Dans la m麥e rubrique

Fanalam-baraka anaty facebook Tezitra ny zandarimariam-pirenena

24/01/2017

Taitra ny teo anivon地y zandarimariam-pirenena ary manomboka masiaka manoloana ny endrika tsy fanarahan-dal瀟a miseho any anaty tambajotram-pifandraisana ara-tsosialy amin段zao fotoana izao.

Fanalam-baraka anaty facebook Tezitra ny zandarimariam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Sinoa sy ny Karana Gaboraraka ny fidirany eto Madagasikara

24/01/2017

Efa tena tsy voafehy intsony ny fidiran地y teratany vahiny eto Madagasikara. Nanaitra ny rehetra, indrindra fa ny tompon誕ndraikitra mahefa eto amin地y firenena tamin地y alalan地y fandefasana hafatra tao anatin地y tambajotra ara-tsosialy fesiboky ny mpandraharaha Ny Rado Rafalimanana omaly 23 janoary.

Sinoa sy ny Karana Gaboraraka ny fidirany eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Autoroute RN2 Hatomboka amin地y faran地y taona 2017

24/01/2017

Lalam-pirenena 8.000 amin地y 10.000 km no voakojakoja tamin地y taona 2016 noho ny tsy fahampian地y bolongambola.

Autoroute RN2 Hatomboka amin地y faran地y taona 2017

Hamaky ny tohiny...

Talen地y Jirama Mahajanga Namaly bontana an地y depiote Nin

24/01/2017

Nitondra valin-kafatra mikasika ny fanakianan地y depiote Mapar voafidy tao Mahajanga I, Rahantanirina Lalao na i Nina momba ny fitantanana ny volan地y Jirama Mahajanga ny talem-paritra Rabevahoaka Bruno.

Talen地y Jirama Mahajanga Namaly bontana an地y depiote Nin

Hamaky ny tohiny...

Sinoa mpitrandraka vato eny Ambohimalaza Velon'ahiahy ny mponina

24/01/2017

Velom-panahiana ny amin地y fisian段reo sinoa mpitrandraka vato amina kariera iray eny an-toerana ireo mponina ao anatin地y kaominina Ambohimalaza.

Sinoa mpitrandraka vato eny Ambohimalaza Velon'ahiahy ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Bizina rano 1.000 Ar ny iray bidon eny Ambohidroa

24/01/2017

Mangidy ny fitadiavana rano eny amin地y kaominina Ambohibao Antehiroka sy ny manodidina.

Bizina rano 1.000 Ar ny iray bidon eny Ambohidroa

Hamaky ny tohiny...

Volamena tratra teny Ivato 18 kg mitentina 2,250 miliara Ar

23/01/2017

Volamena saika haondrana an-tsokosoko milanja 18 kg mitentina 2,250 miliara ariary no tratran地y mpiasan地y fadintseranana teny amin地y seranam-piaramanidin棚vato ny sabotsy lasa teo tamin地y 2 ora maraina.

Volamena tratra teny Ivato 18 kg mitentina 2,250 miliara Ar

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Minisiteran地y fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

28/12/2016

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon地y minisiteran地y fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.


Io no azo lazaina fa hetsika faramparan’izy ireo amin’ity taona 2016 ity izay tafiditra ao anatin’ny fandraisan’anjarany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray moa dia teny filamatr’izy ireo ny hoe : “Mamboly hazo, miaro tontolo iainana”. Amin’io fotoana io ihany koa no iandrasana izay hanambaran’ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rasolofonirina Béni Xavier, mikasika ny tombana izay vitan’izy ireo mikasika izay tontolon’ny fandriampahalemana ho an’ity taona 2016 hivalona ity.

Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana