Dans la męme rubrique

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

19/09/2017

Nitsidika tamin’ny fomba am-panajana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra nosoloantenan’ny lefitra voalohany ny fiadidiana ny tanàna, Col Ramboasalama Emilien sy ny talen’ny kabinetra Jean Claude Rabarijaona teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely,

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

19/09/2017

Tsy fantatra mazava hatramin’izao ny tena isan’ireo mpiasam-bahoaka eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny asam-panjakana Maharante Jean de Dieu.

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

MITIA SY FITIA Tsy misy ahiana intsony ny amin’izy ireo

19/09/2017

Salama tsara tsy misy ahiana intsony ny fahasalaman’i Mitia sy Fitia zazavavy kely roa kambana nitambatra teo amin’ny kibony avy any Vakinankaratra, nodidiana tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny 13 septambra teo.

MITIA SY FITIA Tsy misy ahiana intsony ny amin’izy ireo

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly any Alaotra Dosie 30 hanaovan’ny Bianco fanadihadiana

19/09/2017

Ireo sampan’asa eo anivon’ny Bianco Toamasina rehetra no ezahana entina eny ifotony, hoy ny tale iraisam-paritra ity Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly ity.

Kolikoly any Alaotra Dosie 30 hanaovan’ny Bianco fanadihadiana

Hamaky ny tohiny...

Bekisoa Soavimasoandro Raikitra ny adin’ny Sinoa sy karana amin’ny Malagasy

19/09/2017

Maromaro ihany izay raharahana ady tany nitranga tato ho ato izay. Tapa-bolana lasa izay dia vahoaka an’arivony no nitokona tetsy amin’ny fokontanin’i Bekisoa Soavimasoandro ao amin’ny firaisana faha 5.

Bekisoa Soavimasoandro Raikitra ny adin’ny Sinoa sy karana amin’ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vidin’ny henan’omby Hidina ato ho ato

15/09/2017

Taorian’ny fifanatonana sy fifampiresahana teo anivon’ny koperativa Mada Omby sy ireo tompon’andraiki-panjakana dia nilamina ihany hatreto ny famatsian’omby ho an’Antananarivo, hoy ny filohan’ny koperativa, Tahiry Sambehafa.

Vidin’ny henan’omby Hidina ato ho ato

Hamaky ny tohiny...

Firehetan’ ny valanjavaboarin’Isalo Misy ambadika hafahafa

15/09/2017

Nirehitra nanomboka ny talata 12 septambra teo ny valanjavaboarin’Isalo, ary omaly alakamisy 14 septambra vao voafehy tanteraka ny afo.

Firehetan’ ny valanjavaboarin’Isalo Misy ambadika hafahafa

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Mpianatry ny EPP Mahavelona Notoloran’ny Airtel fitaovam-pianarana

07/11/2016

Tsy nanadino ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ireo sekoly ahiany mivantana ny orinasam-pifandraisana Airtel amin’izao fiandohan’ny taom-pianarana 2015-2016 izao.

 Nosinganiny manokana tamin’izany ny sekoly ambaratonga fototra ao Mahavelona izay notoloran’izy ireo boky sy fitaovam-pianarana maro samihafa hahafahan’ny mpianatra miatrika am-pitoniana sy am-pifaliana ny taom-pianarana vaovao. Ho an’ny boky manokana dia nahitana sokajy maro izy ireny toy ny boky kajy, tantara, siansa, frantsay raha eo ihany koa ny boky fialamboly izay misy tantara mahafinaritra ho an’ny ankizy madinika. Tanjona ny hahafahana mampitombo ny fahalalan’ny mpianatra raha araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Airtel Maixent Bangha. Ankoatra izay dia nanampy manokana ity sekoly ity amin’ireo karazana kojakoja sy sakafo entina hampandehanana ny cantine scolaire ihany koa izy ireo  niampy kapa fitondra mianatra ho an’ny mpianatra tsirairay avy. Tsiahivina moa fa efa dimy taona mahery izao no nanohanan’ny Airtel ity EPP ao Mahavelona ity.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana