka sy labiera Lohalaharana ny Malagasy

15/12/2017

Na dia niakatra efa ho avo 2 heny aza ny vidim-bary eny an-tsena dia tsy manakana ny Malagasy hirevy izany amin’izao annkatoky ny fety izao.

Fisotroana toaka sy labiera Lohalaharana ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Bruno Ravelonanosy Miantso ny CNaPS hiala tsiny

15/12/2017

Manoloana ny fampandrenesana an-gazety nataon’ny orinasam-panjakana miahy ny sosialim-bahoaka na ny CNaPS ny 15 sy 16 novambra lasa teo izay milaza fa izaho,

Bruno Ravelonanosy Miantso ny CNaPS hiala tsiny

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Rotary Club Antananarivo Doyen Nanome kopia ankizy 2500

17/06/2017

Mitohy hatrany ny hetsika tanterahin’ny Fikambanana Rotary Club Antananarivo Doyen amin’ny fanomezana kopia mari-pahaterahana ireo ankizy tsy mbola manana eto amintsika.

Teny amin’ny kaominina Sabotsy Namehana sy Alasora no nanolorany tamim-pomba ofisialy, enim-bolana taorian’ny nikarakaran’ny fikambanana  ny fitsarana mitety vohitra nentiny nanampiana ireo ankizy ireo. Andiany fahatelo amin’ny asa soa nataon’ny fikambanana amin’ny fizarana kopia maimaimpoana faobe omaly. Ho an’ny kaominina Sabotsy Namehana manokana dia  nitombo ny isan’ireo olona nisitraka ny fizarana noho ny fahatsapan’ny ray aman-dreny fa sakana tsy hahafahan’ny zanany mianatra ny tsy fananana kopia. Toraka izany ihany koa ny tsy fahazoana kara-panondrom-pirenena hahazoana mifidy izay tena mahavery zo tanteraka. Saika tonga nanome voninahitra avokoa ireo Ben’ny tanàna tao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana