Dans la męme rubrique

Belambo-Toamasina Ahiana ny hisian’ny sakoroka goavana

24/07/2017

Taorian’ny fitsarana ady madio izay namoahan’ity fitsarana ity ny didy manafoana ny famoivarotana teo amin’ny tompon-tany, sy ity ramatoa mpandraharaha ara-barotra isan’ny fantan-daza eto Toamasina,

Belambo-Toamasina Ahiana ny hisian’ny sakoroka goavana

Hamaky ny tohiny...

Claudine Razaimamonjy Natao fanadihadiana indray

24/07/2017

Re fa nandalo teny amin’ny Chaîne Pénale Anti-corruption na ny fitsarana manokana misahana ny ady amin’ny kolikoly teny 67 Ha ny herinandro lasa teo Rtoa Claudine Razaimamonjy ary natao fanadihadiana.

Claudine Razaimamonjy Natao fanadihadiana indray

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson sy Jean Nirina Ho afa-bela sa hilentika ?

24/07/2017

Hitodika etsy amin'ny fitsarana Anosy ny mason'ny rehetra rahampitso talata 25 jolay.

Alain Ramaroson sy Jean Nirina Ho afa-bela sa hilentika ?

Hamaky ny tohiny...

Imamba Soavimasoandro Tany hambolen’ny tantsaha 11 ha no nisy namefy

24/07/2017

Miaina anaty tebiteby tanteraka ireo tantsaha mpamokatra ao anatin’ny fokontany Imamba Soavimasoandro amin’izao fotoana. Taorian’ny fetin’ny 26 jona lasa teo,

Imamba Soavimasoandro Tany hambolen’ny tantsaha 11 ha no nisy namefy

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny hain-tany Handray anjara amin’ny COP 13 isika

24/07/2017

Handray anjara amin’ny kaonferansa goavambe momba ny hain-tany sy ireo mahatonga izany (COP 13) izay hatao any Ordos, Sina, i Madagasikara, ny 4 hatramin’ny 16 septambra ho avy izao.

Ady amin’ny hain-tany Handray anjara amin’ny COP 13 isika

Hamaky ny tohiny...

Zaza tsy ampy taona miasa Maherin’ny 2 tapitrisa

24/07/2017

Araka ny tarehimarika navoakan’ny avy eo anivon’ny birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT) dia maherin’ny 2 tapitrisa amin’izao fotoana izao ireo zaza tsy ampy taona miasa eto amintsika.

Zaza tsy ampy taona miasa Maherin’ny 2 tapitrisa

Hamaky ny tohiny...

CUA sy ny Maorisianina Hiara-kiasa akaiky

22/07/2017

Nihaona mivantana tamin’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly zoma maraina Atoa Soodesh Callichum, minisitry ny Indostria sy ny fampitaovana avy atsy amin’ny Nosy rahavavy Maorisy.

CUA sy ny Maorisianina Hiara-kiasa akaiky

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Orange Madagascar Miroso amin’ny 4G

25/11/2016

Tsy mitsaha-mivoatra ny orinasam-pifandraisana Orange amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra omeny ny mpanjifa, indrindra fa ny internet ho an’ny rehetra.

 

 Ho avy eto amintsika tsy ho ela ny 4G Orange vokarin’izy ireo,  fitaovana izay efa nampiasaina nentina nanomezana fahafaham-po ny mpanao gazety tamin’ny fampitana ny vaovao teny amin’ny efitrano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo. Tanjona ny  hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa ankoatra ny hahatonga azy ireo ho mpiara-miombon’antoka voalohany amin’ny fanovana endrika ny famatsiana connexion manerana ny Nosy ho tombontsoan’ny rehetra, hoy i Michel Degland, tale jeneralin’ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar. Azon’ny orinasa rehetra ampiasaina io karazam-pitaovana iray vaovao 4 G io na ho an’ny orinasa madinika na ho an’ny orinasa salantsalany.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana