Dans la mÍme rubrique

Ambatobe Karana mpianaka nisy nitifitra...

20/02/2017

andriaka ny ra teny Ambatobe omaly tolakandro. Karana lahy mpianaka, 43 taona sy 5 taona eo, no naratra mafy nisy nitifitra tao anaty fiara kely nentiníizy ireo hamonjy fodiana eny aminíny Rťsidence

Ambatobe Karana mpianaka nisy nitifitra...

Hamaky ny tohiny...

Fanalam-baraka anaty facebook Mpanao politika iray hogadraina ?

20/02/2017

Mbola mitana ny sainíny maro ny raharaha Hiary Rapanoelina, nampidirina am-ponja vonjimaika noho ny tsy fahafehezany ny vondrona facebook ďFifosana hanatsarana ny pipoles GasyĒ,

Fanalam-baraka anaty facebook Mpanao politika iray hogadraina ?

Hamaky ny tohiny...

Fidanganíny faktiora Misy hadisoaníny JIRAMA

20/02/2017

Mitaraina ny isan-tokantrano aminíny fidanganíny faktioraníny JIRAMA aminíizao fotoana izao.

Fidanganíny faktiora Misy hadisoaníny JIRAMA

Hamaky ny tohiny...

ďFace ŗ faceĒ tao aminíny Radio Haja Niboredika ny beníny tanŗnaníAntsirabe

20/02/2017

Nahaliana ny mpanara-baovao tao Antsirabe ny adihevitra nivantana taminíny haino aman-jery, Radio Haja Antsirabe nifanaovaníny mpanolotsaina sy ny Beníny tanŗnaníAntsirabe ny harivaníny zoma 17 febroary lasa teo.

ďFace ŗ faceĒ tao aminíny Radio Haja Niboredika ny beníny tanŗnaníAntsirabe

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Jean Nirina HAFARI Nanatsoaka ny fitoriany i Joella

20/02/2017

Rahaharaha anisaníny hitazonana am-ponja aníi Jean Nirina Rafanomezantsoa, filohaníny Fikambanana HAFARI Malagasy ny resaka fitazonana an-keriny aníi Joella ny 22-23-24 desambra 2015.

Raharaha Jean Nirina HAFARI Nanatsoaka ny fitoriany i Joella

Hamaky ny tohiny...

Ankizy maheriníny 800.000 Tsizarizary sakafo any atsimo

20/02/2017

Kaominina 7 any aminíny faritra Androy sy Anosy aminíizao fotoana izao no iharaníny tsy fanjarian-tsakafo, raha ny fanazavana nomeníny filohaníny fifanampiana Malagasy, Randrianalison Andrianomentsoa, tetsy aminíny biraony etsy Ampandrana ny sabotsy teo.

Ankizy maheriníny 800.000 Tsizarizary sakafo any atsimo

Hamaky ny tohiny...

Kaomininíi Talatavolonondry Midina mitety fokontany mitaky hetra

20/02/2017

Tena nalaina tanteraka taminíny fandoavan-ketra ny mponina tao Talatavolonondry nanomboka ny taona 2009 no ho mankaty, raha araka ny fanazavaníny Beníny tanŗna Rakotondrafaraniaina Martin.

Kaomininíi Talatavolonondry Midina mitety fokontany mitaky hetra

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Mpikarakara ny fivorianíny Comesa Sahy nandainga tsotra izao

07/11/2016

Hatraminíizao dia mbola mifandrirarira hatrany ny avy eo anivoníny sampandraharaha nisahana ny fifandraisana na ny DRM taminíny fihaonambeníny Comesa izay natao teto amintsika farany teo sy ny avy eo anivoníny minisiteraníny raharaham-bahiny izay tomponíandraikitra voalohany aminíny fikarakarana fihaonambe iraisam-pirenena tahaka itony.

 

 Araka ny fantatra, hatrany am-boalohany, dia efa voasokajy araka ny tandrify azy avy ny tambin-karama tokony ho azon’ny rehetra izay mandray anjara amin’ny fankalazana sy fampiakoakoana ny fihaonana goavana toy izao. Ny zava-misy anefa dia efa nampanantena izao ny sampandraharaha roa tonta, na tamin’ny alalan’ny antso an-tariby na tamin’ny fifampiresahana tsotra, fa samy hahazo ny valin-kasasarany ny rehetra. Ny avy eo anivon’ny mpanao gazety manokana, tsy mbola nahazo ny anjarany na dia efa nampanantenaina hoe aorian’ny hetsika aza no handray ny azy. Betsaka amin’ireo tompon’andraiki-tserasera mpanatanteraka ihany koa amin’izao fotoana izao no nahazoana loharanom-baovao fa mbola naman’ny niasa maina izy ireo. Haino aman-jery isan-karazany moa no efa namoaka ny vaovao mikasika ny fisiana mpanitsoka vola amin’ity minisitera ity kanefa hatreto tsy misy ny fepetra noraisin’ny tompon’andraikitra.

Mirija     

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana